Mahaiza mamafy II
61. bor2lais
(
11/05/2010 12:01)
rakapy:
Mba azavao misimisy hoe iza no VOA? Iza no mpamafy, Iza no mpikolokolo? Iza no mpijinja, Iza no vokatra? mba hampazava ny andraikitry ny tsy1/1. Misaotra
Raha ilay famafazana nitondranao ity lohateny ity aloha dia tsy mitovy amin\'ny famafazana resahin\'i Ika eto raha ny fahazoako azy !
Ny mifanaraka amin\'ny famafazana nitondranao azy angamba dia ity
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=8&andininy=4-15&dika=
Eto ny voa dia ny tenin\'Andriamanitra ohatra.
Ny an\'i Ika indray dia mety ho ity angamba :
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=13&andininy=24-43&dika=
Eto indray ny voa dia milaza zavatra hafa ... :D
62. ikaretsaka
(
11/05/2010 23:54)
misy itovizany ireo ka... samy miresaka voa sy toerana sy fika famafazana
63. bor2lais
(
12/05/2010 08:03)
ika:
misy itovizany ireo ka... samy miresaka voa sy toerana sy fika famafazana
Saingy ny heviny no toa samy hafa a ! :D
64. ikaretsaka
(
12/05/2010 13:02)
Ohatran'ny hoe I Jesoa. Voalazan'i Paoly dia I Jesoa boalazan'i Matio ihany ka..
Na samihafa aza ny fomba nitantaran izy 2 lahy ny nataony...rehefa manao analyse na contenu sy literatiora...
Na samihafa aza ny fomba nitantaran izy 2 lahy ny nataony...rehefa manao analyse na contenu sy literatiora...
65. bor2lais
(
12/05/2010 13:13)
Ny sûr aloha dia ilay " mahaiza mamafy" lazain-drakapy eto dia tsy miantefa amin'Andriamanitra kosa angamba e ! :D
66. ikaretsaka
(
12/05/2010 15:17)
Enfin azon'i bord ny tiana lazaina sy ny notsipihiko t@ vo nanomboka ity adihevitra ity
miantefa @ le olona mihambo tena ho "Atra". Ka manao azy ho mpamafy tokoa ilay resak'i rakapy eto, na efa nohamarinin'i jesoa mazava izao aza hoe "ny Rainy no mpamafy"
Somary elaela... fa voarainao ihany le izy @ farany...mety ka
miantefa @ le olona mihambo tena ho "Atra". Ka manao azy ho mpamafy tokoa ilay resak'i rakapy eto, na efa nohamarinin'i jesoa mazava izao aza hoe "ny Rainy no mpamafy"
Somary elaela... fa voarainao ihany le izy @ farany...mety ka
67. bor2lais
(
18/05/2010 08:07)
rakapy:
Ry sekoly kistianina, fiangonana,ny mpitondra fivavahana isan-tokony, ireo kristianina maro be, ry mpitory sy mpamafy baiboly sns...
bor2lais:
Ny sûr aloha dia ilay " mahaiza mamafy" lazain-drakapy eto dia tsy miantefa amin'Andriamanitra kosa angamba e !
ika:
Enfin azon'i bord ny tiana lazaina sy ny notsipihiko t@ vo nanomboka ity adihevitra ity miantefa @ le olona mihambo tena ho "Atra". Ka manao azy ho mpamafy tokoa ilay resak'i rakapy eto, na efa nohamarinin'i jesoa mazava izao aza hoe "ny Rainy no mpamafy"
-> Ianao ra-Ika no tsy mahazo resaka a !
Ny voa tian-dRakapy eto raha ny fahitako azy dia ny Tenin'Andriamanitra, ka ny mpamafy voalaza eto dia ireo voatonona ery ambony ery ... Fomba fijery diso toerana izay tsy iombonako velively ny an'i Ika raha milaza i Ika fa mihambo maka ny toeran'Andriamanitra izy ireo.
bor2lais_60:
Raha ilay famafazana nitondranao ity lohateny ity aloha dia tsy mitovy amin'ny famafazana resahin'i Ika eto raha ny fahazoako azy !
Ny mifanaraka amin'ny famafazana nitondranao azy angamba dia ity
Jereo eto
Eto ny voa dia ny tenin'Andriamanitra ohatra.
Ny an'i Ika indray dia mety ho ity angamba :
Jereo eto
Eto indray ny voa dia milaza zavatra hafa ...
68. ikaretsaka
(
18/05/2010 13:36)
aoka aloha tsy ny voa loatra ange ny resaka eto ry Rabord fa hoe"fahaizana mamafy" e
Vakio tsara ny sobjektra... izay no mahatonga ahy miteny hoe aza mampitovy toerana amin'Atra fa izy no mpamafy
Vakio tsara ny sobjektra... izay no mahatonga ahy miteny hoe aza mampitovy toerana amin'Atra fa izy no mpamafy
