Mahaiza mamafy II
41. bor2lais
(
23/04/2010 14:40)
rakapy:
nefa raha ny fijeriko dia tokony efa fantatrao ,ara tombatombana ny vokatra mety hiakatra na dia mbola tsy matoa aza vokatra. Eo dia ho fantatrao ny tohiny.
---------
Eo mantsy no hitako mampiavaka ny ara-pinoana : ny vokatra dia ankinina amin'Ilay naniraka ! :D
42. rakapy
(
23/04/2010 14:44)
Hoy i Bor2lais
Mba tiako azavainao misimisy raha tsy mahadiso?
Eo mantsy no hitako mampiavaka ny ara-pinoana : ny vokatra dia ankinina amin'Ilay naniraka !
Mba tiako azavainao misimisy raha tsy mahadiso?
43. bor2lais
(
23/04/2010 15:59)
rakapy41> io ilay efa nazavaiko ery amin'ilay "tome I" valinteny 110 ka ! Ary ataoko ity fa efa azonao araka ny valinteny 112 !:D
Averiko indray fa fomba fijeriko io an ! :D
bor2lais:
B. Momba ny fitomboan'ny vokatra indray dia izao. Misy fifandraisany amin'ny etsy ambony ihany ilay izy saingy toerana samihafa angamba.
Ny tiako lazaina dia ity. Resaka fanetren-tena ilay izy : amiko ny Kristiana dia tokony hanana fanetren-tena mandrakariva ka tsy iantehatra amin'ny herin'ny tenany raha manao zavatra iray, fa manankina izany mandrakariva amin'Ilay inoany.
Io fomba fiasa io mantsy amiko dia hanala ny fahadisoam-panantenana mety hisy raha sendra tsy mifanaraka amin'ny nantenaina ny mitranga. Io fahadisoam-panantenana io matetika no mitarika fahakiviana ... na fanomezan-tsiny an'Andriamanitra aza indraindray !
Averiko indray fa fomba fijeriko io an ! :D
44. rijadolly
(
23/04/2010 16:41)
Rakapy:
100 taona mahery aty aoriana ...
Bor2lais:
-> Mbola tsy mitsahatra ny mamafy isika ...
Manao ahoana ny vokatra?
Bor2lais:Miray hevitra amin' Bor2lais amin' io hevitra io
-> Heveriko fa mbola tsy any angamba isika izao fa mbola eo amin'ny famafazana (II hoy ianao) hatrany aloha ...
-> Fomba fijery manokana : ny hazo hono raha tiana handrobona sy hamoa dia tsy maintsy rantsanana dia lasa ratsy endrika (toa tsy misy ilàna azy indraindray) amin'ny voalohany : mino aho fa eo am-panamboarana ny Firenentsika Izy !
Fomba fijeriko ihany anefa io an !
45. rakapy
(
23/04/2010 16:51)
Hoy i Rakapy:
100 taona mahery aty aoriana ...
Hoy i Bor2lais:
-> Mbola tsy mitsahatra ny mamafy isika ...
Voalaza teo :
Manao ahoana ny vokatra?
Hoy i Bor2lais:
-> Heveriko fa mbola tsy any angamba isika izao fa mbola eo amin'ny famafazana (II hoy ianao) hatrany aloha ...
-> Fomba fijery manokana : ny hazo hono raha tiana handrobona sy hamoa dia tsy maintsy rantsanana dia lasa ratsy endrika (toa tsy misy ilàna azy indraindray) amin'ny voalohany : mino aho fa eo am-panamboarana ny Firenentsika Izy !
Fomba fijeriko ihany anefa io an !
Miray hevitra amin' Bor2lais amin' io hevitra io
Araka ny hevitrareo izany, raoviana no vokatra ilay voa nafafy?
46. rakapy
(
23/04/2010 17:02)
Hoy i xxx 39
Dia ahoana izany ry xxx 39 no ahalala fa nety na tsy nety ilay nafafy?
