Liste des messages
Liste des messages, inserés par diamondra27, par ordre de date
Diamondra27
(
14/12/2022 10:14)
Bodybuilding
Dia Faly miarahaba antsika rehetra ATO.
Hotsenaina Anio tolakandro any an- Tanindrazana ireo atleta nifaninana Tanya Thaïlande.
Nahazo ny laharana fahatelo tompon - daka eran- Tany i Stessi, Brav...
suite
diamondra27
(
07/02/2012 15:32)
k-pop, pop koreana
k-pop, karazana mozika vao nisondrotra ary manomboka malaza eraky ny firenena
ity misy metisy gasy, lany finaliste teto France
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=XQo5NT4gm2Y[/youtube]
...
suite
répondu par ded.kitty le 15/05/2012 11:27
diamondra27
(
11/06/2011 12:15)
ahoana ihany ny niafarany?
Manao ahoana daholo ianareo?
Saika mba hanontany hoe: nanao ahoana kay ny fiafaran'ilay resaka vol air mad france-tana?
nahazo alalana ihany handalo ao roissy CDG ve? Raha tsia dia ahoana no atao? iz...
suite
répondu par diamondra27 le 12/06/2011 18:10
diamondra27
(
04/07/2010 17:59)
fety amerikana
soanja, Belle, ikaretsaka sns ....
miarahaba tratry ny fety e...
suite
répondu par xxwx le 28/09/2010 06:27
diamondra27
(
03/07/2010 00:23)
bresil
tena tsy nampoizina koa iny nampihintsana an'i bresil iny an[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Ez4AEd5tV5M[/youtube]...
suite
répondu par diamondra27 le 03/07/2010 15:35
diamondra27
(
11/06/2010 12:15)
nelson Mandela...
finoana sa efa izay no anjara.
Hatrizay dia fanirian'i Mr Mandela ny hampiray ny fotsy sy mainty sy mavo sns. Nitolona mafy teo @ fiainany izy.
Tanteraka izany ankehitriny... nefa dia izao namoy ny z...
suite
répondu par Mpanazava le 17/06/2010 09:40
diamondra27
(
09/02/2010 07:08)
ca(z)iman la memy sozy=voay
sendra mba nandehandeha teny ho eny aho ary nahatsikaritra fa any amin'ireny zoo ireny dia ahitana toerana misy voay, dia lasa ny saiko hoe: maninona aza misy vola madinika ao amin'ilayrano ipetrahan'...
suite
répondu par ikaretsaka le 05/03/2010 15:33
diamondra27
(
01/02/2010 08:09)
mpimasy
fa inona kay no tena ataon'ny mpimasy: manasitrana ve?
mpimasy ihany ve no atao hoe mpanandro
iza ( ny anarany? mpimasy sa mpanandro, sa mpitaiza?)ireny olona misy tromba ireny ka mampihinana toaka ...
suite
répondu par fijo le 19/02/2010 20:55
diamondra27
(
09/01/2010 10:30)
video NSD Analamanga avril 2008
Miarahaba ny namana izay mbola tsy vita arahaba tratry ny taom-baovao 2010.
Faly mizara horonan-tsary aminareo.
Mba tongava @izay hono ny namana sasany fa izay efa tonga foana no tonga.
http://...
suite
répondu par walte le 24/04/2010 12:05
diamondra27
(
24/06/2009 15:39)
26 juin 2009
iza no hahazo an'i mahamasina?
eo ve zany no ahitana hoe: iza no manana pouvoir
sa sambany amin'ty taona ty no hisy defilE 2 ao Tana: ao am kianja 13 mai sy any mahamasina...
suite
répondu par fijo le 24/06/2009 20:18
diamondra27
(
13/06/2009 18:54)
Barak Obama am 4 juillet 2009
Somary hivoaka kely ny resaka politika gasy isika fa hitodika kely ho any am be kintana.
Toa hoe 64% hoe ny pourcentage-ny am fankasitrahana azy eo am fitondrana am peuple amerikana nandritra zay nah...
suite
répondu par Mirananirina le 14/06/2009 12:15
diamondra27
(
19/05/2009 14:31)
radiomada, tena izy ve sa tsia
lazaina fa tsy mandeha intsony ny radio mada nefa za mbola maheno radio mada tsara ihany.
Indro zaraiko aminareo izay te hihaino ary mba lazao hoe:tena izy sa tsia
http://www.medinalia.com/radio/p...
suite
répondu par xxx le 20/05/2009 00:26
diamondra27
(
18/05/2009 06:56)
razily suite, mbola tsy hita ihany izy
araka ny vaovao azo farany dia hoe tsy i razily akory iny teny ambohijatovo iny fa olona mitovitovy aminy
http://www.topmada.com/2009/05/andry-rajoelina-pas-de-table-ronde-avec-ravalomanana/
Ai...
suite
répondu par xxx le 19/05/2009 12:59
diamondra27
(
13/05/2009 08:12)
aiza izy izay
mba mangataka io hira io izay manana.
Henoko tam RVG izy io fa nouvelle version milaibe ka ra misy manan video na mp3 nge de mba andefaso hafatra za eeeeeeee!
Misaotra mialoha
marihina fa ilay ...
suite
répondu par mmmhh le 18/05/2009 13:14
diamondra27
(
03/05/2009 13:07)
Razily ooooooooo
Tena tsy hay zay niafaran-dRazily fa sao mba nisy nahita azy e!
Efa mandeha zao ny petition any ambadika any , zay tsy naharaka dia mitenena...
suite
répondu par diamondra27 le 04/05/2009 15:52
diamondra27
(
02/05/2009 06:57)
demande d'asile politika sud af
nanao demande d'asile politika any sudaf i dada, tsy hay zay tena dikan'izany ary tsy mbola nanome fanazavana izy.
Mino aho anefa fa manaraka akiky dia akaiky ity raharaham_pirenena ity izy ary mbola...
suite
répondu par xxx le 04/05/2009 14:23
diamondra27
(
01/05/2009 16:50)
grippe porcine
somary romotra ihany aho naheno an'io satria mampalahelo ilay fandehany. Tampoka teo dia nisy an'izany avy eo indray dia hoe hidina daholo ny école sy resto sy lieu publique any mexique ary koa ny mÃ...
suite
répondu par Ratoa le 27/06/2009 21:00
diamondra27
(
29/04/2009 11:29)
Voadingana koa la frantsa fa tonga dia any guangzhou
hosokafana ny vol tana -guangzhou dia iza moa no manana tombotsoa amin'izany raha tsy ny manambola fa any no iantsenan-jareo mahitahita rehefa tsy misokatra intsony ny ao behoririka
marihina fa ny ...
suite
répondu par rakaroka le 30/04/2009 20:51
diamondra27
(
27/04/2009 14:11)
didi-pitsarana hivoaka
am 29 avril hoe no hivoaka ny didi-pitsarana
be de be le zavatra voatanisa lazain'i radio mada
vaovao mahafly dia hoe efa manao travaux hono izao fa tsy maintsy vita dans 3 semaines ny fanamboar...
suite
répondu par nancy le 27/04/2009 16:33
diamondra27
(
25/04/2009 16:35)
miala any ny kung fu aza a!
Tsara dia tsara raha mirotsaka antsehatra miaro ny vahoaka izy ireo raha toa ka tsy hain'ny mpitandro filaminana ny manao izany.
Variana mihintsy aho mijery ny video mahazo ny loza ary tsy mety man...
suite
répondu par reeves le 26/04/2009 08:56
