Razily ooooooooo
1. diamondra27
(
03/05/2009 13:07)
Tena tsy hay zay niafaran-dRazily fa sao mba nisy nahita azy e!
Efa mandeha zao ny petition any ambadika any , zay tsy naharaka dia mitenena

répondu par diamondra27 le 04/05/2009 15:52
3. diamondra27
(
03/05/2009 13:13)
zay tsy nahatadidy dia ty misy video fampahatsiahivana azy
http://www.dailymotion.com/playlist/xkxpk_diamondra27_reportage-mada-sy-hira-fahiny/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news
ary mbola nisy nanao caricature ihanykoa ery am le oe crise mada version rap http://diamondra27.skyrock.com/3.html

4. diamondra27
(
03/05/2009 13:16)
Mio21: de io zany le izy e
mampalahelo Razily fa voasambotra mitolona ho an'ny tanindrazana , mijoro ary faly amin'ny maha gasy azy , mitondra saina malagasy nefa dia tsy hita hoe aiza?
Manomboka ny ankety...

6. xxx
(
03/05/2009 13:52)
Marina mihintsiny io ry Diamondra tena fanjakana barofo mihintsy ty TGV ty,zay no tena izy!!!
hay ve manana hazon-damosina ihany ilaza an'izany hihihi

8. watafon
(
03/05/2009 14:26)
Tsy mbola fantatra mitsy hatramizao izay misy andrazily na maty na velona ?????? samy mitady ny vaovao momba azy isika rehetra eto zao !
9. Mio21
(
03/05/2009 14:38)
Merci diamondra27. Hay ve Razily no anaran'i lery iny eh.
Nataoko fa dia Razily mpanitra ronononay fa efa elabe koa lery tsy tazana. :-D

10. xxx
(
03/05/2009 15:09)
Toa hoe nomen' i andry sôsy hono léry dé lasa mrevy ao anoloan' ny Ena mahamasina ao foana isan- kariva kou!! :-D :-D
11. diamondra27
(
03/05/2009 15:47)
Mio21: tsy misy fisaorana akia a!
(sao de noheverindry fa i razily bonbon coco koa aza :lol: tadidindry ve iny razili iny)
wata: donakely aloha f'efa elabe izy izany an! :-*
ka eo indrindra isika izao ry wata, maty sa velona lery? de aiza, tsy re na lasa any tsiafahy na aiza fa dia i xxx zany milaza fa etsy mahamasina fona no ahitana azy de andraso haka polisy kely isika hi-verifie an'zany.

12. watafon
(
03/05/2009 17:34)
Elaela mitsy an :-* enga anie mba ho marina le lazain'i xxx e! Ohatran'ny adinon'ny olona mitsy anie razily tatoato e!
13. Mio21
(
03/05/2009 20:05)
Diamondra27>> tadidiko ilay razily bonbon coco fa ny ambangovangona no tsy arako intsony.
Fa tena tia tanindrazana marina ve aloha razoky sa mety hoe misy tsy fahampiana ara-tsaina kely eh?

14. xxx
(
04/05/2009 11:38)
efa nampisoandry lerony pipitsaka zay lery de mety efa navotsony na voatifitra xbe any ry diam s a
15. diamondra27
(
04/05/2009 15:52)
xxx13: za naheno fa hoe lasa nalemy hoe izy de tsy naseho intsony, marina ve zany
Mio21: tena sahy kosa nedala fa tsy hay na tsy ampy kely na ahoana .
Samy mamoaka ny heviny daholo manko am le resaka politika am zao fotoana ny any dago, na izan aza de mba nampalahelo i razily fa ny olona retra maty omem-boninahitra nefa izy mba fier am mahagasy azy de lasa portE disparus
Iza no tena Rambo ay chuck Norris any dago hanafaka azy?