Dia raha ohatra ka nisy tsy nety izany ka tsy fantatrao hoe nisy tsy nety anie ilay nataoko taloha ,dia iny fahadisoana iny hatrany izany no afafinao @ vahoaka rehetra.
Mazava fa tsy tokony hoe mahafaly anao ny mitory dia mitory ianao fa kosa misy tanjona ao, dia ny hanazava sy hanasoa ary hitondra fahamarinana sns...ho an'ilay olona torinao ilay fitorina.
Ny vokatra @ fitoriana dia tsy voatery ho fantatrao mpitory. Marina tanteraka ny an'i Bordelais fa tsy azy ny vokatra fa an'ny Tompony.
Ny antony koa dia tsy ho anao no hitorianao fa ho an'ilay olona , tsy izay tombony hiverina aminao no zava-dehibe satria tsy hisy io . Ny famonjena efa azonao no efa anjaranao
Dia ahoana izany ry xxx 39 no ahalala fa nety na tsy nety ilay nafafy?
Dia raha ohatra ka nisy tsy nety izany ka tsy fantatrao hoe nisy tsy nety anie ilay nataoko taloha ,dia iny fahadisoana iny hatrany izany no afafinao @ vahoaka rehetra.
Mazava fa tsy tokony hoe mahafaly anao ny mitory dia mitory ianao fa kosa misy tanjona ao, dia ny hanazava sy hanasoa ary hitondra fahamarinana sns...ho an'ilay olona torinao ilay fitorina.
47. rijadolly
(
23/04/2010 17:32)
Soanja:Tena manaiky aho Soanja fa tena marina ny filazan\' se.Miombon- kevitra tanteraka aho ra amin\' iny lafiny iny, Averiko indray anefa fa raha naloto ianao dia tokony hidio tena mihitsy( fahatsapana ny hadisoana , famelana ny heloky ny namana,...)satria averiko indray fa tsy misy mendrika ho Mpitory na iray aza; fa raha tsy midio na mampiseho ny fahaiza- miaina, sy Boky vakiana izay niraisako hevitra tamin\' Soanja Izay midika Famafazana ihany koa dia isika izay ilay fitaovan\' ilay tsy inohanao ( ilay ratsy) entina hanakivy ny olona toriana na hampihembotra na hiborioka hivoaka ny vala.
Ny ahiko dia tsy misy miteny hoe \" aza avela hitory ny Mpitory\" fa hoy aho hoe \"Izay mitory dia aoka izy no ho modely voalohany amin\'izay toriany.\"
Ohatra iray velona no omeko anao.
Misy fiangonana Protestanta izay nitsangana teo akaikinay. Tsotsotra be izy mivady pasitera tamin\'ny voalohany. Nitarika ireo ankizy hihira sy hanao kilalao sns sns rehefa alahady. Eny an-tsefatsefany eny ny toriteny sy fananarana mahasoa. iRoe mahantra teo akaiky no nantsoina tamin\'izany mba hivavaka. Indray mandeha anefa dia nahazo fanampiana avy taty ivelany ilay fiangonana kely ary lasa fiangonana goavana be ary niala teo akaikinay moa izany. Inona no nitranga, nividy trano goavana be, fiara mirijiraja sy fananana tsy misy ohatr\'izany ary nirobaroba izy mivady. Farany moa dia nisaraka izy mivady fa lasa nanary vady rapela fa soa loatra nony nihaingo tsy misy ohatr\'izany, ka nanaraka zatovolahy mila vola. Tsy fantatro loatra izay niafaran\'ilay fiangonana fa ireo Mpamatsy vola mihitsy no nitaraina momba ilay olana. Ireo mahantra anefa dia nahantra tsy nisy fiovana. Aiza isika Mpitory amin\'izany? Firy ny ondrintsika dia vitanao ny hanao izany nefa ny \"NY TENIN\'ANDRIAMANITRA\" notoriana teny ihany.
