Mahaiza mamafy II
1. rakapy
(
22/04/2010 06:24)
Ry sekoly kistianina, fiangonana,ny mpitondra fivavahana isan-tokony, ireo kristianina maro be, ry mpitory sy mpamafy baiboly sns...
Ianareo dia nirotsaka antsitra-po tsy nisy nanery mba hikolokolo sy hanabe ny Malagasy mpiray tanindrazana amainareo nanomboka hatramin'izay nidiran'ny kristianisma teto an-tanindrazana izay.
100 taona mahery aty aoriana: Manao ahoana ny vokatra?
-Ny ankamaroan'ny olona izay nokoloinareo izao no nampiditra ny firenena ao anaty lavaka.
-Lazaina fa miha mitombo ny isan'ny kristianina Malagasy
- Mirehareha fa manomboka lefy ny fomban-drazana Malagasy, izay lazainareo fa asan' ny devoly.( Nefa talohan'ny nidiranareo dia tain'omby mivadika aza tsy misy mpaka. Tonga ianareo, vola any @ banky mihidy ao anaty vata sy misy mpiambina aza misy mangalatra)
-Firy isan-jaton'ny olona voafonja no kristianina?
sns... maro tsy voatanisa.
Fanotaniana:
Izay ve ilay tanjona sy vokatra afafinareo?

répondu par bor2lais le 28/05/2010 10:00
2. xxx
(
22/04/2010 06:37)
O rakapy a! ka vola ne no tena tadiavin-dry zareo fa izay ho avin'ny gasy any tsy asiany sira e!
3. rakapy
(
22/04/2010 06:50)
Hoy i xxx 1
Kozy ve!!! izay izany ilay hoe manambaka vahoaka @ anaran'i jesosy?
O rakapy a! ka vola ne no tena tadiavin-dry zareo fa izay ho avin'ny gasy any tsy asiany sira e
Kozy ve!!! izay izany ilay hoe manambaka vahoaka @ anaran'i jesosy?
4. xxx
(
22/04/2010 08:38)
:-D :-D :-D
izaho koa rakapy efa elabe no nahita fa misy mpanao savony maro eto M/car (na savony gasy io na savony atao @ industries) ... ny tena mahagaga ahy dia mbola mahita olona maloto foana aho e ... tsy mety azoko mihintsy hoe nahoana ?

5. rakapy
(
22/04/2010 08:58)
Hoy xxx 3
Marina tokoa izany. Tsy mety madio satria tsy hainy ny mampiasa azy.Ary koa tsy misy manazava aminy ny fomba marina hampiasaina ilay savony. Ny mpanao savony moa dia zarany aza ianao hividy ny vokatra vokariny.
Vola sy bizna daholo ny rehetra!
izaho koa rakapy efa elabe no nahita fa misy mpanao savony maro eto M/car (na savony gasy io na savony atao @ industries) ... ny tena mahagaga ahy dia mbola mahita olona maloto foana aho e ... tsy mety azoko mihintsy hoe nahoana
Marina tokoa izany. Tsy mety madio satria tsy hainy ny mampiasa azy.Ary koa tsy misy manazava aminy ny fomba marina hampiasaina ilay savony. Ny mpanao savony moa dia zarany aza ianao hividy ny vokatra vokariny.
Vola sy bizna daholo ny rehetra!
6. xxx
(
22/04/2010 09:42)
rakapy:
Hoy xxx 3izaho koa rakapy efa elabe no nahita fa misy mpanao savony maro eto M/car (na savony gasy io na savony atao @ industries) ... ny tena mahagaga ahy dia mbola mahita olona maloto foana aho e ... tsy mety azoko mihintsy hoe nahoana
Marina tokoa izany. Tsy mety madio satria tsy hainy ny mampiasa azy.Ary koa tsy misy manazava aminy ny fomba marina hampiasaina ilay savony. Ny mpanao savony moa dia zarany aza ianao hividy ny vokatra vokariny.
