Fa t@ andro fahafito, A/tra namorona ny olombelona?
81. ni81
(
31/03/2010 08:29)
ka samy maminany daholo anie isika eto é!!!:lol: :lol:
Aoka aloha hiantso ny anjely haingana dia haingana anontaniana izany
82. ikaretsaka
(
01/04/2010 16:13)
Saingy hilaza aho fa raha hiteny izy hoe manaraka 7 zany no lazainy dia lasa nivadika andro 7 dia tena samihafa tokoa. Baiboly Hebreo no arahiko fa ny azy dia mazava hoe 7 andro no voalaza
amiko manokana dia izay mihitsy
ny hebrio izay nandika azy no nahita (angamba) fa mifanaraka @ concept fanisany f@ izany fotoana izany, sy mety haneno tsara tokoa raha ilay hoe "andro' no nandikany ilay" manaraka" dia io "lost in transation" io no lasa raiki-tampisaka mandrak'ankehitriny!
fa raha arak'eviny aramaika dia hoe "nahary ny Tany sy ny lanitar i Atra.. Avy eo dia ny ... indray no nohariany manaraka avy eo indray dia ny...... no manaraka...
dia nosokajian'ilay mpanoratra ambaratonga 6 (mahery kely-nahariana an'i Eva ) moa io "fahariana io)
dia raha io horaisina dia mifanaraka tsara ihany le "fahariana" sy ny porofo siantifika hoe 65 millions taona.. sy heo raisina ara tsokajiny ilay "big bang" dia mitohy dia afaka dokajiana ho 6
dia azo jerena fa mifanjohy ihany
Fijeriko manokana fa na ny safodrano aza mety ho ny "meltdown"! ny resaka volana sy kintana =mety ho stabilization an'ny universe sy ny cosmos isankarazany
83. soanja
(
03/04/2010 00:30)
ikaretsaka:

Ok Ika mazava ny fahitanao azy saingy matoa ao ambony ao dia mbola misy mino ny 7 andro be izao tsy misy anampiana na analana fa dia ilay andro heverin'ny be sy ny maro dia aoka aho hilaza fa misy olana izany ny fampitana ilay raharaha amin'ny mpino. Misaotra nanazava.
84. ikaretsaka
(
03/04/2010 01:16)
izay anie ry soanja no mahatonga ahako miteny foana hoe ity boky be iondanana ity ange ka mahevery @ katesizy satria na io aza d'efa "lost in translation" e
Aoka ho ilay Nahary no itokiana fa tsy ny voalazan'Olona momba azy... referansy fotsiny ireny amiko, ohatran'ny hoe ny voalazan'olona momban'i soanja sy voarakitra antsoratra momban'i soanja aza tsy ho ary ampy hahafantarana an'i soanja 100%, mainka fa zanahary tsy manam-petra!

85. soanja
(
03/04/2010 01:30)

Ekena dia ekena tokoa! Na ny tenako aza tsy mahalala hoe iza ny tenako, maika fa ilay Goavana sy Mahery!
:)
86. ikaretsaka
(
05/04/2010 00:18)
Hs kely:
momba ilay hoe "dingana" sy "andro" nolazaiko tany ambony
ny espagnol izao manao hoe "dia" rehefa milaza andro
isika gasy sy iny Asia atsimo atsinanana sns manao hoe "dia" rehefa mandeha :wink:
Hs out!