Tsy misy hafan\'izay koa ilay finagonana iray tao Tana nalehan\'ny namako. Fahafolon-karena mankany daholo. Ilay pasitera amin\'izany ravaka volamena eny ambozonana matevina tokoa, ny rantsan-tanany iny efa ho feno peratra mamiratra. Ny fiara mirijarija. Izy mianakavy, moava tsy mampatsiahy ahy ireo Amerikanina aty US ilay mpanao rap ireny. Ny vahoaka hitoriana anefa dia mahantra velona tokoa. Mampalahelo! Aiza ianao sy ny fitoriana?
Ny olan\'ireo fiangonana goavana miady olona satria goavana be ny rakitra azo isan-taona ary tsy menatra mihitsy ny misaraka noho izany resa-bola izany fotsiny.
Aoka Tompoko! Raha hitory dia aoka ho modely! Iza no heverinareo fa hanaraka ny toriteny raha isika mpitory aza manao ny atao.
Aleoko aza tsy nisy nitory toy izay nitory nefa tsy mahajery ny tena.
Raha nandroba ny olona dia satria mahantra izy ireo tsy manan-kohanina. Tsy hitany izay tokony ataony fa izay no momba azy. Noana, mahantra, sahirana. Tsy noraharahaina ireo olona ireo aman-taonany maro. Nolazaina fa avy amin\'i Kartie feno jiolahy. Nahoana no be jiolahy ao??? Nisy nijery ve ny zanak\'ireo???? Iza no mba ndeha hijery sy hiatrika ary hanome azy ireo fiononana sy fanantenana. Tsy nisy??? Nefa firifiry ny fiangonana miorina tsy lavitra akory ireo olona mahantra tsy manana fahalalana ireo.Tsy ireo no fototr\'olana ka. Isika tia tena no fototr\'olana tsy mahalala ny hafa. Notsinotsinoavina tsy nampiasaina ny Finoana hoy aho!
Ny tiako lazaina dia mitovy hevitra an\' Rakapy sy i Soanja aho raha ilay Mpitory.Hatrany anatiny izay saropatarina a!
Raha eo amin\' ilay Voa afafy indray dia efa nolazaiko tary amin\' MAHAIZA MAMAFY I , fa tsy misy hamafy teny ratsy izany eo, ary dia voatenyn\' Ika sy Rakapy aho tamin\' izay hoe : \"mba misy hasiny ilay voa fa tsy hafafifafy fahatany \" dia mitovy hevitra an\' Soanja ihany aho amin\' izay ilay miloko mena, fa tsy tokony hifidy tany hamafazana isika mpino na dia tsy efa masaka aza ilay tany (@ lafiny ara- panahy a!)
48. rijadolly
(
23/04/2010 18:25)
za:
Ra izay ny nanjo ny Firenentsika dia ny fandikana lalana tsotra izao ireo didy izay nampetraka,
fa naninona no nodikaina tsotra izao? satria napetrakafotsiny ilay lalana fa tsy nampihatraina, sy tsy fantatry ny olona akory hoe inona no antony nampisy ilay lalana...Ohatra hoe: \"Aza mangalatra\" Azavaina sy tsy hay ahoana moa zany ry ika? Za tsy miteny hoe tsy hazavaina ny zavatra toriana an! fa eto dia resaka alatra tsy an\' tena tsotra izao.
tadidio fa dimy venty sy telonjato monja ny lalana taloha saingy kosa fantatry ny olona hoe napetraka izao lalana izao satria izao no antony... dia azony de najainy, fa ity na ny nametraka ilay lalana aza tsy mahay ny votoatiny akory ny ankamaroany!
za:
Eo no tsy ekeko ny fanomezana soketa ny Mpitory, satria raha namafy Jesoa tamin\' boka folo lahy, firy tamin\' ireny moa no niverina nisaotra azy? 1/10.
ika:Manga: Aiza ary se zany, Boky vakiana = efa famafazana, Mampiely, asa soa efa izy koa zany, fa saingy + fitoriana ny Anarany sy ny FilazantsaraNy mba ho fantatry ny hafa fa IZY no antony fisianao( fanetretena). Mitory efa famafazana izany, fa saingy arao asa mba tsy ho faty ny Finoana.
