Angadrano

21. sff ( 29/09/2008 04:23)
mety ilay vinaigre fa misaotra ^:^ ^:^
22. Ratoa ( 07/10/2008 14:34)
Vaha olana maika daholo izany fa ny manantona Pharmacie na dokotera no tena izy fa tsy fahampiana avy any anaty no mampisy ny angadrano.
Raha tia hanao soin maharitraritra ianao, dia mividiana "huile d'amande douce" . Sorito ny volo dia koseho amina coton misy "huile d'amande douce" hatrany mandra mpahadio ny faritra lalovan'ny coton; (mila 2ème personne izany). Rehefa izay dia sasao madio tsara ho afaka tsara ny menaka. Rehefa mety ho huile dia mety fa ny "huile d'amande douce" no tsara amin'ny hoditra rehetra. Tsra anaovana volo koa
23. letmi ( 04/12/2008 13:08)
Misy zokinay lahy izay tena be-anga-drano be izy, dia "Selsun" no nataony, vidina any @ pharmacie fa tena afaka tsy niverina intsony mihitsy ny anga-dranony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1928