Vehivavy mitapaka.

1. rakapy ( 19/07/2009 17:10)
Tetsy ambany moa isika dia niresaka ny momba ny lhl mitapaka sy tsy mitapaka fa ity indray dia momba ireo vhv mitapaka.
Tena mahavariana tokoa ary tsy dia misy mpiresaka firy izy ity. Ry zareo vhv ao Ethiopia , Somalia, Eritrea sy ny tany hafa mantsy dia tsy ny lhl irery ihany no mifora fa ny vhv dia foraina ihany koa.
Mbola resaka fahadiovana koa ve no antony anaovan-dry zareo izany sa antony hafa?
novalian'i xxx ny 17/09/2009 20:49
2. sitlo ( 19/07/2009 22:22)
Hitako tamin'ny tele indraipa fa ny sipa ejipsianina koa tapahina. Dia indray andro naontaniako izay kofa ejipsianina izay dia nandà izy. Dia nolazaiko tamin'ny olon-kafa dia hoe na ry zareo aza menatra milaza izany.
3. ari.malala ( 20/07/2009 07:30)
Tsy resaka fahadiovana izany no antony amoràna ny vehivavy fa hoe amizay hono tsy mi jouir intsony ny vehivavy d ts mijangajanga! fitiavan-tenan'ny lehilahy afriknina no antony! sady amizay tena mijaly sy mijijijijy mintsy le vehivavy atao an'io! efa nahita reportage momba an'io t@ télé ah ndremande zay fa latsaka kely mintsy ny ranomasoko! mampijaly olona ftsn!
4. ni81 ( 20/07/2009 07:41)
Ity misy témoignage nataon'ity vehivavy iray ity.
http://www.dailymotion.com/video/x36ac2_katoucha-niane-temoignage-sur-lexci_news
5. ni81 ( 20/07/2009 07:44)
http://www.droitsenfant.com/excision.htm
6. tess ( 20/07/2009 08:03)
mci ni81 fa ho vakiko io refa malalaka fa mahaliana hihihi
7. ni81 ( 20/07/2009 08:16)
sady amizay tena mijaly sy mijijijijy mintsy le vehivavy atao an'io! efa nahita reportage momba an'io t@ télé ah ndremande zay fa latsaka kely mintsy ny ranomasoko! mampijaly olona ftsn!
mijaly koa ange ny bandikely t@ mbola tena adigasy t@ ireo olona tsotra mpandidy e! Tonga dia bolonina be tsotra izao t@ ilay hareza (tsy ireny lame gillette ireny akory an)
Maro ny olona tsy mamela ny vehivavy hijery fa hoe tsy fomba, fa zà efa in-2 nitazona zaza natao didi-potra satria matahotra rà ny RAD n'ilay zaza, fa tena hitako ny fitsoriakan'ilay antsy anaovana azy fa mihiaka tampoka mihitsy ilay zaza an :( fa tsy maintsy natao...
8. xxx ( 20/07/2009 08:45)
ni81:

Ka izay hono ilay heviny e, lahy ialahy satria afaka niaritra ny mafy

Toa maromaro ihany ny vehivavy foraina no maty , satria miteraka fery anaty io , indrindra any Afrika tsy misy précaution @ fahasalamàna na kely aza
9. rakapy ( 20/07/2009 09:37)
Hoy i Ari.Malala
Tsy resaka fahadiovana izany no antony amoràna ny vehivavy fa hoe amizay hono tsy mi jouir intsony ny vehivavy d ts mijangajanga! fitiavan-tenan'ny lehilahy afriknina no antony! sady amizay tena mijaly sy mijijijijy mintsy le vehivavy atao an'io