-Tsy namafy Jesoa fa nanasitrana aloha...
- Amiko tsy ny fisaorana Azy loatra ihany no tena ilain\'i Jesoa..Na tsy nisaotra Azy aza ange ireo olona ireo ka nandeha tany @ ze nalehany tany ka anontanian\'ny olona hoe iza no nanasitrana azy dia tsy maintsy hiteny hoe ilay Rangahy ohatran\'izao e... amiko izay no nilain\'i Jesoa fa ho an\'ilay mpanoratra ilay evanjily moa ny point -ny t@ io dia hoe natao ho an\'ny olona rehetra i Jesoa (samaritanina ilay bandy niverina raha tsy diso ahako)
Maintso: Ilaina ry ika ny fisaorana AZY fa tsy loatran\' se zany a! Fanamaivanana ny fisaorana io ihany koa no hitako antony iray tsy ahazoana valim- bavaka.
Mena:LIOKA 17 :12 Ary raha niditra tao amin\'ny vohitra anankiray Izy, dia nisy boka folo lahy nifanena taminy, izay nijanona teny lavitra eny.13 Ary izy ireo niantso mafy nanao hoe: Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay.14 Ary raha hitany ireo, dia hoy Izy taminy: Mandehana, misehoa amin\'ny mpisorona. Ary rehefa lasa izy ireo, dia nadio teny am-pandehanana.15 Ary ny anankiray tamin\'ireo, raha nahita fa sitrana izy, dia niverina ka nankalaza an\'Andriamanitra tamin\'ny feo mahery16 sady niankohoka tamin\'ny tongotr\'i Jesosy ka nisaotra Azy; ary Samaritana iny lehilahy iny.17 Dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Tsy efa voadio avokoa va izy folo lahy? Fa aiza ny sivy?18 Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an\'Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va?19 Ary hoy Izy taminy: Mitsangàna, mandehana; ny finoanao no efa nahavonjy anao. Anisany iray io tenen\' se io , fa ny hitako koa dia fanamafisana ny tokony hankalazana an\' Andriamanitra( Fisaorana).
49. rijadolly
(
23/04/2010 19:47)
za:
Fa naninona no tsy tanteraka izany hatramin' izao, maninona no mbola misy ireo izay miatsoantso ny firaisam- pirenena, fandeferana marina; maninona no mbola misy ireo izay miantso fifamelan- keloka; maninona no mbola misy ireo izay miatsoatso ny hisian' fahamarinana ??? (hetsiky ny Mpitondra Fivavahana, ohatra); satria mino izireo fa betsaka noho ireo izay nania ( 99 ) no tsy namaly faty sy tsy voatarika nanao ireny zavatra mahamenatra ireny, ary mino koa izireo fa ho betsaka ireo izay nanao ireny no hiverin- dalana ( 1 ), ary dia hisy fifaliambe any andanitra.
ika:Mena: Tsy mahay manetritena ny olona tsy mahazaka voatsindrona, lefaso anaovana fanazaratena ry ika na dia lefona eo amin' foko aza fa tsy maninona a!
Miala tsiny raha somary manindrona an!
Satria le izy antsointsoina fotsiny fa tsy nasiana asa nampanarahina azy!
Andrianampoinimerina sy ry Radama ange raha nilazasy nanao tarigetra ny "firaisam-pirenena".. tsy vitan'ny nampivory ambaniandro vitsivitsy teny Andohalo na nikabary teo ambony Vatomasina fotsiny fa lasa tany @ lafy valon'ny Nosy mihitsy e nampiasainy izay azo nampiasaina!