Vola sy bizna daholo ny rehetra!
An an an tsy izay ka, tsy hoe raha misy savony akory eo dia te hampiasa daholo ny olona ,
misy ny misafidy ny hijanona @ lotony ... safidy io :-D :-D :-D
Aux bons entendeurs, salut !!!
7. rakapy
(
22/04/2010 11:04)
Hoy i xxx 5
Marina fa safidy io nefa aza adino fa tsy manana safidy koa ianao raha toa ka ianao irery no maloto lamba sy maloto vatana eo an-tanana satria dia ho tsarain'ny fiaraha-monina ianao sy ny lotonao :-D :-D :-D
tsy izay ka, tsy hoe raha misy savony akory eo dia te hampiasa daholo ny olona ,
misy ny misafidy ny hijanona @ lotony ... safidy io
Aux bons entendeurs, salut !!!
Marina fa safidy io nefa aza adino fa tsy manana safidy koa ianao raha toa ka ianao irery no maloto lamba sy maloto vatana eo an-tanana satria dia ho tsarain'ny fiaraha-monina ianao sy ny lotonao :-D :-D :-D
8. rakapy
(
22/04/2010 11:08)
xxx3 > Dia iza ilay maloto dia iza no madio @ ilay sarin-teny lazainao eto?
9. soanja
(
22/04/2010 12:59)
rakapy:
Ry sekoly kistianina, fiangonana,ny mpitondra fivavahana isan-tokony, ireo kristianina maro be, ry mpitory sy mpamafy baiboly sns...
Ianareo dia nirotsaka antsitra-po tsy nisy nanery mba hikolokolo sy hanabe ny Malagasy mpiray tanindrazana amainareo nanomboka hatramin'izay nidiran'ny kristianisma teto an-tanindrazana izay.
100 taona mahery aty aoriana: Manao ahoana ny vokatra?
-Ny ankamaroan'ny olona izay nokoloinareo izao no nampiditra ny firenena ao anaty lavaka.
-Lazaina fa miha mitombo ny isan'ny kristianina Malagasy
- Mirehareha fa manomboka lefy ny fomban-drazana Malagasy, izay lazainareo fa asan' ny devoly.( Nefa talohan'ny nidiranareo dia tain'omby mivadika aza tsy misy mpaka. Tonga ianareo, vola any @ banky mihidy ao anaty vata sy misy mpiambina aza misy mangalatra)
-Firy isan-jaton'ny olona voafonja no kristianina?
sns... maro tsy voatanisa.
Fanotaniana:
Izay ve ilay tanjona sy vokatra afafinareo?
Tsy hinoako hoe izay no tanjona sy tiana ho vokatra akory saingy noheverina toy ny entam-barotra mahazatra ilay finoana ka natao izay hanapariahana azy maika satria izay no "voasoratra" fa tsy nahamaika intsony ny hijerana hoe ampiasain'ny mpanjifa amin'ny tena ilavana azy ve ny entana ary ilay mpivarotra ve manana fitiavana te hanampy an'ilay mpanjifa ho isan'ny mpiombonantoka aminy sy mifameno. Ilay entam-barotra rahateo hinoako fa "tsy mahafapo" ireo mpanjifa/ mpivarotra matoa izy mivaralila eo ampampiasana azy saingy tsy fantany izany na tsy mahalala ankoatr'io izy ireo.
