Fa t@ andro fahafito, A/tra namorona ny olombelona?
41. vale
(
23/03/2010 18:57)
Rehefa nandinika ny voalazanareo teto aho dia nahatsikaritra fa na ny xana aza dia tsy mitovy hevitra ny momba ny voasoratra ao anaty baiboly
Rakapy> tsy voatery hitovy hevitra , ny hany mba lazaiko dia AZO ITOKISANA NY BAIBOLY... BOKIMPAMINANIANA NY BAIBOLY ARY MARINA; TALOHA EFA ELABE NY OLONA NIHEVITRA FA FISAKA NY TANY ny BAIBOLY kosa anefa EFA EEEEEEEELA no NILAZA FA MIHANTONA AMIN'NY TSY MISY NY TANY mpanao siansa ary ve IREO OLONA TALOHA BEEEEEEEEEEE NANORATRA NY BAIBOLY IREO???? TSIA no valiny, dia raiso vakina ndray reo versets nosoratako ery ambony ireo manaporofo anizany!!
42. ikaretsaka
(
23/03/2010 20:37)
Vale> eo ianao dia efa nitady hi derail sahady ka aleo aloha halamina alohan'ny hiviliana tanteraka...
1)tsy bokim-paminaniana irery ny baiboly, tadidio fa boky maromaro natambatra no atao hoe baiboly, tsy faminaniana irery no voalaza ao,fa zavatra maro, satria tsy "mpaminany" irery no nanoratra sy navondrona ao fa misy mpitantara, misy mpihira nanoratra na nahavoasoratra izay voasorany momban'ny fifandraisany, izy tenany, na ny olona fantany, na ny lovantsofina henony t@ fifaneraseran'Atra sy ny olony!
tsy azo hitokisana fahatany koa, Andriamanitra no itokisana fa tsy izay boky izao! eo dia efa mivoana tanteraka koa ny fandraisana azy
Fehiny: ny baiboly dia atontam-boky miraikitra zavatra maromaro voarakitra an-tsoratra (faminaniana, tantara, zava mitranga, hirahira, serasera amin'Atra..) natao hanampy antsika hanana ambangovangona idee hoe ohatran'ny ahoana izany Atra izany... tsy fanaperana io boky ... Atra no fanaperana!

43. vale
(
24/03/2010 01:17)
Ika: oki, fa ny tko lazaina anie ny momba ny sciences manko eto ilay resaka voalazn-dRakapy, dia ity koh iray a:
Fiampagana tsy misy ohatr'izany!!.. eny fa na dia olombel ihany aza no nanoratra ny zavatra rehetra voalaza ao,
>>>Inona ary moa NY Tombontsoan'ireo oul ireo ny hamafy lainga na hamitaka Rakapy ??? !! tamin'izany andro izany ary hatraiza ny fahalalana momba ny resaka sciences?? izy ireo aza nilaza fa fisaka ny tany, :-D
ilay fomba famafazan'ny baiboly lainga eo @ zanak'olombelona.
Fiampagana tsy misy ohatr'izany!!.. eny fa na dia olombel ihany aza no nanoratra ny zavatra rehetra voalaza ao,
>>>Inona ary moa NY Tombontsoan'ireo oul ireo ny hamafy lainga na hamitaka Rakapy ??? !! tamin'izany andro izany ary hatraiza ny fahalalana momba ny resaka sciences?? izy ireo aza nilaza fa fisaka ny tany, :-D
44. ravonjison
(
24/03/2010 07:28)
AndriambyII:
Tout doux !!Tout doux !! Misy point d'interrogation ity !! ny siansa vé avy amin' A/tra sa avy @ fotom'pisainan' olombelona ?
:idea:
Ny siansa ( = fijerena sy fihezahana ahalala ny manodidina) dia foto' pisainan' olombelona voajanahary. Tsy novolena velively izany, fa kosa azo avy @ ilay hery avo indrindra ( = Andriamanitra, zanahary sns....) .