Izay no lazaiko foana amin'i RD sy ny namana ato hoe io vavaka io nge ry zareo ka "Tolona fa tsy sento" e
Raha tsy nasiana asa nampanarahana azy dia foana ho azy izany ny Finoana. Nefa tsy afaka mitsara ilay mpitory se satria tsy hain' se izay ataony any, ary tsy ilay mpitory ihany no mila miasa, fa na ilay toriana koa aza mba tsy ahafoana ny Finoany izay voarainy tamin' ilay Fitoriana.
50. rijadolly
(
23/04/2010 21:08)
rakapy:Tsy misy fady fa niatef taty ihany noho ny fitoviam-pijery amin\' ilay hevitry Bod2lais ka, ary hamaly...
N 30>Hoy Bor2lais fa azafady aminao ry Rija
Bor2lais:Marina, tsy voatery hoe ny \"a\" ka hatramin\' \"Z\" anie fa le hevitra koa de fitoriana e!
Na izao ataon-drakapy izao ange azo raisina ho famafazana ihany e !
51. ikaretsaka
(
23/04/2010 21:11)
le milaza ny marina tsy filaza no manindrona fa raha olona tsy mahita vay ankandrina ve ry RD na tsindromina aza moa haninona aminy tsony?
Ny hoe foana finoana aloha amiko tsy misy e... ny hoe inactif no misy .. rehefa tsy misy effets (tahaka ny cas eto) ilay finoana.. satria araka ny efa novelabelariko tato di any finoana dia efa ao amin'ny tsirtairay fa mila tairina fotsiny..
Raha miteny ilay olona ianao eto hoe aza mangalatra, dia azavaina aminy hoe fa maninona no tsy mahazo mangalatra, hazavaina aminy antsimpiriany hoe olona hafa no nisasatra t@ io ko alainao fotsiny... sns... fa tsy vita fotsiny @ hoe satria izay no didy!
Non tsy famafazana ny boky vakiana, fa azo heverina hoe fangalana information koa na boky inona io na inona, ohatran'ny hoe raha maka diksionera ianao na migoogle dia tsy nafafiny akory, fa mijery misimisy kokoa ny momba ana zavatra 1. hahafahanao mandinika ny momba an'iny.
na tsy misaotra aza isika dia efa fantaNy ny ao anatintsika, Izay no mampahefa ny zavatra rehetra Azy.
Ny momban'ny hoe valim_bavaka azo na tsia: dia ny fanekena ny sitrapoNY sy ny famelana iznay ho tanteraka no hitako hoe valim=bavaka fa raha voatsihary ve no angatahinao de hoe tsy mahazo ianao dia hoe tsy valiany?
Fa kosa hanananao Tombatombana: toy ny hoe efa tsinjo avy hatrany ny ho vokatra hiakatra avy eo ambony tany lonaka sy ny tany nokarakarainao tsara sy vooaasanao tsara , voatondrak, noho ilay tery @ gourdon na tery ambody Madiro tery ampovoantsena tery ka!
eo ilay resaka talenta mitombo,ny resaka fanoharana @ le hoe manorina trano be tsy eran'ny aina sns...

Ohatra hoe: "Aza mangalatra" Azavaina sy tsy hay ahoana moa zany ry ika? Za tsy miteny hoe tsy hazavaina ny zavatra toriana an! fa eto dia resaka alatra tsy an' tena tsotra izao.
Raha miteny ilay olona ianao eto hoe aza mangalatra, dia azavaina aminy hoe fa maninona no tsy mahazo mangalatra, hazavaina aminy antsimpiriany hoe olona hafa no nisasatra t@ io ko alainao fotsiny... sns... fa tsy vita fotsiny @ hoe satria izay no didy!
Boky vakiana = efa famafazana
Non tsy famafazana ny boky vakiana, fa azo heverina hoe fangalana information koa na boky inona io na inona, ohatran'ny hoe raha maka diksionera ianao na migoogle dia tsy nafafiny akory, fa mijery misimisy kokoa ny momba ana zavatra 1. hahafahanao mandinika ny momba an'iny.
