Fa t@ andro fahafito, A/tra namorona ny olombelona?
1. rakapy
(
19/03/2010 12:32)
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona.
Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka ny fikarohana no naharingana ny dinaozoro dia tsy mbola nahitana soritra tamingan'olombelona iray akory ny lemak'i Afrika izay nahitana ny taolam-balon' olombelona voalohany.
Avy ary izany no ilazan'ny baiboly fa tao anatin'ny 7 andro no namoronan' A/tra izao tontolo izao?

novalian'i ikaretsaka ny 05/04/2010 00:18
2. ikaretsaka
(
19/03/2010 12:54)
ny notion n'andro t@ izany no samihafa letsy e..
ny fahazoako ilay 'andro " any aloha any dia hoe "etape" ....
mety radem sy androany io (ny an'ny jiosy izao vao milentika d'efa radem...ny an'ny sasany @ sasakalina sy 1 segondra...)
mety amantaonany maro io mety 1 secondra mety miliona taona...

3. rakapy
(
19/03/2010 13:03)
Hoy Ikaretsaka
Mba azavao hoe letsy fa mahaliana!
ny notion n'andro t@ izany no samihafa letsy e..
ny fahazoako ilay 'andro " any aloha any dia hoe "etape"
Mba azavao hoe letsy fa mahaliana!
4. ikaretsaka
(
19/03/2010 13:55)
etape voalohany=andro voalohany= big bang ohatra de teraka ny univers fa de hoe tany sy lanitra sy kintana sy volana no mbola mora nahazoana azy t@ zany
etape manaraka =dia nanomboka indray ny fisarahan'ny tany sy ny rano, sy ny zava manan'aina isankarazany...
de etape manaraka de etape manaraka... fa navondron'ilay nanoratra an le tantara ho 7 moa le izy

5. vale
(
19/03/2010 17:32)
[quote=rakapy]
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona.
Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka ny fikarohana no naharingana ny dinaozoro dia tsy mbola nahitana soritra tamingan'olombelona iray akory ny lemak'i Afrika izay nahitana ny taolam-balon' olombelona voalohany.
Avy ary izany no ilazan'ny baiboly fa tao anatin'ny 7 andro no namoronan' A/tra izao tontolo izao?
_____________
SSsssshh, izao argument an'ny scentifika rehetra izao oentina hanamarinana ny raisonnement-any, iz anie # Dieu eee, ho lasa adala eo, ny hiafaràny, mdrr!!

7. AndriambyII
(
19/03/2010 19:16)
Rakapy ,tena danz be ilay famaritam-potoanan' ny olona taloha !! soa aza fa nahavita famataranandro ny olona !! :-D :-D :-D
Tadidiko tsara t@ zah nandeh tany ambanivohitra , nanontany tantsaha hoe mbôla lavitra ve ny tanàna ? dé ouzz ngahrainy oé ,efa akaiky ka , ao ambadik'io tendrombohitra io !! dé nandeh ary izahay , 5 ora vao tonga tao antanàna nefa dia tongotra !! sssssshhh :-D :-D :-D

8. niryna
(
19/03/2010 19:45)
rakapy:
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona.
Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka ny fikarohana no naharingana ny dinaozoro dia tsy mbola nahitana soritra tamingan'olombelona iray akory ny lemak'i Afrika izay nahitana ny taolam-balon' olombelona voalohany.
Avy ary izany no ilazan'ny baiboly fa tao anatin'ny 7 andro no namoronan' A/tra izao tontolo izao? [quote=vale]
_____________
SSsssshh, izao argument an'ny scentifika rehetra izao oentina hanamarinana ny raisonnement-any, iz anie # Dieu eee, ho lasa adala eo, ny hiafaràny, mdrr!!
izaho mbo gaga, ny tsy mpino mitady porofo ,ny mpino tsy mila mitady fa efa ao anatiny
:roll: :lol: :lol: sady diso kaonty koa ny anjely fa tsy andro fahafito fa andro fahenina ry rakapy a andro fahafito izy nitsahatra tsy nanao asa intsony satria itany fa tsara avoko ny zavatra nataony ary fantany avokoa isika rehetra raha vao tao ambohoka fotsiny aza
diso izany ilay izy dia diso fa aza vakiana loha ,vita tompoko ooos
10. ikaretsaka
(
19/03/2010 23:49)
vale .. tsara ihany ny manamarina ny inoana indraindray mba tsy hampinompino foana ka... mba ilaina fantarina ihany ny antony mahatonga anao mino sy mankato zavatra izay fa tsy @ zao fotsiny!
raha miteny aho hoe misy voalavo ny tranonao dia tsy hoe satria voalazako de izay... fa jerena aloha hoe tena misy voalavo tokoa ve?
tahak'izay le finoana