45. ravonjison
(
24/03/2010 08:11)
rijadolly:
za:Manaporofo izany fa tsy mandaha ny fivoarana (fahalalana) aho
Zavatra mahagaga ahy anefa dia ny tsy mpino no maka hevitra any amin\' siansa mba hanoherana ny Baiboly.Kanefa rehefa tonga any amin\' faratampony ny fahamarinan\' siansa dia mety, eny tsy maintsy mihitsy aza manamarina ny voalazan\' Baiboly.ny hoe baiboly sy siansa.. raha tiana dia afaka atao mifampiankina, ary raha tiana koa dia afaka atao mifanohitra tanteraka..Iraisako hevitra mihitsy, nefa eo amin\' ilay tapany faharoa dia tiako ihany ny manindry fa manohitra izy nefa mirona mankany amin\' fahamarinan\' ny Baiboly amin\' farany rehefa mahita ny TENA MARINA.
Tsy ny fandavana ny siansa akory ny ady hevitsika eto, fa ny hevitry ny siansa izay entina manohitra ny Baiboly.
Misaotra betsaka amin\' fanamarihana sasany. :-*
Sao ary ny siansa dia heverinao fa finoana na foronan-kevitra manohitra an\' izao na an\' izao ? Tsia.
Ny siansa dia toetra voajanahary izay mahatonga ny olona hijery sy miezaka ahalala ny manodidina azy. Milaza ny zavamisy, milaza koa fa ny zavatra sasany dia azo hamarinina, ny sasany kosa tsy azo. Noho izany tsy mirona mankary na mankary , na manohitra an\' iry ny siansa.
Ohatra : milaza Rakoto fa misy mpamosavy mandeha @ alina eto @ tanana. Ny mpanao siansa dia mametraka fanontaniana hoe : misy tokoa ve ilay mapmosavy ary aiza no tany andehanany ?, @ firy izy no mivoaka ? Inona no antony hivoahany alina ? Iza izy io ?
Noho izany ilaina ny fametrahana camera @ trano na ny fiambenana mba ahitana ny marina.
Ny valinteny ilaina dia ENY na TSIA ! Misy tokoa ve ! Izay ihany , tsy misy ankoatr\' izay.
Fa tsy hoe i Rakoto olona manandanja eo @ tanana ka ekena avy hatrany izay zavatra lazainy ( na mandainga azy izy ) , na koa i Rakoto dia fahavaloko, nandresy ahy t@ baolina kitra, noho izany toheriko foana izay lazainy, ka ilay mpamosavy amiko dia tsy misy, na dia efa nisy olona nahita sy nahazo sary izao aza ilay izy.
Siansa , tsy mirona mankary na mankary , neutre.
Raha misy zavamisy efa voamarina voalazan\' ny siansa mikasika ny ao @ baiboly, ka mahatohina ny mpino ( satria mifanohitra @ voalaza ao), dia olana hafa izany , fa tsy olan \' ny siansa velively. Raha misy koa zavamisy voamarina voalazan\' ny siansa , nefa efa voalaza ao anaty baiboly koa , dia tsy mila 19 na fankasitrahana avy @ mpino ny siansa.
46. AndriambyII
(
24/03/2010 08:26)
Hoy Ravonjison teo hoe :"Tsy novolena velively izany, fa kosa azo avy @ ilay hery avo indrindra ( = Andriamanitra, zanahary sns....) . "
Azo avy @ fandinihin' ny saina ny erana manodidina ny tena sy ny fampiharana izany fandinihina izany eo @ fiaraha-monina angamba no marina .
Raha lazainao fa avy @ n'A/tra ny vokatry ny asan' ny sain'olombelona ,dia lazaiko fa tsy dia mitombina loatra ,raha izay manko dia efa tokony ho krana be daholo ny olombelona rehetra. Tsy mila mamaky boky intsony , tsy mila mianatra intsony , tsy mamaky boky masina intsony , etc ...
Sakana iray apetraka eo @ sain' ny olombelona ilay foton-kevitra hoe , avy @ izao boky izao sy izao ,ary avy @ famakiana ireo anale historique marobe eran' izao tontolo izao no mampivelatra ny sain' ny olona .
Hadino ny 99% ' ny fisian' ny tontolo ivelany izay mbola hifampitadiavan' ny mpitarika finoana sy scientifiques dans tout les domaines de l'existence terrestre !