Ilaina ry ika ny fisaorana AZY fa tsy loatran' se zany a! Fanamaivanana ny fisaorana io ihany koa no hitako antony iray tsy ahazoana valim- bavaka
na tsy misaotra aza isika dia efa fantaNy ny ao anatintsika, Izay no mampahefa ny zavatra rehetra Azy.
Ny momban'ny hoe valim_bavaka azo na tsia: dia ny fanekena ny sitrapoNY sy ny famelana iznay ho tanteraka no hitako hoe valim=bavaka fa raha voatsihary ve no angatahinao de hoe tsy mahazo ianao dia hoe tsy valiany?
Ny vokatra @ fitoriana dia tsy voatery ho fantatrao mpitory.
Fa kosa hanananao Tombatombana: toy ny hoe efa tsinjo avy hatrany ny ho vokatra hiakatra avy eo ambony tany lonaka sy ny tany nokarakarainao tsara sy vooaasanao tsara , voatondrak, noho ilay tery @ gourdon na tery ambody Madiro tery ampovoantsena tery ka!
eo ilay resaka talenta mitombo,ny resaka fanoharana @ le hoe manorina trano be tsy eran'ny aina sns...
52. rijadolly
(
24/04/2010 07:35)
Ny hoe foana finoana aloha amiko tsy misy e...Misy ka, ohatra hoe very fanantenana dia mitarika ilay finoana ho foana wazy noho ilay tsy fisian\' action
Volena ny Finoana ka, zavatra tsy fantatrao mihitsy no hampifantarina (toriana) aminao ka resy lahatra ianao dia manantena izay mitarika mino.
Mitovy hevitra amin\'se amin\'ilay fanazavana ny hoe aza mangalatra
za:
Boky vakiana = efa famafazana
ika:Misy karazany roa dikany ny tianay hampita amin\' ilay Boky vakiana.
Non tsy famafazana ny boky vakiana, fa azo heverina hoe fangalana information koa na boky inona io na inona, ohatran\'ny hoe raha maka diksionera ianao na migoogle dia tsy nafafiny akory, fa mijery misimisy kokoa ny momba ana zavatra 1. hahafahanao mandinika ny momba an\'iny.
1) Action izay jeren\' olona, izay iraisan\' mpino rehetra fa ilaina fa tsy miteniteny hoe za nanao an\' izao, za nanao an\' zaroa(asa soa, fanmpiana ny hafa,...)
2) Boky araka ny tenin\' se, ary matoa naparitaka dia nafafy zay fa tsy noterizn\' Mpanoratra na hoe izahay ireto ihany no mahazo mamaky.
ika:Tsy midika akory izany hoe tsy misaotra ny ao anaty, amin\' lafiny iray indray tsy hoe mahazo tsy misaotra fa mila misaotra.
na tsy misaotra aza isika dia efa fantaNy ny ao anatintsika, Izay no mampahefa ny zavatra rehetra Azy.
Ny vokatra @ fitoriana dia tsy voatery ho fantatrao mpitory
ika:Tombatombana tsy voatery mitobina izay miteraka fahakivina noho ny fiheveran\' tena hoe ny fahaizako mamafy dia tsy maintsy mahazo vokatra izao kilao aho.Izany no mitarika ny fireharehana.Ary averiko indray fa na any amin\' tany karakaina aza ny Voa tsara(Filazatsaran\' Kristy) dia afafazo fa izy no manefy ny tany sy afaka manamafy fo sy manamasaka azy.
Fa kosa hanananao Tombatombana: toy ny hoe efa tsinjo avy hatrany ny ho vokatra hiakatra avy eo ambony tany lonaka sy ny tany nokarakarainao tsara sy vooaasanao tsara , voatondrak, noho ilay tery @ gourdon na tery ambody Madiro tery ampovoantsena tery ka!