Io voalazanao io koa no mba henoko nefa ny mahagaga dia ny renin'ireo zazavavy no tena mamporisika ny zanany vavy atao an'io.
10. Papoose ( 20/07/2009 11:52)
ka toa misy fomba mintsy le izy koa. nisy sipa namako avy any mananara avaratra zao de tsy maintsy foraina de mifora izy mandende any fa tena maditra fitombenana be izy. ka raha ny@ cas ny toa arakaraky ny nitapahan'ny azy no toa vao maika nahabe ny filany sy zay parantezy ao anatiny.
ny tsy haiko fotsiny de hoe mody natao hoe fomba v le izy @ ndry zareo hanaronana ny tena tanjony @ le izy sa inona no tena hvt fonosin' ilay izy
11. ari.malala ( 20/07/2009 14:01)
sanatrian'izany hoe misy eto @tsika koa v io fomba io? ndrekaky o!!!!! ts loza! Ny zandriko sy ny cousin ko natao hasoavana fomba gasy fa tena ranomaso izany! izaho tsy nahazo nanatrika fa tany anaty fiara niandry andry zareo, fa otran'ny mbola reko ao an-tsofiko ao ilay fihiakan'izy roalahy! :cry: fa ny an'ny lahy kely aloha izany resaka fahadiovana, tsy iadiako hevitra, fa ny vehivavy, dia tsy misy antony mazava anie hoa fa de fampijaliana fotsiny e! namaky ilay jereo eto nomen'i ni81 ah fa tena nioronkoditra mintsy! hay, dia nisy tsy tadidiko na lien na any anaty blogn'olona ts tadidiko izay, fa misy sarina zazavavy afrikanina atao an'io excision io, fa mahonena b ny mijery ny endriny mikiakiaka! izaho aloha tsy mba hanaiky atao an'io e! na hisy faty olona aza! ao @ ilay site nomen'i ni d hoe fitahina lay vevavy, jonoina @ cadeau sns d amizya manaiky, d misy tsy mahandry mintsy ny andro anaovana famorana azy, nefa aveo maty mitnsy, satria tsy misy varany ilay izy, misy manao hémorragie mintsy aza, d misy io tenenin'ny namana eo ambony io hoe miteraka ratra any anaty ary mahafaty! fa ny nolazain'ny mpampianatra anay taloha izay dia hoe tsy mahare fahafinaretana intsony mintsy hono ny vevavy avy foraina!
12. ni81 ( 20/07/2009 14:15)
(fa ilay didi-potra atao amin'ny ankizilahy koa taloha nisy maty noho ny hemorragie an, na ny an'ny sasany nanao infection @ fitaovana tsy madio)
13. rakapy ( 20/07/2009 15:37)
Izaho koa aloha mbola tsy naheno hoe misy Gasy manao io fomba io ko e!
Any US dia maro ireo Ethiopian,Somalian sy Eritrean izay refugier nohon'ny zava-misy any @ misy azy. Ary ity famorana ity dia isan'ny olana govana mihintsy rehefa hiteraka ilay vhv.
Araka ny filazan'ny namako iray izay miasa any @ hopitaly fiteraha iray any US dia toa hoe tsy vitan'ny tapahina teo ilay clito fa zairina mihintsy hono ny partie sasany @ fivavian'ilay vhv ka rehefa hiteraka izy dia lasa olana goavana ny famoahana ny zaza.
Mba hafahafa mihitsy ity fombatsika olombelona ity. Milaza fa tia an'A/tra ny akamaroantsika nefa dia tsy manaja ny zavatra namboariny fa manao adaptation be amin'apah. Tapahina ny zaza lahy, zazavavy, asiana lavaka ny sofina, orona,vava, tatoo e !sns.... mbola ho avy ny fanasisisfana ordinatera kely ao anaty loha rehafa ao aoriana kely, dia tsy maintsy atao operation daholo ny zaza @ zay maharaka fianarana :-D :-D :-D
14. Papoose ( 21/07/2009 00:43)
milay ny tattoo e!
15. rakapy ( 21/07/2009 05:58)
milay ny tattoo e!

Milay izy raha vita tsara sy @ toerana tokony hiisy azy. Fa ny an'ny sasany aloha tsy milay e !.
Nisy bandy izay tany ambanivohitray nanao tattoo fa tonga dia na izy tompony aza angamba nanenina avy hatrany.
Sary fo ratsy voatra be no nataony teo @ tapik'andriny. Irony tattoo Gasy vita @ fanjai-be sy charbon pile irony. :-D :-D :-D :-
16. ari.malala ( 21/07/2009 06:42)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D mba ratsy kou zany tatoo an'ny namandrakapy zany! :-D :-D :-D :-D

ilay famorana zazalahy anie efa voalaza fa resaka fahadiovana e! ko ts manaja ny namboarin'Andriamanitra ahoana? ary ataoko ity misy resaka famorana aza ao am baiboly ao ko ts manaja ahoana! fa ny vehivavy no tsitako mintsy izay ilàna famorana vevavy aloha e!