47. ravonjison
(
24/03/2010 09:13)

Ilay " toetra " te hahalala ny manodidina no voajanahary e. Ilay " fahalalana concret " kosa dia azo avy @ fijerena ilay manididina, famakiana boky sns... Zavatra roa samihafa ireo .
48. ikaretsaka
(
24/03/2010 11:23)
vale:
Ika: oki, fa ny tko lazaina anie ny momba ny sciences manko eto ilay resaka voalazn-dRakapy, dia ity koh iray a:ilay fomba famafazan'ny baiboly lainga eo @ zanak'olombelona.
Fiampagana tsy misy ohatr'izany!!.. eny fa na dia olombel ihany aza no nanoratra ny zavatra rehetra voalaza ao,
>>>Inona ary moa NY Tombontsoan'ireo oul ireo ny hamafy lainga na hamitaka Rakapy ??? !! tamin'izany andro izany ary hatraiza ny fahalalana momba ny resaka sciences?? izy ireo aza nilaza fa fisaka ny tany, :-D
Misy tokoa ny tantara tsy marina(na mal interprete) sy didy hafahafa ao amin'ny Baiboly.. indrindra any testamenta taloha ka, indrindra ireo tantaran-tseho maneho sy nahatonga ilay fiheverana hoe miangatra amina vahoaka na sojakin'olona anankiray Atra, ka mbola hireharehan'ny Jiosy sy ny ankamaroam-pivavahana ankehitriny,nefa tsisy garanti hoe rehefa jiosy mifora ianao na mpivavaka @ sokajy zao de avotra sy privilegie d'office.
Io no notoherin'i Paoly izao ohatra
Zanak'A/tra aby ary tiany aby fa tsy hoe itsy na irokatra ihany.
Ny sientifika toa andry Galileo ry vale no niteny hoe boribory ny tany a, fa aza afangaro.
hoy ianao hoe inona ny tombontsoa??... Klientelisma! io le lazain-drakapy hoe matahotra ny ho irery any @ ze misy azy any izy de mitady namana
49. soanja
(
24/03/2010 15:06)
rijadolly:
Noho ianao mpino anefa no asahiako milaza fa tsy maintsy hanaiky sy handohalika eo anolohan' HERY izao rehetra izao amin' farany.Izay no afahako milaza fa na ho aiza ianao na ho aiza, na hitady fahamarinana hoaiza ianao na ho aiza dia manamarina foana ny ao amin' Baiboly.Noho izany, io HERY io izay tsy voamarin' siansa hoe iza, nefa fantany fa misy no manamporofo fa marina ny ao amin' Baiboly.IZY no mihazona izao rehetra izao, IZY no mampisy sy tsy mampisy.
Notsindriako mainty ireo no tiako resahina.
1- Ilay tena hoe TSY MAINTSY angamba no azoko anakianana anao. Tsy maintsy handohalika ahoana???? Tsy voatery ka. Zavapoana amin'ny tsy mpino an'Andriamanitra ny fisian'Andriamanitra amintsika Mpino. Raha tsy nandoalika izy hatramin'izay dia aza heverina fa handoalika izy ireo indray andro any. Ny fahitako azy ka raha sanatria izy zavatra hampisokatra ny vavany hidanaka ka ho gaga izy dia tsy hihevitra an'Andriamanitra izy ireo fa hihevitra foana izy fa mbola tsy tody ny FAHAIZANY. Mbola misy zavatra hokarohana ao? Isika Mpino no tonga dia haka conclusion maimaika hoe asan'Andriamanitra io??? Ary izay no olana satria betsaka ny mpino no mionona amin'ny facts omen'i baiboly ka zary hilazana azy ireo fa "tsy misaina intsony" . Ianao ve dia hino fa vita tao anaty fito andro ny tany???? Mba valio anie io azafady!
Raha ny andro iray arivo taona ary moa ve vita tao anaty fito arivo taona ny asa fanamboran'Atra???
Afaka mino isika fa tsy voatery izay hinoana ka ho marina voaporofo avokoa.
Io POROFO io anefa no tsy hampifandray ny siansa sy ny finoana.
2- Hery inona izany resahinao izany?
Ianao mety hilaza fa IZA nefa ry zareo mandala ny siansa dia hiteny hoe INONA?
