Angadrano

1. sff ( 16/09/2008 07:40)
Ahoana kay ny fomba famonoana angadrano fa tena tsy afaka mihitsy ny ahy na sasana matetika aza.
Misy ilay shampoing antipelliculaire ireny nampiasaiko fa tsy afaka akory. Dia nisy ankizy nilaza tamiko fa ny vinaigre hono. Nefa toa manitsana volo ilay izy.
novalian'i letmi ny 04/12/2008 13:08
2. sytl ( 16/09/2008 10:50)
raha aty andafy enao de le rano feno calcaire no matonga an'io ,fa raha any dago de ...tsy haiko,na misy antony hafa ngamba!
3. sipagasy ( 16/09/2008 17:25)
Alamino aloha ny sainao sy ny eritreritrao fa hitanao fa hisinda ho azy ny angadranonao ireo e!, aanisan'ny mampisy andragrano mantsy ny 'asaloha' e! dia mahaiza mampiadan-tena dia hitanao fa hisinda tsikelikely io, azonao koa ny manasa loha miaraka @ ireny karazana shampoings antipelliculaire ireny e! miaraka @ io nolazaiko io,

dia mazotoa e!
4. xxx ( 16/09/2008 17:38)
sipagasy: tena marina ve???
Izaho mantsy tsy miadan-t saina sady miadana tanteraka raha ny hakamoana manao zavatra no resahina :-D fa be angadrano be
efa ela be mihintsy hatramin'izao ka dia mihonona sisa e! efa mampiasa isan'andro shampoo anti peliculaire fa e! e !e!
angamba ny hataoko dia hande dermato kely mihintsy aloha manao fitiliana kely, sady ilay angadrano ampitsana volo be an!
lany fanahy zà ka!
5. xxx ( 16/09/2008 17:38)
miadan-tsaina no tiako soratana io e!
6. tsidina ( 16/09/2008 19:26)
xxx:
raha ianao anie mampiasa ireny menaka manitra ireny de tsy maha afaka azy koa e, fa mba andramo koa hoe menaka-bolo fat sy manitra be io, zay koa remarq tsapako @ voloko. Afaka izy rehefa tsy menaka manitra no ampiasana de miampy ireo hevitra eo ambony.
sipagasy: tena marina ve???
Izaho mantsy tsy miadan-t saina sady miadana tanteraka raha ny hakamoana manao zavatra no resahina :-D fa be angadrano be
efa ela be mihintsy hatramin'izao ka dia mihonona sisa e! efa mampiasa isan'andro shampoo anti peliculaire fa e! e !e!
angamba ny hataoko dia hande dermato kely mihintsy aloha manao fitiliana kely, sady ilay angadrano ampitsana volo be an!
lany fanahy zà ka!




:)
7. sipagasy ( 16/09/2008 20:16)
xxx, ka raha sasanao isan'andro indray koa anie dia tsy mety e!!! satria lasa 'irrité" ilay hodi-doha vao maika mirongatra ny tsy hirongatra rehetra!!!
mila milamin-tsaina no voalohany aloha, dia jereo koa ny sakafonao raha 'équilibré' na tsia, avy eo koa jereo koa fa ny hohonao dia taratry ny volonao, fa tsara koa raha hanao fitiliana any à mpitsabo ianao.

bizz e! psst vao tany zah fa tsy tafandalo lol.
8. xxx ( 17/09/2008 05:55)
sipagasy: hummmmm! nandalo tanà-misy havana njay an! :wink:
tsy hoe manasa loha isan'andro aho fa ny tiako lazaina hoe isaky izay manasa loaha aho dia mampiasa anti-pellicule foana shampoo io sady ny ahy tsy ilay vovoka kely ireny fa tena plaque mihofaka mitsy indrindra rehefa madio avy manasa loha iny mihintsy no mihofaka de... :?
lany fanahy mintsy aho....
mety avy amin'ny sakafo mareina fa je mange n'importe quoi...tsy équilibré izany e! grignotage no betsaka dia rehefa tena hisakafo tsy mahahinana .
9. sipagasy ( 17/09/2008 16:34)
mmhhh ary tena mila manantona dermato i xxx raha izany kouuhh, aiza ka ho plaque beh izany?? sao hampitsoaka oul eo fa ndana aloha tsaboy haingana fa mety mila complement alinemtaire fotsiny ianao dia milamina io.
10. sff ( 18/09/2008 03:45)
Misaotra ry sipagasy ah. Hay ve ka ny miady saina mampisy angadrano e. :idea:
11. lohataona ( 18/09/2008 14:31)
Ny fiadanantsaina ié tena marina io!
HEAD and SHOULDER koa no hamiasao matetika dia tsy manisy zavatra hafa. Tsy mila stress be sy vadik'ati-doha @ tsy misy dikany!! Mety!
12. xxx ( 18/09/2008 18:55)
8. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 17-09-2008 18:34:20
Lohateny : Re : Angadrano
mmhhh ary tena mila manantona dermato i xxx raha izany kouuhh, aiza ka ho plaque beh izany?? sao hampitsoaka oul eo fa ndana aloha tsaboy haingana fa mety mila complement alinemtaire fotsiny ianao dia milamina io.
:-D :-D :-D :-D
mampiomehy ahy koa i sipagasy amin'ilay hoe hampitsoaka oul eo! aza hitako anie izany :-D
hande haka rendez vous mihintsy ka! fa misaotra ihany amin'ilay torohevitra e! izaho manokana aloha tsy stressée fa haiko ny mi gerer an'io ary azo lazaina ho miada-tsaina loatra ndray aza fa ny mahagaga dia tsy mety hafaka ilay tsivanona.

