Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakapy, milahatra araka ny daty
rakapy ( 22/04/2010 06:24)
Mahaiza mamafy II
Ry sekoly kistianina, fiangonana,ny mpitondra fivavahana isan-tokony, ireo kristianina maro be, ry mpitory sy mpamafy baiboly sns... Ianareo dia nirotsaka antsitra-po tsy nisy nanery mba hikolokolo... tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/05/2010 10:00
rakapy ( 16/04/2010 12:05)
Mba atakalozy any ity volako ity!
-"Mba atakalozy any ity vola 10.000 -ko ity ry mpivarotra an!" hoy ilay rangahy t@ ilay mpivarotra iray. Noraisin'ilay tovolahy mpivarotra ilay vola ary dia nomeny 1000 ilay rangahy. - "10.000 anie ... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:18
rakapy ( 08/04/2010 09:53)
Mahaiza mamafy
Ventesina ombieny ombieny ity resaka famafazana sy fizarana ity. Maro ireo xana no manao izany toy ny" robot" ary indraindray aza dia toa alasafay sy fiatsaram-belatsihy no anaovany izany vokatr'ilay... tohiny
novalian'i rakapy ny 25/04/2010 09:19
rakapy ( 19/03/2010 12:32)
Fa t@ andro fahafito, A/tra namorona ny olombelona?
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona. Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka... tohiny
rakapy ( 01/03/2010 10:13)
Miteraha, mamenoa ny tany. Anjakao ny zava-boahary
"Miteraha ary mamanoha ny tany" ," Anjakao ny zava-boahary" Dia teny avy ao anaty baiboly. Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tany?.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2010 22:50
rakapy ( 08/02/2010 12:10)
Ny paradisa
Voalaza ombieny ombieny tato ato ny fara andro sy ny faran'izao tontolo izao. Misy moa ny mino fa ao koa ny tsy mino izany. Tsy idirako lalina ny momba izany satria efa misy dinika misokatra hiresaha... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 29/04/2010 06:07
rakapy ( 22/01/2010 15:30)
Avatar
Asa na efa nahita azy io t@ 3d ianareo fa mahatalanjona tokoa ny asan'ilay directeur artistique.... tohiny
rakapy ( 21/01/2010 15:51)
Basy Kristianina misy soratra avy ao @ baiboly
[quote]Bible codes in Afghan army guns Al Jazeera's David Chater reports on the implications of the religious gun sights American guns inscribed with Bible codes are being used by US forces ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:25
rakapy ( 21/01/2010 15:13)
Izay natambatr'A/tra aoka tsy ho sarahin'olombelona
Misy an'io fomba fiteny io @tsika Gasy,tsy haiko moa na misy koa any @ toeran-kafa fa Matetika izy io dia fampiasa eo @ fanambadiana sy tokan-trano. Ny zavatra somary mahagaga ahy kely dia ity: Naho... tohiny
novalian'i fijo ny 07/03/2010 22:57
rakapy ( 18/01/2010 06:56)
Iza no tompon'antoka?
Dia maiarahaba antsika mpisera indray ny tenako tratry taona 2010. Mirary soa ho antsika ary koa mirary fialan-tsasatry ny fanahin'ireo izay nindaosin'ny onjan'ny fiainana. Mampahonena sy mahatoro... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2010 21:30
rakapy ( 27/11/2009 14:58)
Fanotaniana ho an'i Rzakarivola
Miarahaba anao ny tenako. Ventesinao sy tanisainao ombieny ombieny eto @ ity dinika ity ilay teninao hoe" Nahare ny feon'i kristy" ianao. Mba liana ny te ahafantatra ny mombamomba izany ny tena... tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:26
rakapy ( 28/10/2009 11:26)
Mamela heloka marina ve A/tra?
Raha ny voalaza ao @ baiboly ny momba ny tantaran'i Adama sy Eva dia napetrak'A/tra teo avovoan'ny sahan'i Edena ilay hazo voarara. Ilay hazo ahafantarana ny ratsy sy ny tsara, ilay hazo nahatonga fa... tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:30
rakapy ( 12/10/2009 12:23)
Meloka ve izay tsy kristianina?
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy. Inona no tena natony?... tohiny
novalian'i wrath ny 21/12/2009 19:37
rakapy ( 30/09/2009 15:39)
Ny UNIVERS
Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toeran... tohiny
novalian'i rakapy ny 05/10/2009 13:47
rakapy ( 27/09/2009 12:12)
Ny baiboly no nahavery azy
Ity misy tantara kely iray niseho tany Louisiana(US) nandritry ny fandalovan\'ny hurricane katrina tany @ faritra iny taona vitsivitsy lasa izay. Tantara marina fa nampian\'ny mpanoratra mba hampisy ... tohiny
rakapy ( 01/09/2009 14:26)
Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Rehefa tena dinihina sy fakafakaina dia ity boky atao hoe baiboly ity no an'isany mampisara-bazana ary mbola hampisara-bazana ny xana eto ambonin'ny tany angamba. Rehefa dinihina mantsy dia samy mana... tohiny
novalian'i rakapy ny 13/09/2009 09:34
rakapy ( 27/07/2009 11:38)
Iza marina ilay A/try ny kristianina?
Raha voalaza ao anaty ny bailboly xana fa hoe niteny A/tra na ilay nahary izao tontolo izao hoe " Andeha isika hanamboatra[color=red] olombelona mitovy endrika @tsika[/color]" dia mipetraka ny fanotan... tohiny
novalian'i rakapy ny 25/08/2009 11:07
rakapy ( 19/07/2009 17:10)
Vehivavy mitapaka.
Tetsy ambany moa isika dia niresaka ny momba ny lhl mitapaka sy tsy mitapaka fa ity indray dia momba ireo vhv mitapaka. Tena mahavariana tokoa ary tsy dia misy mpiresaka firy izy ity. Ry zareo vhv a... tohiny
novalian'i xxx ny 17/09/2009 20:49
rakapy ( 19/07/2009 15:24)
Mba fantatrao ve?
Raha naniry sy niady fa "Ny ranomasina no vala-parihiko" i Andriananampoinimerina tamin'ny fahavelony 1787-1810 dia fantatra araka ny tantara fa ireo Sakalava dia efa nandeha nitady toerana hafa an-da... tohiny
novalian'i soanja ny 06/08/2009 22:33
rakapy ( 09/07/2009 14:18)
Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
Mba misy fanotaniana manitikitika ahy ity nefa mbola tsy nahitako valiny tena mazava. Moa ve voararan'ny fiangonana xana ny fampiasana ny rongony(Canabis,Marijuana,Ganja?) ... tohiny
novalian'i soanja ny 15/07/2009 22:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424