10. xxx
(
22/04/2010 13:09)
:lol: amiko dia efa nanana ny andriamanitra ninoany ny ntaolo razana kanefa nosomparan'ny vahiny, amin'izao lasa varoboba sisa ny anaran'i jesosy hakana vola
11. ikaretsaka
(
22/04/2010 13:58)
Zahako manokana dia manaiky aloha fa misy zavatra mitolila ao. Amiko manokana dia teo @ le hoe maika hanenjika statistika hoe firy ny isany, sy le titre hoe zahay kristianina mamaky baiboly sns no nahavariana ny be sy bobaka fa tsy ny hampanjaka izany. Eo anivom-piaraha monina
13. ikaretsaka
(
22/04/2010 14:27)
Haaaa...mety nandeha tany @ EPP Rakapy na tany @ Privee ka :wink:
14. xxx
(
22/04/2010 14:36)
ikaretsaka:
Haaaa...mety nandeha tany @ EPP Rakapy na tany @ Privee ka :wink:
alohan'ny nisian'ny EPP dia teo aloha ny misionera nitondra ny vakiteny sy ny boky
15. rakapy
(
22/04/2010 15:39)
Hoy ixxx 11
Dia ny sorabe (alfabeta arabo) efa tafiditra talohan'ny nahatongavan' ny misonera no nilofosana e! Sady na tsy tonga teto aza ny misionera , ataoko fa tsy hoe tsy ahay marotra aho!
Fa na izany aza , izaho tsy nilaza fa ratsy avoko ny zavatra nentin'izy ireo fa ny lesoka no resahintsika eto.
raha tsy teo ny misionera dia tsy nahay namaky teny akory rakapy:-D :-D :-D
Dia ny sorabe (alfabeta arabo) efa tafiditra talohan'ny nahatongavan' ny misonera no nilofosana e! Sady na tsy tonga teto aza ny misionera , ataoko fa tsy hoe tsy ahay marotra aho!
Fa na izany aza , izaho tsy nilaza fa ratsy avoko ny zavatra nentin'izy ireo fa ny lesoka no resahintsika eto.
16. xxx
(
22/04/2010 15:49)
rakapy:
Hoy ixxx 11raha tsy teo ny misionera dia tsy nahay namaky teny akory rakapy:-D :-D :-D
Dia ny sorabe (alfabeta arabo) efa tafiditra talohan'ny nahatongavan' ny misonera no nilofosana e! Sady na tsy tonga teto aza ny misionera , ataoko fa tsy hoe tsy ahay marotra aho!
Tairo avereno ilay sorabe ary hijerena ny fandehany hoe lasa hatraiza indray izy @ izao
rakapy:
Fa na izany aza , izaho tsy nilaza fa ratsy avoko ny zavatra nentin'izy ireo fa ny lesoka no resahintsika eto.
Nataoko ity fa ndeha hiteny ilay rakapy hoe kristianisma izany ny fototry ny malheurs rehetra
17. ikaretsaka
(
22/04/2010 16:18)
xxx:
Haaaa...mety nandeha tany @ EPP Rakapy na tany @ Privee ka :wink:
alohan'ny nisian'ny EPP dia teo aloha ny misionera nitondra ny vakiteny sy ny boky
Tsy voatery ka.. I Laborde izao tsy misionera (tsy mpitondra fivavahana) ohatra... fa bedebe ny zanak'i mantasoa sns..no nampianarin-dramose.. ary betsaka t@ ireo no lasa mpampianatra nampianatra ny taranaka gasy
Ry zalahy Peace corps ireny koa izao tsy hay na inona na inona no nampianatra azy tany @ ze nianarany tany fa tsy ho voatery ho misionera mpivavaka akory..nefa ireny koa no mampianatra ny zaza any ambanivolo any mamaky teny...
18. rijadolly
(
22/04/2010 18:24)
xxx1:
O rakapy a! ka vola ne no tena tadiavin-dry zareo fa izay ho avin\'ny gasy any tsy asiany sira e!
Rakapy:Porofo iray tsy maha marina an\' ireo dia ny eto amin\' serasera, Nisy hevitra tsara izay nisaorako an\' Rakapy ve teto ka nanomezako kely an- dRakapy? Misy aza tena Fitoriana tsara mampiheritreritra ny Mpino mihitsy.Efa nanan- karena be mihitsy angamba ny tena raha izay no tanjona, satria mahazo vola any amin\' Hery noho ny fidirana matetika eto.Alefako eto koa zany ny N°compte- ko mba handefasanareo vola ho ahy mitory eto e!Bisna tsy misy ohatry ty marina :wink:
Kozy ve!!! izay izany ilay hoe manambaka vahoaka @ anaran\'i jesosy?