11. soanja
(
20/03/2010 00:23)
rakapy:
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona.
Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka ny fikarohana no naharingana ny dinaozoro dia tsy mbola nahitana soritra tamingan'olombelona iray akory ny lemak'i Afrika izay nahitana ny taolam-balon' olombelona voalohany.
Avy ary izany no ilazan'ny baiboly fa tao anatin'ny 7 andro no namoronan' A/tra izao tontolo izao?
Izay fotoana nanamboaran'Andriamanitra ny tany na ny olombelona dia tsy voarefy. Fa na ny siansa aza dia mbola mampisalasala avokoa.
Noho izany sady tsy tao anaty fito andro no tsy voarefy fa dia aoka an'Andriamanitra ny mahalala azy. Ny fisaorana an'Andriamanitra kosa fa nampisy antsika dia tsy ho hay tohaina avy aty amiko. Izay no tokony hifantohako isanandro.
12. rakapy
(
20/03/2010 06:43)
Hoy Vale
Fa ngah moa ilay maha Dieu azy no ipetrahan'ny fanotaniana fa ilay fomba famafazan'ny baiboly lainga eo @ zanak'olombelona.
Hoy i Niryna
Eny e mety andro faha 6 na faha 5 na.... tsy dia any loatra ny olona fa ity ianareo dia minomino foana ireo resaka ngahy be noely sy Trinobe ao anaty baiboly no mahazendana. Dia milaza fa hoe sambatra izay mino nefa tsy nahita. Ny dikan'io teny io dia hoe minomino foana.
Hoy Ikaretsaka
Izay mantsy no tiako resahina eto nefa moa raha vao misy resaka isa na zavatra kely fanaporofona fa misy tsy mitombina ny voasoratra ao anaty baiboly dia lazaina fa manaporofo ara-tsiantifika indray Rakapy.
SSsssshh, izao argument an'ny scentifika rehetra izao oentina hanamarinana ny raisonnement-any, iz anie # Dieu eee, ho lasa adala eo, ny hiafaràny, mdrr!!
Fa ngah moa ilay maha Dieu azy no ipetrahan'ny fanotaniana fa ilay fomba famafazan'ny baiboly lainga eo @ zanak'olombelona.
Hoy i Niryna
izaho mbo gaga, ny tsy mpino mitady porofo ,ny mpino tsy mila mitady fa efa ao anatiny
sady diso kaonty koa ny anjely fa tsy andro fahafito fa andro fahenina ry rakapy a andro fahafito izy nitsahatra tsy
Eny e mety andro faha 6 na faha 5 na.... tsy dia any loatra ny olona fa ity ianareo dia minomino foana ireo resaka ngahy be noely sy Trinobe ao anaty baiboly no mahazendana. Dia milaza fa hoe sambatra izay mino nefa tsy nahita. Ny dikan'io teny io dia hoe minomino foana.
Hoy Ikaretsaka
vale .. tsara ihany ny manamarina ny inoana indraindray mba tsy hampinompino foana ka... mba ilaina fantarina ihany ny antony mahatonga anao mino sy mankato zavatra izay fa tsy @ zao fotsiny!
Izay mantsy no tiako resahina eto nefa moa raha vao misy resaka isa na zavatra kely fanaporofona fa misy tsy mitombina ny voasoratra ao anaty baiboly dia lazaina fa manaporofo ara-tsiantifika indray Rakapy.
13. ikaretsaka
(
20/03/2010 13:24)
izay anie le lazaiko hoe "ho anny mpino fanatic dia mifangaro voraka aby ny Dieu, Bible, Finoana)
de raha miresaka bible izao ohatra de na tsisy idirany Dieu aza fa jerena fotsiny ny mampitombina na tsia araka ny voasoratra ,, dia lasa tafiditra tampona Razezoohatra... nefa tena resaka tsisy hidirany mihitsy aa

14. rijadolly
(
21/03/2010 05:24)
Izay ilay finoana, rakapy zao tsy mino ny voalazan' Baiboly fa ny siansa no inoany na dia tsy voamarina tsara aza izany dia mino izy.
Zavatra mahagaga ahy anefa dia ny tsy mpino no maka hevitra any amin' siansa mba hanoherana ny Baiboly.Kanefa rehefa tonga any amin' faratampony ny fahamarinan' siansa dia mety, eny tsy maintsy mihitsy aza manamarina ny voalazan' Baiboly.

