razily suite, mbola tsy hita ihany izy

1. diamondra27 ( 18/05/2009 06:56)
araka ny vaovao azo farany dia hoe tsy i razily akory iny teny ambohijatovo iny fa olona mitovitovy aminy

http://www.topmada.com/2009/05/andry-rajoelina-pas-de-table-ronde-avec-ravalomanana/

Aiza i Razily dit :
18 mai 2009 à 8 h 30 min
tsy razily akory ilay teo ambohijatovo iny kay.
Nandhea be ny famotorana hoe aiza daholo ireo olona tsy hita dia tsy maintsy mody nitadiavana kôfboay mitovitovy taminy dia mody nasaina nankeny ambohijatovo.
Tsy dia nisy kaozy hoe inona avy nahazo an’i lery tany.
AIZA RAZILY?

novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:59
2. Noue ( 18/05/2009 07:02)
komenteran'olona iray ve dia io no marina ee ??? misy vidéo, misy sary !!! ho an'iza ny profit raha tsy izy io??? ny légalistes no teny Ambohijatovo fa tsy ny tgvendrana akory !!
3. andrywui ( 18/05/2009 07:08)
hay noue nandefa vaovao fosika be teto taminle razily fopla iny a !!
hitako otran'ny domaka be le razily vaovao ! fa le razily tena vrai otran mba tena mpiaro ny aradalana tsara ! ity fopla ty otran'ny "TEZEVE" iany rah ny fahitako azy !!
4. diamondra27 ( 18/05/2009 07:17)
ka sao de voafitaka ny legaliste re e.

efa mahay manao chirurgie esthetique nge ny any amin'ny tanAna zao e. ka zay andro maromaro tsy nanapoirana azy zay mety ampy tsara hanaovana maquillage sns

avoahy le razily tena izy e
5. andrywui ( 18/05/2009 07:19)
kobon'i diam's zany ry noue le fikabean'ny TIM amlé Razily fopla de ahoana ? afabaraka be anie zan ny Tim e! nivoaka zany ny marina !! de ahoana zan ry noue? innnn no hatao ? :* :*
6. diamondra27 ( 18/05/2009 07:26)
le razily niteny iny dia olona en forme tsara nefa raha olona voasambotry ry sarla zany misy mangana sns , sady toa hoe: lasa handicapE lery tamin'ny daroka nahazo azy dia izany no tsy namoahana azy
:-w :-w

jereo ny nahazo an'i Manandafy, ni-passer skanera mihintsy ny fiafarany
7. xxx ( 18/05/2009 07:41)
i salopard teto @ serasera iny nisandoka ho razily iny nirahin'i capsat,tsy interet legaliste sy ny tim no hanao an'izany,
Avoay i razily tena izy .
8. andrywui ( 18/05/2009 07:47)
Ary mazana be tim rah hanao makiazy sy nitady akanjo mitovitovy amlé tena Razily ka ! tonga de lagy le vadin'ilé tena Razily oe tsy ny vadiko io sondendaka Tim be io fa iza kou io ! de menamenatra teo lery oe kobo ny fika ratsy !!
9. xxx ( 18/05/2009 07:56)
tsy hay intsony lesy izy ity ry andrywui fa lasa lamaody anie ity fangalarana PS an olona ity e,ny but dia mba ny hampisavorivory ny kil ,k'asa ho interet an'iza no nivohan'i razily fopl iny ?
le razily fopla koa ange mampme be e ,f'angaha raha tsy esorina iny cartable antibale iny dia hoe tsy razily le izy,fa ny tena mahatsikaiky dia le razily tena izy manao defilé :-D :-D :-D il est fou razily :-D :-D :-D
ho lasa colonel koa razily rehefa miverin'i dada e
10. KALACK ( 18/05/2009 08:02)
ho lasa colonel koa razily rehefa miverin'i dada e
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. profesera ( 18/05/2009 08:10)



fa iza io ry tonaka ee le olona no operernay ve


:?: :?: :?:
12. diamondra27 ( 18/05/2009 08:12)
ny mahagaga dia hoe: lasa aiza le saina notazomin'i razily

normalement rehefa mivoaka izany ny olona voatazona dia averina aminy ny fananany teny aminy

http://www.youtube.com/watch?v=kVy6Zs1fb8k

naninona razily tsy nitondra aina?
13. KALACK ( 18/05/2009 08:27)
Jereo tsara ry reto fa tsy ho Razily vrai mihitsy io Razily fopla io ! jereo tsara fa lehilahy mbola tanora be le VRAI Razily io jereo ny handriny !! de jereo tsara ndray lay Razily fopla naboarin'ny TIM fa efa miketrona be mielanelana 20taona amlé tena razily mihtsy lery sady otran'ny domaka be fa le Razily vrai hita oe sahisahy tsara ! io Razily fopla io karazanlé vao mahita miaramila de ny manao tongotra ankatoka foana rah io fangorerany io !
14. diamondra27 ( 18/05/2009 08:57)
ka aiza ary le foulard maitso e
15. diamondra27 ( 18/05/2009 09:00)
le sainan-drazily mizaitra ny sisiny e
16. diamondra27 ( 18/05/2009 09:13)
http://news2dago.blaogy.com/post/770/6406