53. rakapy
(
24/04/2010 12:51)
Hoy i Rijadoly
Eto no tena tsy hitovizantsika ry Rijadoly. @ experience-ko manokana dia io famafazana teo an-tany karakaina io no tsy naha kristianina ahy, ary isaorako betsaka ny ao ambony izany.
Matetika mantsy dia rehefa maina be iny ny taniko vao tonga ry zalahy mpamafy mba hamafy voa eo @ ilay taniko hono. Dia ilazako mazava tsara ry zalahy hoe: Tsy mbola voaasa ny tany ary tsy misy rano hanondrahana ny voa izay kasainareo afafy aloha @ izao.
Dia io nolazainao eo ambony io moa no ambarany amiko. Dia mamafy eo izy.... fa tsy mety mitsimoka e.
Ary averiko indray fa na any amin' tany karakaina aza ny Voa tsara(Filazatsaran' Kristy) dia afafazo fa izy no manefy ny tany sy afaka manamafy fo sy manamasaka azy.

54. ikaretsaka
(
24/04/2010 16:59)
Ary averiko indray fa na any amin' tany karakaina aza ny Voa tsara(Filazatsaran' Kristy) dia afafazo fa izy no manefy ny tany sy afaka manamafy fo sy manamasaka azy.
Izahako Kristianina, fa amiko koa io lazain'i RD io dia hitako fa mivoana tanteraka. ary anisan'ny fototry ny olana mandrak'izao:
Io ilay voalazako foana hoe "omeo hasiny koa ny Voa" fa aza afafy fahatany fotsiny, ary anisan'ny voalaza ombieny ombieny ny hoe "ataovy ho mpianatra, fahano. mandehana mijinja" = ny dikan'izany raha akapoka sy raisina sens anankiray dia hoe "Asa" aby izany fa tsy hoe torio sy fafazo fotsiny!
Ny Ray no mpamafy: hoy rahateo Izy , ka aza miady toerana @ Ray...
I Jesoa dia tsy nitory fe nitory fotsiny hoe "hoy ny Raiko hoe Blibli sy blabla".. dia nionona t@ izay fotsiny dia hoe ny Rainy no hampiditra izany aminao ..... tsia de tsia, nasainy ny tany tompoko (=nositraniny ny jamba, nampitsanganiny ny malemy mba hahita ilay asa sy hiaraka hiasa aminy..., nomeny hanina ny noana mba ho voky aloha, notsikerainy ny rafitra tsy nandeha [fariseo sns] ... nampiasany ny zavatry ny fiainana andavanandro hiasany ilay tany aloha : mpandrafitra izy, mpanjono sy mpiasa @ fiainana andavanandro no nampiasainy) fa tsy namafy fe namafy fotsiny .
Dia eo le diso fandray dia inona no vokany ra RD? io voalazan-drakapy ary @ sujet io...
azonao ilay tari-kevitra!
55. soanja
(
24/04/2010 19:12)
Aoka kosa anefa hahalala isika fa na karakaina aza ny toerana amafazana dia mety hitsimoka izany raha tandrify tsara ny ilain'ilay voa rehetra. Io no maha Goavana ny voninahitr'Andriamanitra. Aoka anfe izy hamafy hanaramaso sy hikarakara izay nafafy n'aiza n'aiza io.
Efa tany amin'ny am Sand Dunes National Park ianareo?
Jereo anie ny sary ato e. Izao ny hatsarany rehefa mitsimoka ilay izy.
http://www.nps.gov/grsa/naturescience/naturalfeaturesandecosystems.htm
Efa tany amin'ny am Sand Dunes National Park ianareo?
