very tadidy aho dokotera

1. sff ( 09/08/2008 06:41)
- Somary very tadidy aho dokotera
- Nanomboka ohaviana izany?
- Tsy tadidiko !


http://tianamix.free.fr/forum/blagueshumour/index.php?action=view&topicid=22
:-D :-D
novalian'i endrika01 ny 10/08/2008 21:49
2. jbin ( 09/08/2008 08:04)
=)) =)) =)) =)) mlay be!!!
3. Zozoro ( 09/08/2008 09:14)
sff:

- Somary very tadidy aho dokotera
- Nanomboka ohaviana izany?
- Tsy tadidiko !


http://tianamix.free.fr/forum/blagueshumour/index.php?action=view&topicid=22
:-D :-D


Izay izany ilay antsoina hoe : very tadim-poitra !!!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. ainaheri ( 10/08/2008 14:51)
Radoko kou maita hanontanina klé :-D :-D :-D
5. endrika01 ( 10/08/2008 21:49)
sff:

- Somary very tadidy aho dokotera
- Nanomboka ohaviana izany?
- Tsy tadidiko !


http://tianamix.free.fr/forum/blagueshumour/index.php?action=view&topicid=22
:-D :-D



Asio hafa njay!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2126