Hatramin'izao dia mbola miasa mafy ny siansa mandinika ny "dark matter" ohatra. Inona io hery tsy hita maso io? Ahoana no tena fiodin'io? sns sns ... Ny HERY izay lazainao dia tsy voatery hiafara hoe Andriamanitra velively raha azy ireo. Firy tokoa ny isan'ny universe? betsaka be ve sa iraika madina?
Tadidiko tsara ilay rangahy kalaza manao fikarohana foana momba ny lanitra sy ny zavatra tsy takamaso any (izy kilemaina be iny moa), ka nahita zavabaovao iray izy. Namangy ny Pape izy indray dia mnadeha dia niteny ny Pape hoe aoka izay ny fikarohana fa ampy izay. Gaga be moa izy tamin'izay fa ny mpitondra fiangonana mihitsy no matahotra ny fahaizan-draolombelona.
1-Ho voamarin'i siansa ny Hery rehetra ka. Mila fotoana fotsiny izy. Izay no ampianarantsika mafy ny zanatsika mba hanana fahafahana hikaroka indray andro any. Izay no tsy azo anajanona ny fijerena ny bitika indrindra ka hatramin'ny goavana indrindra. Tadidiko ny tsy natoriako andro amanalina handinihana ny vitsika ohatra. Izay no tsy itsinotsinoavina ny fahaizan'ny rehetra na ny mpino zavatra tsy misy porofo na ny mpino ny zavatra misy porofo. N'inona n'inona. Tsy hijanona ny siansa hikaroka izay momba antsika.
Tsy handoalika izy ary tsy hanaiky fotsiny..... Hiasa izy ireo ary lasa iray mandimby koa ny hafa.
Ny hany azo ambara dia isaory Andriamanitra nanome antsika ny fahaizana- na fahafahana (ny mahaolombelona antsika) hijery/ hikaroka ny FAHAMARINANA.
Tsy moramora ka azo indray mandingana ny Fahamarinana. Tsy ome-potsiny ny fahamarinana. Mila fiezahana, mila fiafiana ary mila fikirizana.
50. rijadolly
(
24/03/2010 16:27)
1- Ilay tena hoe TSY MAINTSY angamba no azoko anakianana anao.Misaotra anao aho aloha raha izay ihany no hanakiananao ny hevitro.
Tsy maintsy handohalika ahoana????Eny tokoa, handohalika daholo na ireo izay nanombo sy nanindrona ny lanivohony aza.Faminaniana izany fa tsy mbola tanteraka, ary ho tanteraka tsy ho ela NA MINO IANAO NA TSY MINO.
Zavapoana amin\'ny tsy mpino an\'Andriamanitra ny fisian\'Andriamanitra amintsika Mpino.Mbola afaka manao izany izy amin\' izao fotoana izao mandrapaha tanteraka ny Faminaniana. Ary ho azireo indrindra ny fanomezana fotoana tsy mbola hatongavaNy. Tsy azo kapaina ny aviavy raha mbola tsy namohy izy na dia manimba ny tany aza, fa tsy maintsy miala nenina ny Iraka hanisy zezika sao mbola hamoy ihany izy.
Raha tsy nandoalika izy hatramin\'izay dia aza heverina fa handoalika izy ireo indray andro any.Mino aho Soanja araka ny voalaza fa arahan- dranomaso izany fandoliana izany indray andro any.
Ny fahitako azy ka raha sanatria izy zavatra hampisokatra ny vavany hidanaka ka ho gaga izy dia tsy hihevitra an\'Andriamanitra izy ireo fa hihevitra foana izy fa mbola tsy tody ny FAHAIZANY. Mbola misy zavatra hokarohana ao? Isika Mpino no tonga dia haka conclusion maimaika hoe asan\'Andriamanitra io???Averiko indray fa na dia hitady tena fahamarinana aiza izy na ho aiza dia ny fahamarinana ao amin\' Baiboly no hamarinin\' fikaroany.