15. Ratoa
(
21/03/2010 17:14)
Zavatra mahagaga ahy anefa dia ny tsy mpino no maka hevitra any amin' siansa mba hanoherana ny Baiboly.Ka izay mihitsy ilay olombelona: mila zavatra inoana izy. Ny mino ny siansa dia mino zavatra azo tsapai-tànana. Ary rehefa tsy afaka hino ny siansa izy nohon'ny antony maro samihafa, ohatra tsy mbola afaka manazava tanteraka ny zavamisy ny siansa, dia tsy maintsy mirona any amin'ilay Nahary. Satria na ny mapahay siansa aza dia mino fa misy ny Nahary. Ny Baiboly irery anefa , ho an'ireo izay no beazina teo akaikin'ny Kristy no hany boki-pivavahana akaiky azy indrindra sy takany.
Any amin'ny tany hafa dia ny Thora na ny Coran no ifikirany amin'izay fotoana izay fa ireo no fantany. Ny boudhisme sns dia tsy haiko satria tsy misy boky na firaketanaazo tsapai-tànana momba azy, fa lova-tsofina foana.
16. AndriambyII
(
21/03/2010 21:19)
Tout doux !!Tout doux !! Misy point d'interrogation ity !! ny siansa vé avy amin' A/tra sa avy @ fotom'pisainan' olombelona ?
:idea:
:idea:
17. vale
(
21/03/2010 21:21)
Fa ngah moa ilay maha Dieu azy no ipetrahan'ny fanotaniana fa ilay fomba famafazan'ny baiboly lainga eo @ zanak'olombelona.
Rakapy> tsy manome tsiny anao aho raha toa ka mitsara be fahatany izay voalazan'ny baiboly, mila halalinina tokoa mantsy io vao takatra ny tiany holazaina, tsy sasatra za anefa ny mamerina fa ny Baiboly dia: BOKY Avy amin'Andriamanitra!!
ary "Avy amin'ny herin'ny fanahy masin'Andriamanitra" ( 2Timoty 3:16)
mbola voasoratra ihany koa, ao amin'i 2Petera 1:21fa: "Avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona, ARAKA izay nitondran' NY FANAHY MASINA AZY".
MIRINDRA TSARA sy MARINA ny voalazan'ny Baiboly:
Nandritra ny 1.600 AONA MAHERY no nanoratana ny Baiboly. Velona tamin'ny fotoana hafa NY MPANORATRA azy IO, ary TSY nitovy ny fari-piainany.
Zava-NITRANGA nandritra ny an'arivo taonany no VOATANTARA ao ary samy MIFANDRAY amin'ny FAHATAHTERAHAN'NY FIKASAN'ANDRIAMANITRA izany.
AVY AMIN'ABDRIAMANITRA NY BAIBOLY (2 timoty 3:16).
Porofo farany ny hifanoheran'ny siansa amin'ny Baiboly, mba hanamarinany ny argument-ny rehetra, hampisehoany fa izy no TENA MAHAY:
JOBA 26:7: Efa nilaza ny Baiboly FA MIHANTONA AMIN'NY TSY MISY NY TANY" ary MARINA IZANY.
Mifanaraka amin'ny TANTARA koa ny Baiboly ary AZO ITOKISANA !!!
Ohatra iray MANAMARINA FA TSY MANDAINGA NY BAIBOLY fa NY BOKY HAFA KOSA MANAFINA NY MARINA:
Manafina ny faharesen'ny fireneny matetika ny MPAHAY TANTARA. Ireo MPANORATRA BAIBOLY kosa nilaza ny MARINA, ary nitantara ny fahadisoana lehibe ka nanarina mafy, OHATRA : i Mosesy ao amin'ny Nomery 20:2-12, izay boky nosoratany.
Ny boky tantara HAFA anefa tsy milaza ny MARINA toy izany, MIFANOHITRA amin'izany kosa ny BAIBOLY satria boky AVY amin'ABDRIAMANITRA.
BOKIMPAMINANIANA ny baiboly
Ohatra iray :D >> Nampilaza an'Isaia Mpaminany fahiny i Jehovah, fa ho rava ny tananan'i Babylona ( Isaia 13:19 ; 14:22, 23) ary nolazainy tamin'ny antsipiriany ny FOMBA hitrangan'izany. hataon'ny miaramila mpanafika izay haharitra ny reniranon'i babylona, sy hidirana ao amin'ilay tanàna, anefa tsy HILA hiady. tsy izany ihany: nolazain'Isaia mihintsy ny anaran'ilay Mpanjaka handresy an'i Babylona, dia I KYROSY _ isaia 44:27 - 45:2
.....................
* Vao iray monja amin'ireo faminanian'ny baiboly efa tanteraka ny fandravana an'i Babylona. Mbola misy hafa, toy ny fandravana an'i TYRO sy Ninive( ezekiela 26: 1-5; Zefania 2:13-15) naminany koa i DANIELA fa HISY fanjakana maromaro hifandimby aorian'i Babylona, anisan'izany i MEDIA sy PERSIA ary GRESY (daniela 8:5-7, 20-22)
Nilaza Isaia mpaminany FA HO AVY ny taranak'i davida Mpanjaka ny mesia (isaia 9:6), dia tena avy amin'ny taranak'i davida tokoa no niavian'ny MESIA.
:!: :!: :!:
18. vale
(
21/03/2010 21:28)
[quote=ikaretsaka]
vale .. tsara ihany ny manamarina ny inoana indraindray mba tsy hampinompino foana ka... mba ilaina fantarina ihany ny antony mahatonga anao mino sy mankato zavatra izay fa tsy @ zao fotsiny!
raha miteny aho hoe misy voalavo ny tranonao dia tsy hoe satria voalazako de izay... fa jerena aloha hoe tena misy voalavo tokoa ve?
tahak'izay le finoana
___________
Ika: ekeko fa marina tokona zany, za anisan'ny tena nandreraka kely ny ol mampianatra ahy baiboly :lol: @ fanontaniako satria te haka porofo mba tsy hinonoako faritany, :D miha-resy lahatrafoana aho anefa aaa!

