tsy mahazaka toaka

1. sff ( 16/09/2008 07:24)
Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'ny fahoriana aza.
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:01
2. ni81 ( 16/09/2008 07:56)
Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'ny fahoriana aza.
:-D :-D ianao izany ilay ataon'ny olona hoe manao ranomason-toaka ange e!
3. fahamarinana ( 16/09/2008 08:08)
:arrow: :-D :-D sanatria tsy maneso fa ireny olona mitomany ireny tokoa rehefa mamo dia tena mahatsikaiky...kanefa aleo mitomany toy izay manangana ady amin'olona...ary mba midegoba ve sy maimbo dalle rehefa maraindraina iny indrindra ?? :-P ,vazivazy fa azo valiana rahatoa ka tsy sorena amin'ilay fanontaniako an :) (l)
4. ni81 ( 16/09/2008 08:12)
Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'ny fahoriana aza.
ary maninona raha ajanona raha toa ka izany no handatsahana ranomaso e! Ny fahoriana aza ve zaka ihany ka izay ratoaka ve? :)
5. fahamarinana ( 16/09/2008 08:22)
:arrow: da sarotra avao miala amin'izy io ry ni an...indrindra efa tafiditra lalina iny fa atomboka amin'ny fampihenana azy aloha dia manaraka ny ambiny.. (l)
6. ni81 ( 16/09/2008 08:43)
da sarotra avao miala amin'izy io ry ni an...indrindra efa tafiditra lalina iny fa atomboka amin'ny fampihenana azy aloha dia manaraka ny ambiny..
mila fifehezan-tena mihitsy tokoa aloha e!
7. kiali ( 16/09/2008 09:16)
angah tsy resa-dehilah iz ty? :-D :-D
8. ni81 ( 16/09/2008 09:31)
angah tsy resa-dehilah iz ty?
ny vehivavy koa mahazo miditra mananatra ny lehilahy ka!
9. Noue ( 16/09/2008 09:50)
sff:

Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'ny fahoriana aza.
aleo lavitra aza hoe io mitomany io fa misy olona anie ka mila ady sy mivazavaza be ireny e


:^) :^) :^) :^) :^)
10. fahamarinana ( 16/09/2008 12:14)
kiali:

angah tsy resa-dehilah iz ty? :-D :-D

:arrow: kiali aza mandeha ary amin'ny resa-behivavy ary..Zà mankato fa nahita any ni81 tato.. :lol: (l)
11. lemenakely ( 16/09/2008 12:25)
sff:

Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'ny fahoriana aza.



hafa Kely indray izany!Ny ahy indray refa trop dia midegoba...
12. volana1 ( 16/09/2008 14:00)
Izy io dia tsy afaka raha ialàna tsikelikely izany, ary matetika koa dia tsy afaka mihitsy raha tsy misy mahazo ilay mpisotro (aretina)..

Mila atidoha be vao afaka rehefa tafiditra amin'izay io, ary ny loza dia betsaka ny voaroaka amin'ny asany satria ni-gafy satria lasa be loatra ny toaka dia mamo hatrany am-piasana na hatrany amin'ny fety karakarain'ny toeram-piasàna.

Ka mila eritreretina ihany fa sao dia efa lasa any amin'izany vao tonga saina.
13. myaina ( 16/09/2008 14:46)
Tsy mahazaka toaka ve izany? ny anton izany fotsiny dia fony vao nanandrana nisotro toaka ianao d io no nataon ny subconscience nao?? ka raha vao moitié conscient ianao dia enclencher ny io!! ary efa nandramana indray ve hoe mi resiste fotsiny, manao be mokony ve d mbola mitomany ihany!! fa ratsy ihnay aloha izany manao ranomason-toaka izany e!!
14. Nickovy ( 16/09/2008 18:21)
sff:

Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. ........Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'ny fahoriana aza.


Ka ilay ranomaso tokony ho latsaka @ fahoriana izany no miangona de rehefa misotro te tonga de feno ny dobokely de mitobaka koh
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. kelly13 ( 16/09/2008 18:32)
jus de courage dol zany e
16. ni81 ( 16/09/2008 18:58)
Ka ilay ranomaso tokony ho latsaka @ fahoriana izany no miangona de rehefa misotro te tonga de feno ny dobokely de mitobaka koh
iny indray no tsy hitako :lol: :lol:
17. sff ( 18/09/2008 03:46)
ananan!!! izaho tsy miankin-doha ka, rehefa ilay sendra fety na revy miaraka amin'ny akama ireny ihany. Izaho ange amin'ny izany mahatsiaro tena hoe mitomany fa ilay izy lasa santimaka be. Ilay aoriana kelin'ilay mahay mampiresaka be iny.
18. ni81 ( 18/09/2008 09:17)
adranony oa rrrrrrrrraaaaaahhhaaaaaa io no manahiran-tsaina. Tssssy zzzaaaa no mamo fa ny tôôô^kkk ro mahhhery :lol: :lol: :-D
19. Nickovy ( 18/09/2008 15:32)
ni81:

Tssssy zzzaaaa no mamo fa ny tôôô^kkk ro mahhhery :lol: :lol: :-D



tsy no toaka no mahery fa ny "dobo" no marivo eh =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. apache ( 30/09/2008 13:36)
- Toaka maha mati-kambo :
la biera, Mac neil (tsaky poulet grillé, masikita, hira dance)
- toaka mampiady :
jackson, djama 52°, dzama maintso, vodka, brighton (tsaky trondro kely nendasina, voanjo, caca pigeon, fozakely, sigara....hira depart mahaleo de nifarana kaiamba) labiera no natao desera.
- toaka mampitomany sy mampanaonao foana :
john peters, mac neil (tsaky fromage, charcuterie, lasary, hira slow
- toaka mampilay kôzy sy mampisy feeling :
J&B, vieux rhum, toaka gasy ambodivoara (tsaky resaka sy vazo milay, na ambina laoka halina henakisoa sy akoho, hira mety daôly fa atao ambanimbany)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2986