Ary izay no olana satria betsaka ny mpino no mionona amin\'ny facts omen\'i baiboly ka zary hilazana azy ireo fa \"tsy misaina intsony\"ilay \"azy ireo\" ny tsy azoko, na izany aza dia anome ny hevitro ihany aho na mpino io lazainao io na siantifika.raha Siantifika ilay hoe azy ireo dia tsy miray hevitra aho satria mampiasa saina tokoa izy ireo mandalina sy mitady izay mahasoa. Fa kosa raha ny Mpino dia miray hevitra aho satria nomen \'Andriamanitra hi- test ny zavatra atolotra azy ny Mpino na dia zava- tsarobidy avy any AMINY aza ( FANAHY MASINA).
Ianao ve dia hino fa vita tao anaty fito andro ny tany???? Mba valio anie io azafady!Eny MINO AHO,na dia 1 andro aza satria fantatro izay inoako, tsinotsinona sy bitika ny heriko eo anoloany. Ra nahavita olona kely vita ny tanimanga novolavolaiko tao anatiny 5mn aho, ahoana ny handrefesako ny AZY ????
Raha ny andro iray arivo taona ary moa ve vita tao anaty fito arivo taona ny asa fanamboran\'Atra???Ny arivo taona vitaNY ao anAty ny andro iray koa===> moa ny ray andro manao ahoana ny hafainganany?
Afaka mino isika fa tsy voatery izay hinoana ka ho marina voaporofo avokoa.
Io POROFO io anefa no tsy hampifandray ny siansa sy ny finoana.
Aoka izy hidaty porofo mba ahalalany fa tokana ny HERY. ary hanaiky sy handohalika eo anoloaNY avokoa isika rehetra amin\' andro farany.
2 - HERY = TENY = ANDRIAMANITRA
Lava be fa tohizako sy ho valiako avokoa ireo ambany ireo..... :-*
51. rijadolly
(
24/03/2010 17:42)
Fanamarihana ho antsika rehetra jereo tsara ilay ao amin\' 44 i Ravonjison fa mifangaro be ny hevitro sy ilay hevitra nataoko \" quote \" satria sélectionen\' Ravonjison miaraka daholo le teo amin\' 37 dia nataony \"quote\" nefa efa nisy \" voalaza teo: \" na hoe \" hoy i \" ny hevitro dia lasa mivangaro ary dia tsy fantatry ny mpamaky intsony hoe iza marina ilay noteneniko sy ilay tenin\' olon-kafa tiako valiana raha tsy miverina any amin\' ilay 37 aloha izy.
Noho izany mba mihezaka manao kopy kely tsirairay ilay ao anaty ny \" voalaza teo : \" isika dia ampidirina @ \"quote\" sy ilay hevitr\' ilay olona hanaovana fanamarihana dia atao ao anaty \"quote\" ihany koa amin\' anarany. Misaotra mialoha.
Ohatra sady mamaly ny hevitry Ravonjison ao amin\' 44 aho
Ataoko aloha ilay ao amin\' 37- ko
copie-ko ilay teny ao amin\' \" hoy iza\" dia ataoko \"quote\"
Hamaly an\' Ravonjison ao amin\' 44 aho ary efa voadikako ireo ambony ireo ilay hevitro nanaovany fanamarihana ao amin\' 44.

iza:dia ny hevitro tamin\'io teniko io indray no ataoko quote
Zavatra mahagaga ahy anefa dia ny tsy mpino no maka hevitra any amin\' siansa mba hanoherana ny Baiboly.Kanefa rehefa tonga any amin\' faratampony ny fahamarinan\' siansa dia mety, eny tsy maintsy mihitsy aza manamarina ny voalazan\' Baiboly.
Manaporofo izany fa tsy mandaha ny fivoarana (fahalalana) ahode ataoko quote indray ilay hevitra manaraka dia asiako anaran\' ika satria heviny
ika:manaraka ny fanamarihako io teny io,mazava ho azy ataoko ao anaty quote ihany, ary asiako ny anarako
ny hoe baiboly sy siansa.. raha tiana dia afaka atao mifampiankina, ary raha tiana koa dia afaka atao mifanohitra tanteraka..
rijadolly:Voa dikako mazava tsara ilay hevitra tao amin\' 37.
Iraisako hevitra mihitsy, nefa eo amin\' ilay tapany faharoa dia tiako ihany ny manindry fa manohitra izy nefa mirona mankany amin\' fahamarinan\' ny Baiboly amin\' farany rehefa mahita ny TENA MARINA.