http://whereisrazily.wordpress.com/category/uncategorized/


ekena ho prezida ve razil sa tsia e?
17. Mirananirina ( 18/05/2009 09:17)
i salopard teto @ serasera iny nisandoka ho razily iny nirahin'i capsat,tsy interet legaliste sy ny tim no hanao an'izany,
Avoay i razily tena izy

hihihi
18. xxx ( 18/05/2009 20:35)
Resaka saina hono ny an'i diams fangaha iny tsy efa nodoran'ny capsat é???
De mbola slipo mizaitra iny foana ve no any ry diams a :-D :-D :-D sa mba string ndray mantsy zao no lamaody
19. xxx ( 19/05/2009 10:02)
diamondra27 : dia efa mba tadiavo any ny biographie ny Razily aza e! amizay mora kokoa ny manohana azy rehefa hande ny fifidianana
20. diamondra27 ( 19/05/2009 11:59)
xxx:

diamondra27 : dia efa mba tadiavo any ny biographie ny Razily aza e! amizay mora kokoa ny manohana azy rehefa hande ny fifidianana

-----------------------------------


http://www.topmada.com/forum/politique-economie-et-societe/razily-40-jours-en-prison-besoin-avocat/
http://razilypresident.over-blog.com/

Razily a fait son devoir, il nous a remis la preuve du comportement illégal des CAPSAT et par voie de commandement hiérarchique de Charles et de ce gouvernement de transition.

Entendons nous bien, les autres arrestations effectuées par les CAPSAT sont aussi condamnables mais la différence est que la HAT peut exhiber leur mandat d’arrét signé par le Procureur de la république. Oh bien sûr, c’est un document caduque tant par le fond que par la forme mais son seul existence peut rendre difficile les attaques frontales.


Mais ici autant que je sache:

Il n’y a pas eu de mandat d’arrét contre Razily

Il n’y pas eu effraction de loi malgache

il ‘ny pas atteinte à la sûreté nationale

il n’y pas perturbation de l’ordre public (au contraire le drapeau est un appel à l’unité nationale et la marche pacifique )

par contre:

il y a eu menace de mort (intégrité physique de Razily menacée)

intimidation avec coup de feu

Tentative de meurtre avec préméditation

Violence aggravée et passage à tabac

Torture physique et morale

Répression avec brutalité

Kidnapping, séquestration,

Et j’en passe et des meilleurs.


Les preuves à charge sont accablantes. Razily a bien fait son travail mais il ne peut pas tout faire.

Je ne suis pas avocat, je ne connais pas les subtilités de la loi ni les instances compétentes en la matière mais je mettrai ma main à couper qu’un avocat digne de son nom peut saisir ce dossier et déposer une plainte en bonne et due forme auprès d’un tribunal pénal ou bien, s’il faut en arriver là, auprès de la Cour Internationale de Droit de l’Homme.

Des chefs d’Etat africain pourront étre jugés en France pour avoir acquis des appartements en France après avoir dilapidés leurs pays.Personne n’est au dessus de la loi. Alors on pourra étre défaitiste, fataliste un autre jour mais pas en ce moment, pas en cette période extraordinaire où un président noir a été élu dans un des pays le plus capitaliste du monde. Pas en ce moment où les fraudeurs financiers les plus éculés rendent des comptes à la justice.

L’acte de Razily n’est pas dénué de subtilité! Actuellement, les hommes politiques sont arrétés en grande partie à cause de leurs affiliations à tel ou tel régime. Ici, en l’espèce, Razily est apolitique, il n’a aucune affiliation revendiquée. Donc les inepties habituelles du gouvernement : Propagande négative, incitation à la haine ou encore coup d’état ne tiennent plus la route.

Ce qui laisse le champs le libre à son eventuel avocat de plaider juste la cause d’un citoyen ordinaire arrété sans aucun mandat d’arrét et détenu prisonnier jusqu’à ce jour sans aucune autre forme de procès (au sens propre)


Les preuves à charge sont consignées sur le portable des jeunes (témoins oculaires) qui d’aprèss leurs dires ont relevé la plaque d’immatriculation de la fameuse 4*4 blanche. Le propriétaire sera vite connu. Son appartenance au CAPSAT indéniable. A ce stade, les preuves sont éloquentes pour accuser la HAT de complicité de Kidnapping et la libération de Razily président à portée de main.

Plus facile à dire qu’à faire me rétorqueriez vous ?

Je vous assure, je suis peut-étre un réveur invétéré, ingénu !
La complexité de la situation m’échappe!?? sûrement! mais je pense ne pas me tromper en affirmant que C’EST RAZILY QUI A FAIT LE PLUS DUR Et il continue de le faire à l’heure ou je mets ce point final.

----------------------------

http://razilypresident.over-blog.com/article-30907680.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4014