[quote]10. Mpandefa : lohataona [ Valio ] 18-09-2008 16:31:44
Lohateny : Re : Angadrano

HEAD and SHOULDER koa no hamiasao matetika dia tsy manisy zavatra hafa.
:arrow:ka io foana anie no ampiasaiko fa tsy mamely amiko e!
13. mmmhh ( 19/09/2008 15:17)
za koa mba toa anao io, fa nampiasa anan-drano de afaka,
ranona anandrano (totona de fihazana ny ranony), hosorana @ hodi-doha rehefa avy sasana, de aveo kobanina, zay vao ataonao ny masque na bain fampiasanao .
2 fa 3 fois par semaine . Efficace be fa andramo. :wink:
14. sipagasy ( 20/09/2008 08:40)
marina mihintsy io na koa dingadingana ilay farorany iny no ampandevezina dia sasana @iny ny loha dia avela hilona kely @ iny ranony iny, sday kosehina dia kobanina avy eo, fa io anandrano io tena mety koa, fa mila faharetana e!!!



sff: ieh mampisy angadrano ny asa loha!!!! tanjemo ihany!!
15. rush ( 20/09/2008 15:40)
manao aona daolo, ny ahy kobanina @ vinaigre mitapoka (1 zinga: rano; 1 sotro: vinaigre) sady mangirana ny volo no somary kosehina ny hodi-doha d afaka ny angadrano,stress koa no tena mahataonga azy io!
16. Harikoeli ( 22/09/2008 12:33)
Manaona daholo!efa nisy dinika mitovy amin'io zay ao anaty fahasalamana ao, za manko be angadrano be konko!de efa tsy misy bdb tsony ny ana satria nanaraka torohevitra ny namana tato za!vosary makirana ahosotra ny hod-doha rehefa voasasa ny loha de kobanina rano refveo!de na koa maka carbonetra le amidy eny @ mpivarotra reny de atao @ shampoing anasana loha in-dray mitsongo de mety isaky ny manosotra shampoing!fa tena efficace fa mila averina in-betsaka vao tena afaka tanteraka!nena zao efa tsy de misy tsony ra tsy hoe maloto be ny loha!fa ra isakerindro no manasa de tokony tsy hisy tsony !maztou daholo e!de andramo fa tena nety tamiko sao mbo mety aminao kou :wink:
17. xxx ( 22/09/2008 19:19)
harikoel: misaotra tam vavolombelona fa andrana zany
18. xxx ( 24/09/2008 14:09)
aretin aty matong angandrano fa ra misy sakafo ts zaka de lasa mipoitra any am loha!fa fadio mihinana menaka be lotra na zvtr matsiro de msotro arano betsaka
19. sff ( 26/09/2008 01:11)
Tena mahay mitsatoka kosa xxx fa izaho mantsy narary aty taloha.
20. tsiambaratelo ( 26/09/2008 07:51)
Misy koa oh taranaka mpisotro na izy tenany mintsy.Nahita ramatoa aho taty,fa isaky ny mandalo any aminy aho dia tsy mipetraka eo akaikiny mintsy,fa tena feno ny canapé ipetrahany,pelapelaka be mintsy,vao mihetsika izy de manidina mirarararaka avy.Toa wé marary hono izy,sady miasa saina!Lay Toro-hevitra naroso ny namana ery ambony lay we rano +vinaigre mahomby,maty tsara @zay ny microbe :D ny dingadingana koa tsara indrindra fa be farasisa lay olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084