ni81, ie, za efa imbetsaka naheno ilay zazalahy foraina d maty noho ny hemorragie! Teny akaikinay teny nisy ary notorian'ny RAD n'ilay zaza ilay cabinet nanao azy ka tsy haiko izay tohiny!
17. rakapy ( 21/07/2009 07:46)
Hoy i Ari.malala
ilay famorana zazalahy anie efa voalaza fa resaka fahadiovana e! ko ts manaja ny namboarin'Andriamanitra ahoana? ary ataoko ity misy resaka famorana aza ao am baiboly ao ko ts manaja ahoana! fa ny vehivavy no tsitako mintsy izay ilàna famorana vevavy aloha

Mety diso angamba aho raha nilaza fa tsy manaja ny namboarin' A/tra fa ny tiako ambara dia hoe . Isika olombelona dia tia manova zavatra naturels ho tsy naturels.
Asa na efa nahita ireny sarin' ireny foko any Afrika na Amazone ireny ianareo fa dia mampiomehy ny sasany. Ny sofin'ny sasany dia mitataka be omby fanoto mihintsy, ny vavan'ny sasany dia feno zavatra toa haingo be toa tsilo maranitra natroboka eo @ molony ,ny loko isan-karazany aloha mbola azo sasana ihany .
Misy foko iray izay avy any New Zeland.Ny azy ireo indray dia ny tarehy no fenoina tattoo. Izy aloha vita tsara fa ny problema dia manasarotra ny fiainan'izy ireo ny fananany an'izany satria tsy mahazatra ny olona ny mahita ireny indrindra rehefa tsy maintsy mihiditra @ societe tsy manao azy ireny sy ny fitadiavana asa.
18. xxx ( 21/07/2009 08:27)
rakapy:

Samy manana ny fijeriny,

Vavy moa sa lahy rakapy ? andeha andramana hoe tsy manapaka volo (volo rehetra) ise mandritra ny 5 taona satria asan'Andriamanitra io , mety ho karakory ny fivoakany avy teo ?

Ny ahy indray a, endri'Andriamanitra aho araka ny voalazany ao @ Baiboly, dia kolokoloiko ilay nomeny ahy, ataoko izay mahatsaratsara ahy araka ny fahitako azy. Andriamanitra koa no nanome saina sy fahalalàna nahafatarana fa tsy mahasalamana ny tsy mitapaka raha @ tany mafàna ... sy ny sisa
19. ni81 ( 21/07/2009 08:45)
Mety diso angamba aho raha nilaza fa tsy manaja ny namboarin' A/tra fa ny tiako ambara dia hoe . Isika olombelona dia tia manova zavatra naturels ho tsy naturels.
Asa na efa nahita ireny sarin' ireny foko any Afrika na Amazone ireny ianareo fa dia mampiomehy ny sasany. Ny sofin'ny sasany dia mitataka be omby fanoto mihintsy, ny vavan'ny sasany dia feno zavatra toa haingo be toa tsilo maranitra natroboka eo @ molony ,ny loko isan-karazany aloha mbola azo sasana ihany .
Misy foko iray izay avy any New Zeland.Ny azy ireo indray dia ny tarehy no fenoina tattoo. Izy aloha vita tsara fa ny problema dia manasarotra ny fiainan'izy ireo ny fananany an'izany satria tsy mahazatra ny olona ny mahita ireny indrindra rehefa tsy maintsy mihiditra @ societe tsy manao azy ireny sy ny fitadiavana asa.
Tao @ toerana niasako taloha dia tsy mandray mihitsy ny DRH raha vao mikavin'ila ilay lehilahy rehefa tonga hanao entretien.
HS kely aloha iny
20. rakapy ( 21/07/2009 12:09)
Hoy i xxx17
Vavy moa sa lahy rakapy ? andeha andramana hoe tsy manapaka volo (volo rehetra) ise mandritra ny 5 taona satria asan'Andriamanitra io , mety ho karakory ny fivoakany avy teo ?

Raha resaka volo indray aloha dia tsy misy mahataitra ahy satria misy finoana izay mifanakaiky @ finoana xana dia tsy manapaka volo izy ireo mandra-pahafaty nefa dia voakararany tsara ny tenany ka tsy manahirana ahy ny mijery azy.
Fa ilay resako dia tsy resaka fikarakarana fa ilay fanovana ny endriky ny vatana mihintsy. Ohatra noraisiko tetsy ambony ny tattoo, ny kavina mandrovitra sofina sy vava sns... nefa moa vatanao io ka izay tinao atao aminy tsy maninona.
Ni81> inona ilay DRH?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.166