Tsy ny fandavana ny siansa akory ny ady hevitsika eto, fa ny hevitry ny siansa izay entina manohitra ny Baiboly.
Misaotra betsaka amin\' fanamarihana sasany.
Hamaly an\' Ravonjison ao amin\' 44 aho ary efa voadikako ireo ambony ireo ilay hevitro nanaovany fanamarihana ao amin\' 44.
ravonjison:afaka mamaly amin\' izay aho satria mazava tsara hoe i rijadolly niteny an\'itsy, i ika niteny an\'itsy ravonjison itsy
Sao ary ny siansa dia heverinao fa finoana na foronan-kevitra manohitra an\' izao na an\' izao ? Tsia.
Ny siansa dia toetra voajanahary izay mahatonga ny olona hijery sy miezaka ahalala ny manodidina azy. Milaza ny zavamisy, milaza koa fa ny zavatra sasany dia azo hamarinina, ny sasany kosa tsy azo. Noho izany tsy mirona mankary na mankary , na manohitra an\' iry ny siansa.
Ohatra : milaza Rakoto fa misy mpamosavy mandeha @ alina eto @ tanana. Ny mpanao siansa dia mametraka fanontaniana hoe : misy tokoa ve ilay mapmosavy ary aiza no tany andehanany ?, @ firy izy no mivoaka ? Inona no antony hivoahany alina ? Iza izy io ?
Noho izany ilaina ny fametrahana camera @ trano na ny fiambenana mba ahitana ny marina.
Ny valinteny ilaina dia ENY na TSIA ! Misy tokoa ve ! Izay ihany , tsy misy ankoatr\' izay.
Fa tsy hoe i Rakoto olona manandanja eo @ tanana ka ekena avy hatrany izay zavatra lazainy ( na mandainga azy izy ) , na koa i Rakoto dia fahavaloko, nandresy ahy t@ baolina kitra, noho izany toheriko foana izay lazainy, ka ilay mpamosavy amiko dia tsy misy, na dia efa nisy olona nahita sy nahazo sary izao aza ilay izy.
Siansa , tsy mirona mankary na mankary , neutre.
Raha misy zavamisy efa voamarina voalazan\' ny siansa mikasika ny ao @ baiboly, ka mahatohina ny mpino ( satria mifanohitra @ voalaza ao), dia olana hafa izany , fa tsy olan \' ny siansa velively. Raha misy koa zavamisy voamarina voalazan\' ny siansa , nefa efa voalaza ao anaty baiboly koa , dia tsy mila 19 na fankasitrahana avy @ mpino ny siansa.
52. rijadolly
(
24/03/2010 18:19)
:oops: :oops: :oops: adinoko ny namaly an\\\" Ravonjison
Sao ary ny siansa dia heverinao fa finoana na foronan-kevitra manohitra an\\\' izao na an\\\' izao ? Tsia.Marina tokoa ny hevitr\\\'se ary iraisako hevitra fa kosa ny te hanohitra ny Baiboly hoe diso hoy aho no mampiasa ny hevitry ny siansa, eny e! misy koa ny siansa tsy manaraka ny Baiboly araka ny hevitry ika ao ambony ao koa.Mikaroka mafy izy hanadisoana ny Baiboly, tsy ilaozany izany anefa izany a!.
53. ravonjison
(
24/03/2010 19:47)
rijadolly:
:oops: :oops: :oops: adinoko ny namaly an\\\" RavonjisonSao ary ny siansa dia heverinao fa finoana na foronan-kevitra manohitra an\\\' izao na an\\\' izao ? Tsia.Marina tokoa ny hevitr\\\'se ary iraisako hevitra fa kosa ny te hanohitra ny Baiboly hoe diso hoy aho no mampiasa ny hevitry ny siansa, eny e! misy koa ny siansa tsy manaraka ny Baiboly araka ny hevitry ika ao ambony ao koa.Mikaroka mafy izy hanadisoana ny Baiboly, tsy ilaozany izany anefa izany a!.