19. vale
(
21/03/2010 21:36)
tsy dia any loatra ny olona fa ity ianareo dia minomino foana ireo resaka ngahy be noely sy Trinobe ao anaty baiboly no mahazendana
Rakapy: :lol: :lol: :lol: :wink: tsy misy ngahibenoely sy trimobe kosa any e!!! hihihi!
io tahaka ny hoe nanaovan'ny olobelona ny fankalazany ny krsimasy izay noraiketiny ho vlana decembre, tsy volana decembre anefa kristy no teraka araka ny voalazan'ny Baiboly! dia ohatr'izany koa ny fotoana namoronan'Andriamanitra ny izao tontolo izao, tsy voafetra, Cf Soanja!!!!! :wink: :* hihihi!
20. soanja
(
21/03/2010 23:01)
rijadolly:
eny tsy maintsy mihitsy aza manamarina ny voalazan' Baiboly.
Diso be kosa izany hoe TSY MAINTSY izany. Efa ela no naharahan'i siansa fa tsy mitombina ny zavatra voalazan'i baiboly momba ny fiforonan'i tany fotsiny aza. Nanomboka teo dia efa nilaozana ela ny fandinihana ny resaka taonan'ity planeta iainantsika ity avy amin'ny alalan'ny baiboly, fa nandray kosa ny fianarana momba ny vato sy ny hafa maro misy amin'izao izy ireo. Izany Death Valley aty aminay zany fotsiny aza dia efa afaka hanome antsika fandinihana lalina hoe inona ity toerana iriariavantsika ity ary ahoana ny nitranga , tsy mila akory izay soratra vita any Israely ohatra.
Noho izany dia tsy mahagaga ny tsy hinoan'ny tsy Mpino ny baiboly satria mandiso be ny fiaranana sy fahaizana izany.
Saingy isika olombelona dia tsy voatery velively koa hiaina sy hino ny zavatra tsapan'ny siansa satria na ny siansa aza dia mbola eo an-dalana hikarohany ny fahamarinana koa.
Tsy msiy manana ny fahamarinany tanteraka izany , na ny baiboly na ny siansa...