Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kanota
(
20/06/2008 02:28)
Tokony hamboarina ny Prison fa mijaly ny gadra
Toa hoe mitaraina daholo ny mpigadra fa ratsy loatra ary mila hamboarina sy hitarina ny figadrana hono e =)) =)) =)) . Ny gadra politika ihany hono no miadana =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:47
rakapy
(
20/06/2008 02:14)
Tokony hanamboatra prison maro ny fanjakana
Raha ny fandehan-javatra eto Madagasikara dia tokony hangataka famatsia-mbola @ FMI i Madagasikara hanamboarana fonja fa tsy ho ampy izy ity atsy ho atsy....
tohiny
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:53
Solitikabe
(
20/06/2008 02:12)
Aleo aloha ambara
Aleo ambarako fa izaho Solitikabe no nangataka ny mpikarakara ny hanalana an'i Jeankely. Ny antony tsy hoe izy mpanohana ny fitondrana na hoe ahoana, fa ilay fifanajana mifehy ny fiseraserana no tsy t...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:46
Marindrano
(
19/06/2008 21:21)
Kidoropamba = Jeankely
Tsy adala ny Malagasy. Mandinika izy. Na dia tsy nandalo sekoly aza. Avelany ianao hanaram-po androany. Hanao izay tianao atao, hiteny izay tianao tenenina ary hotsarain'izany rahampitso. Izay ilay an...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:47
nygasysoafifameno
(
19/06/2008 21:05)
48 années de chapes de plomb... pauvreté et frutration
Tafa dinika serasera fanabeazana ary pedagojia maha olom-pirenena
miantso ary manasa antsika malagasy tia tanindrazana na eto madagasikara na aty ampita amaky ny blaogy maha olom-pirenena
http://mad...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:35
xxx
(
19/06/2008 19:14)
Ny sary....Fafao? Fafao daholo.....:?:-p
Fa ny ankabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ho aho rehefa mifikotra sy manam-pitiavana amin'ny sipa indrindra ny manana sary ato amin'ny namana serasera dia hoe fafao fafao daholo amin'izay ilay s...
tohiny
novalian'i tess ny 21/06/2008 10:24
endrika01
(
19/06/2008 18:14)
EURO 08 MBOLA TSY VITA E
Raha raraka ny France,andrandrao kosa ny ekipa hafa e.Zah zao mbola miandrandra ny ITALY sy ALLEMAGNE efa resy ny ANGLETERRE=))=))=))...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/07/2008 12:08
Samatra
(
19/06/2008 15:24)
Frankfurt am Main
Salut daholo!
Mba mitady Malagasy mipetraka ao Frankfurt raha tsy mahadiso e! Fantatro hoe misy Malagasy mipetraka any fa tsy misy fantatro. Mba te hifanerasera sy hitafatafa aminareo.
Futur habita...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/07/2008 16:59
niryna
(
19/06/2008 14:46)
Mino aho dia nanao asa,niasa aho satria nino.
[b] 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao[/b]: nomeny ny Zanani-lahy Tokana,[b] mba tsy ho very izay rehetra mino Azy[/b],[u] fa hanana fiainana mandrakizay.[/u]:arrow: izay[b] mi...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 03:36
glou
(
19/06/2008 14:33)
vacances mahajanga tohiny
ho anareo rehetra tapakevitra ny andeha dia mba manao confirmation kely eto alohan' ny 15 juillet mba hanomanana ny fiara hitondra sy ny fandriana atao reservation any antoerana satria koa misy isa he...
tohiny
novalian'i avylavitra ny 20/08/2008 13:57
kanota
(
19/06/2008 13:42)
kidoropamba sa sesikidoro. Mamely Ravalomanana ankolaka
Efa leon'ny manenjika mivantana ry kidoropamba dia mody fankasitrahana vendrana no entina hanimbana ny fitondrana. Rakatra ianao fa tsy mihoatra ny adiny dimy dia kobo. Fahaizana manokana lasa sesikid...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/06/2008 02:51
Mirindra02
(
19/06/2008 12:34)
Maurice- Singapore (mitady hotel tsara/tsy de lafo loatra)
Azafady sao mba misy mahalala hotels tsara sy tsy de lafo loatra ao Maurisy sy Singapore.
Maurice : Hotely afaka mandray fianakaviana (olona 4) - tsy voatery amoron-dranomasina nefa tsy lavitra ny r...
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 30/06/2008 06:26
kidoropamba
(
19/06/2008 12:27)
Mpangalatra emaraody
Henatra hoanareo mpangalatra emeraody ny nandefa vatosoa 500 kg mahery any ivelany any kanefa an'i madagasikara io vatosoa io.
[b]Mankasitraka amin'ny fanidiana ny "le quartz" izahay[/b] satria faha...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 12:43
haha
(
19/06/2008 11:21)
mangataka tononkira
mba mangataka ilay tononkira kalon'ny fahiny misy hoe ny refrain 'Tonkatranonao, re razoky, kanto loatra, .... 'Tsy haiko ny titre & mpihira, nefa hanaovana mariazy @ samedi. Misaotra indrindra :lol: ...
tohiny
ainaheri
(
19/06/2008 11:07)
Raymond Domenech
Mbola tafajanona ve ingahy rainy sa voatsipaka?? Ary raha soloina d iza no azoazonareo??...
tohiny
novalian'i Ralay ny 20/06/2008 14:55
naritsimba
(
19/06/2008 10:37)
NY FANAMBADIANA MALAGASY
Miarahaba antsika namana rehetra!
Ity dinika soratako eto ity dia nodinihana avy amin'ny fombam-panambadiana Malagasy, fomban'ny fanambadiana ao @ Testamenta Taloha ary ny fanambadiana Kristiana. Aso...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 01/07/2008 05:18
dimi
(
19/06/2008 09:37)
apologize an'i Timbaland
mba mangataka ny tonon'io hira io e!merci...
tohiny
novalian'i Hents2 ny 19/06/2008 17:52
Cyrix
(
19/06/2008 09:09)
Sabata
Ny andro Alahady no andro voalohany amin'ny herinandro, ary ny andro Asabotsy no andro fahafito. voalaza ao amin'ny Soratra Masina izany, ary mbola lazainy ihany koa hoe : mahatsiarova ny andro Sabata...
tohiny
novalian'i maniry4 ny 16/07/2014 21:58
LazaDaddy
(
19/06/2008 09:01)
izaho ry zalahy ...#2
izaho indray koa ry zalahy maha tara tara sipa silamo izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia(l) ...dia ahoana ny hevitrareo Silamo? Ahoana ny hevitrareo Kristianina?...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2008 18:48
tslem
(
19/06/2008 08:45)
tapaka ny tsikaiko
Tsy haiko ity na momba ny serasera na fiaraha-monina fa mba afindrao @ izay tokony hisy azy anie ry tompon'andraikitra azafady raha tsy tokony ho ato a!
Misaotra.
[b]Mba ni klik klik an'ilay oe ...
tohiny
novalian'i tslem ny 21/06/2008 05:23