Mazava ny hevitra Rarijadolly a , tsy maintsy misy foana antokon' olona mampiasa ny siansa mba hanoherana an' izao na an'izao, na koa mampiasa ny baiboly hanoherana an'izao na an' izao. Izany anefa tsy olan' ilay siansa na ilay baiboly, fa olan 'ireo antokon' olona, na olan' ilay fiarahamonina sy ny mpanao lalána.
" Probleme delicat "anefa izany satria, ny siansa dia mikaroka mba hahalalana ny zavamisy, fa tsy hanoherana an' izao na an'izao. Misy kosa anefa "cas " tena ilaina ilay siansa hanoherana ny hevitry ny sasany satria misy antokon' olona tena te hamahan-dalitra ny olona fotsiny tsotra izao. Noho izany tsy maintsy miditra antsehatra ny fampiasana ny siansa mba " hanoherana izany.
Noho izany tsy moramora mihitsy ilay fianinana.
55. rijadolly
(
25/03/2010 14:28)
Ra vakiana tsara ny hevitra nipetra voalohany dia
Rakapy:Any aminao Rakapy ny hevitra farany fa toa tsy hitahita ianao tato nandritra ny 3 andro.
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona.
Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka ny fikarohana no naharingana ny dinaozoro dia tsy mbola nahitana soritra tamingan'olombelona iray akory ny lemak'i Afrika izay nahitana ny taolam-balon' olombelona voalohany.
Avy ary izany no ilazan'ny baiboly fa tao anatin'ny 7 andro no namoronan' A/tra izao tontolo izao?
56. ikaretsaka
(
25/03/2010 17:55)
efa naneo ny heviny rakapy fa an"i RD zao ny baolina ka.. ahoana le 65 millions taona sy ilaqy 7 andro? aminao?
57. rijadolly
(
25/03/2010 18:18)
Tsy namaky indray se an! Eny e lava loatra angamba ilay izy dia leo b c ô! Jereo re ao amin' 49 ao fa saingy raha vao tsy mpino dia mitsara ilay izy ho tsy misy dikany.
Ra ara- tsiansa indray dia voaporofo fa tsy ary hita daholo ilay taolana 8n 'ilay dinosoro fa mety ho taolan- 5miny sisa ihihihih! fa nakaiza ry ika? Aiza ny siantifika ato hanaporofo izany lazaiko izany hoe inona tokoa ny antony. Mety misy hevitra maro ao an! F any hevitra iray amin' ireo anefa dia manaporofo fa tokony tsy ho hita marina ny taolan' olombelona.

58. rijadolly
(
25/03/2010 18:25)
aoka aloha mba ht- drible kely a, Le nisaoran' se an' ravonjison anie hoe namehy ilay izy no nahatonga ahy nangataka an' Rakapy ny heviny e!satria
Ravonjison:Dia manotany an' rakapy aho hoe aiza amin'ireo no misy io hevitry Rakapy voalohany io. Fehiny farany izany e!
Mazava ny hevitra Rarijadolly a , tsy maintsy misy foana antokon' olona mampiasa ny siansa mba hanoherana an' izao na an'izao, na koa mampiasa ny baiboly hanoherana an'izao na an' izao. Izany anefa tsy olan' ilay siansa na ilay baiboly, fa olan 'ireo antokon' olona, na olan' ilay fiarahamonina sy ny mpanao lalána.
" Probleme delicat "anefa izany satria, ny siansa dia mikaroka mba hahalalana ny zavamisy, fa tsy hanoherana an' izao na an'izao. Misy kosa anefa "cas " tena ilaina ilay siansa hanoherana ny hevitry ny sasany satria misy antokon' olona tena te hamahan-dalitra ny olona fotsiny tsotra izao. Noho izany tsy maintsy miditra antsehatra ny fampiasana ny siansa mba " hanoherana izany.
Noho izany tsy moramora mihitsy ilay fianinana.
