video NSD Analamanga avril 2008

1. diamondra27 ( 09/01/2010 10:30)
Miarahaba ny namana izay mbola tsy vita arahaba tratry ny taom-baovao 2010.
Faly mizara horonan-tsary aminareo.
Mba tongava @izay hono ny namana sasany fa izay efa tonga foana no tonga.


http://www.dailymotion.com/video/xbsnmz_piknik-nsd-tany-analamanga-avril-20_people
novalian'i walte ny 24/04/2010 12:05
2. diamondra27 ( 09/01/2010 10:44)
nahafinaritra ny fihaonana sy resadresaka fa mbola hiverina indray dia mamboly hazo e :wink:
3. ni81 ( 09/01/2010 10:46)
misaotra nizara diams o! :-*
4. ANARIM ( 20/01/2010 08:48)
merci ô! bisou b nji ô!!!
5. diamondra27 ( 21/01/2010 08:03)
ni et anarim; tsisy fisaorana emisaotra mankasitraka
anarim tsy efa lebe ve zao le zaza minono iny
6. ANARIM ( 21/01/2010 11:35)
diams : eny akia, efa maika be hoe hiditra hianatra zà am septembre aaaaa!!!!
7. walte ( 24/04/2010 12:05)
Ok de ho antsika rehetra eh :D :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0792