Jereo anie ny sary ato e. Izao ny hatsarany rehefa mitsimoka ilay izy.
http://www.nps.gov/grsa/naturescience/naturalfeaturesandecosystems.htm
56. ikaretsaka
(
24/04/2010 21:54)
ka tsy mitombina eto anie ilay izy ry soanja e
any ny Ray no mamafy azy....ara boajanahary =naturellement!
fa le resakamomban'ny teny afafifafin'ny namana ato kosa matetika dia efa zavatra voa "twist" n'ny olombelona no afafifafy @ na zavatra efa voajary (na voajanahary io na efa voajarin'olombelona teo aloha) fa tsy azo hamafazana intsony: karaha ilay toerana hoe efa voajary ho ala no fafazana vary (atao tavy) hoy i rakapy izay

57. rakapy
(
25/04/2010 08:58)
Hoy Ikaretsaka
Misaotra anao nitondra fanazavana. Io izao dia resaka mbola tsy henoko.
Mba azavao misimisy hoe iza no VOA? Iza no mpamafy, Iza no mpikolokolo? Iza no mpijinja, Iza no vokatra? mba hampazava ny andraikitry ny tsy1/1. Misaotra
Ny Ray no mpamafy: hoy rahateo Izy , ka aza miady toerana @ Ray...
Misaotra anao nitondra fanazavana. Io izao dia resaka mbola tsy henoko.
Mba azavao misimisy hoe iza no VOA? Iza no mpamafy, Iza no mpikolokolo? Iza no mpijinja, Iza no vokatra? mba hampazava ny andraikitry ny tsy1/1. Misaotra
58. ikaretsaka
(
25/04/2010 11:55)
Amiko manokana dia ny fahasoavana sy ny maha izy aby ny tsirairay. Hiaina sy hifanasoa no atao hoe voa ... ny mpikolokolo dia ny manodidina anao @ fanaovany antsakany sy adavany ny lahasa ffifanasoavana mba hahatsara io manodidina io, fa tsy ny famosaviana ilay ecosystem efa misy
59. soanja
(
25/04/2010 12:14)
ikaretsaka:
Amiko manokana dia ny fahasoavana sy ny maha izy aby ny tsirairay. Hiaina sy hifanasoa no atao hoe voa ... ny mpikolokolo dia ny manodidina anao @ fanaovany antsakany sy adavany ny lahasa ffifanasoavana mba hahatsara io manodidina io, fa tsy ny famosaviana ilay ecosystem efa misy
Marina io hevitrao io saingy izy tsy mihevitra mihitsy hoe "mamosavy" raha manao izany kosa e. Hafa ny fijeriny azy ary izay hainy no ataony. Ilay intention amiko no zava-dehibe hoe mihevitra ny hanasoa ve izy sa hoe hanaparitaka fotsiny satria izay no voalaza. Io mantsy tena misy tena hoe rehefa mitory ianao dia efa nahavita ny takian'Andriamanitra fa izay alehan'iny fitoriana any alehany. Io izao no maha tsy qualite ilay resaka fitoriana indraindray. Izy mpitory milamintsaina satria mahatsapa fa ho "Avotra" fa satria niasa fa ny hoe hihevitra izy hoe nanao ahoana ireo toriana nandray azy dia tsy ao anaty sainy izany satria tsy natoro azy " ny elanelana" mampifandray ireo nafafy sy ny fampaniriana azy eo amin'ireo toriana.
Io no fahitako ny olana indraindray.
Fa ekeko ny teninao ka raha amin'ny fahitantsika sy Ika azy hoe "ny Voa" dia efa any anatintsika any avokoa satria isika dia efa nafafin'Andriamanitra matoa tonga ety an-tany. Tsy hinoako anefa fa izay no fandraisan'ny hafa azy amin'ny ankapobeny.
60. ikaretsaka
(
25/04/2010 13:05)
Ny tiako lazaina @ io de hoe raha efa tsaramaso ohatra no "voa" efa nanaovan'Atra anao ka na "salanitra @ maha tsaramaso" anao aza ianao..dia aza terewna ho tsaramaso ohatranao ny voanemba eo akaikinao... sy ampangaina hoe ratsy sy tsy avotra..
Mety hoe voanemba no hilavan'ilay namboly azy azy. Matoa izay no namboleny...
Mety hoe voanemba no hilavan'ilay namboly azy azy. Matoa izay no namboleny...