59. ikaretsaka
(
25/03/2010 19:01)
efa voa contre ilay 49 io o! (nofehezin ravonji ao ambony ao)
ataoko fa raha mijery musee i RD dia misy taolana mihoatra ny valo kosa ny dinozoro sasany ka...
tadidio fa ny taolan-drazambe izay vao maty tsy ampy amanjatony taona akory. ary tsy navadika , tsy nisy nangalatra, (izany hoe tsy nokitihina raha tsy anjatony taona taty aoriana) aza tsy voatery ho ampy ary mety ho latsaky ny 5 no ho hita a... inona ny antony? Betsaka ny theoria azo aroso
dia 'Ndeha ary ho "imaginena" sy ho saintsainina ary ny any aoriana any ary hoe rehefa avy ringana ny olona (io ngamba ilay fara andro na tsy haiko) dia izay "etre" vivant eto ambonin'ny tany @ zany ka hanisa ny taolan-draolona (tsy -mbelona intsony izy @ izay...) ho ampy ve? inona ny antony? Betsaka koa ny azo aroso!
Momba ilay an-Drakapy dia efa mazava be hoe aiza ho aizan y heviny ka
Ireto no position an-drakapy raha fehezina
Voaray?
Ra ara- tsiansa indray dia voaporofo fa tsy ary hita daholo ilay taolana 8n 'ilay dinosoro fa mety ho taolan- 5miny sisa ihihihih! fa nakaiza ry ika? Aiza ny siantifika ato hanaporofo izany lazaiko izany hoe inona tokoa ny antony. Mety misy hevitra maro ao an! F any hevitra iray amin' ireo anefa dia manaporofo fa tokony tsy ho hita marina ny taolan' olombelona.
message
ataoko fa raha mijery musee i RD dia misy taolana mihoatra ny valo kosa ny dinozoro sasany ka...
tadidio fa ny taolan-drazambe izay vao maty tsy ampy amanjatony taona akory. ary tsy navadika , tsy nisy nangalatra, (izany hoe tsy nokitihina raha tsy anjatony taona taty aoriana) aza tsy voatery ho ampy ary mety ho latsaky ny 5 no ho hita a... inona ny antony? Betsaka ny theoria azo aroso
dia 'Ndeha ary ho "imaginena" sy ho saintsainina ary ny any aoriana any ary hoe rehefa avy ringana ny olona (io ngamba ilay fara andro na tsy haiko) dia izay "etre" vivant eto ambonin'ny tany @ zany ka hanisa ny taolan-draolona (tsy -mbelona intsony izy @ izay...) ho ampy ve? inona ny antony? Betsaka koa ny azo aroso!
Momba ilay an-Drakapy dia efa mazava be hoe aiza ho aizan y heviny ka
Ireto no position an-drakapy raha fehezina
1)Fa angaha moa ny hi-defie an'A/tra no tanjon'ny mapanao siansa? Ny xana no peranoid @ fivoaran'ny siansa.
2)Ho voamarin'i siansa ny Hery rehetra ka. Mila fotoana fotsiny izy. Izay no ampianarantsika mafy ny zanatsika mba hanana fahafahana hikaroka indray andro any. Izay no tsy azo anajanona ny fijerena ny bitika indrindra ka hatramin'ny goavana indrindra. Tadidiko ny tsy natoriako andro amanalina handinihana ny vitsika ohatra. Izay no tsy itsinotsinoavina ny fahaizan'ny rehetra na ny mpino zavatra tsy misy porofo na ny mpino ny zavatra misy porofo. N'inona n'inona. Tsy hijanona ny siansa hikaroka izay momba antsika.
Tsy handoalika izy ary tsy hanaiky fotsiny..... Hiasa izy ireo ary lasa iray mandimby koa ny hafa.
3)Ny hevitry Soanja sy Ravonjison ary Ika aloha dia iombonako hevitra hatreto
Voaray?
60. fijo
(
25/03/2010 22:08)
za moa tsy mpino izay voalaza ao,saingy eto dia misy fifandraisany ihany ny baiboly sy ny siansa.
ny siansy ,dia nanaporofo,fa nisy fihovana miandalana,ka taty aoriana ,vao nitranga ny karazana olombelona.
aratsiansa io,dia anhetsiny taona maro.
aminn'y baibly kosa,dia "andro no nentiny nilazana ireo vanimpotoana nifandimby.
eo izany ,di ambola ilay fomba famakian ailay boky ihany no mila asiana fanovana,na fandinihina.fa tsy hoe raisina arabakiteny be fahatany