Soanja:Sao dia tsy izay kosa Soanja a!, Mba misy maro kosa anie ny Fisaorana izay nalefa ho an\' se izay noho ny Fitorin\' se e! Ary misy no niadin- kevitra. Aiza ho aiza am\' io tenin\' se io ireny?
Tsy hinoako hoe izay no tanjona sy tiana ho vokatra akory saingy noheverina toy ny entam-barotra mahazatra ilay finoana ka natao izay hanapariahana azy maika satria izay no \"voasoratra\" fa tsy nahamaika intsony ny hijerana hoe ampiasain\'ny mpanjifa amin\'ny tena ilavana azy ve ny entana ary ilay mpivarotra ve manana fitiavana te hanampy an\'ilay mpanjifa ho isan\'ny mpiombonantoka aminy sy mifameno. Ilay entam-barotra rahateo hinoako fa \"tsy mahafapo\" ireo mpanjifa/ mpivarotra matoa izy mivaralila eo ampampiasana azy saingy tsy fantany izany na tsy mahalala ankoatr\'io izy ireo.
19. rakapy
(
22/04/2010 18:33)
Hoy i xxx 15
Tsy kilalaon-jaza akory ny fiainam-bahoaka ka andrakandramana toy izany. Ny hanatsara ny misy eo no tokony heverina sy hatao izay ahatsara azy . Ny olana misy @zao aza efa tsy voavaha koa hiverina hianatra soarabe indray ve tsy.... ^^
Hoy i xxx 15
Tsy manana foto-pisainana " black or white" akory ny tenako ka hiteny toa izany. Ary ataoko ity anie ka efa nolazaiko tany ampiandohana mazava tsara (mahaiza mamafy I) fa hoe ANISANY, fa tsy hoe tompon'antoka TANTERAKA ilay resaka.
Tairo avereno ilay sorabe ary hijerena ny fandehany hoe lasa hatraiza indray izy @ izao
Tsy kilalaon-jaza akory ny fiainam-bahoaka ka andrakandramana toy izany. Ny hanatsara ny misy eo no tokony heverina sy hatao izay ahatsara azy . Ny olana misy @zao aza efa tsy voavaha koa hiverina hianatra soarabe indray ve tsy.... ^^
Hoy i xxx 15
Nataoko ity fa ndeha hiteny ilay rakapy hoe kristianisma izany ny fototry ny malheurs rehetra
Tsy manana foto-pisainana " black or white" akory ny tenako ka hiteny toa izany. Ary ataoko ity anie ka efa nolazaiko tany ampiandohana mazava tsara (mahaiza mamafy I) fa hoe ANISANY, fa tsy hoe tompon'antoka TANTERAKA ilay resaka.
20. ikaretsaka
(
22/04/2010 19:24)
noheverina toy ny entam-barotra mahazatra ilay finoana ka natao izay hanapariahana azy maika satria izay no "voasoratra" fa tsy nahamaika intsony ny hijerana hoe ampiasain'ny mpanjifa amin'ny tena ilavana azy ve ny entana ary ilay mpivarotra ve manana fitiavana te hanampy an'ilay mpanjifa ho isan'ny mpiombonantoka aminy sy mifameno. Ilay entam-barotra rahateo hinoako fa "tsy mahafapo" ireo mpanjifa/ mpivarotra matoa izy mivaralila eo ampampiasana azy saingy tsy fantany izany na tsy mahalala ankoatr'io izy ireo.
Namaste Soanja
raha jerena @ ,maso fo saina tsy miamgatra sy tsy miambatra dia izay tokoa