Tokony hamboarina ny Prison fa mijaly ny gadra
1. kanota
(
20/06/2008 02:28)
Toa hoe mitaraina daholo ny mpigadra fa ratsy loatra ary mila hamboarina sy hitarina ny figadrana hono e =)) =)) =)) . Ny gadra politika ihany hono no miadana =)) =)) =))
répondu par tsimati le 03/07/2008 14:47
2. rakapy
(
20/06/2008 02:37)
te higadra angaha hono ra kanota? mbola malalaka ny ao Ankazondrano :-D :-D :-D
3. penguin
(
20/06/2008 02:40)
ny gadra mihinana mangahazo fa rakapy tia hinana matsiro ao ampigadrana ary vao mivoaka dia mbola malaza politika
4. rakapy
(
20/06/2008 02:44)
Eleo ary mihinana mangahazo any @ fonja toy izay hiady sisan'yaourt a boira Tiko
5. penguin
(
20/06/2008 03:06)
Tena mihinana sy milelaka mihintsy ny gadra mafy ady voan'ny tazon'alika raha tsipazana yaourt. Hafa ianareo gadra politika vao mainka malaza.
7. tsoraka
(
20/06/2008 03:32)
rakapi teny koa voan'ny tazon'alika ve ? Mahia nefa be kibo. Tsy aleo mba hitarina sy hatsaraina ve mba hanitsiana ireo vahoaka lanin'ny tazon'alika ?:p :p :p =)) =))
8. rakapy
(
20/06/2008 03:36)
Efa mitsoraka @ poteaux koa nareo izany ry akama. Voky byba angamba de misalaoitika :-D :-D :-D
9. kanota
(
20/06/2008 08:18)
Rakapy no mitsoraka amin'ny rindrimbato hany ka minondranondrana. Fanina tsy mahita hidirana. Antsoy indray ilay kidoron'akanga =)) =)) =))
10. tsoraka
(
20/06/2008 12:33)
Prison ampidirana an-dry Kidoropamba ho naman-drakapy. pamba fa tsy pomba. Ny momba tsy miteniteny foana. :-D :-D :-D
11. naughtyboy
(
20/06/2008 13:34)
zany tazon'alika aza zany toa otrany mbola tsara ra oharina @ aretintsainy ty J.K,penguin,tsoraka,kidoromp..y (adinoko ny - at-) ka :-D :-D :-D :-D :-D
12. naughtyboy
(
20/06/2008 13:36)
ny tena mety de avaozina ny tobiny marary saina fa hanofa trano tsy ho ela eny ry kanoka, J.K ,sns..
13. tsoraka
(
20/06/2008 16:14)
Tsy hainao marina ny tazon'alika izany fa voa hatramin'ny sainy ka tsy maninona fa ny sasany arentsaina fotsiny izany ary ny an'i naughtyboy mifangaro tazon'alika :-D :-D :-D
14. betsi2
(
20/06/2008 16:16)
tsy ny fanamboarana ny confort ny fonja no vahaolana @ manjo ny situation maleureuse any dago fa ny fanatsarana ny toekarena ankapobeby mihitsy fa andramo moa hoe niatsara ny fonja fa té iroso any daholo ny soloana ny madagascar, mitady fomba hidirana any @ fonja ny mahantra= mitombo ny delinquance , ny mpangaro posy ny mampamono vady, ny violeur, sns... atao daholo ny hevitra hidirana any @ fonja mba isakafoanana ,hevitra mety vé ny fanamboarana ny fonja sa tokony hijery projet afa anatsarana ny lafimpiainanay malagasy :idea:
15. tsoraka
(
20/06/2008 16:27)
F'angaha nisy niteny an'izany hoe atao tokoa fa tsy rakapy no nitarika resaka fonja dia mba manamafy koa ny mpifanandrana?
16. kidoropamba
(
20/06/2008 18:40)
Misy ilAna ny fanamboarana ny fonja kosa aloha. Tena marina io satria toerana ahafahana manova toetra no sady hiainan'ny olona maro io toerana io. Na dia nanao heloka aza ny olona iray dia olombelona ihany izy ka mendrika tandroana ny maha olombelona azy na dia ahilika tsy miaraka amin'ny be sy ny maro aza izy.
Ary io fonja io dia anisan'ny toerana ahafahan'ny voafonja manova toetra ka mahatonga ny sasany ho lasa olona manantsaina be sy afaka mitondra vahoaka.
Ohatra: I mandela tatsy afrika atsimo, ny fonja no nanavotra azy satria raha tsy tany amponja izy dia efa nisy namono tamin'ireny apartheid ireny. Ary ny fonja koa no nahatonga azy ho filohampirenena.
Sahala amin'izany koa ny filoha hajaina Ravalomanana, izay hiloaloavan'ny malagasy te hivoatra. Raha voafonja tao antanimora izy tamin'ny taona 80 (sahala tamin'ny Mandela e) dia lasa mpandraharaha matanjaka raha vao nivoaka tao ary lasa filoham-pirenena ka ikoizan'izao tontolo izao raha amin'ny resaka fintantanana. Na dia tsy nijanona ela tao aza izy dia ilay fotoana kely nataony tao dia nahafahany nampivoatra ny fisainany amin'ny fitantanana izany.
Ry Monja jaona izay olona tena manana ny maha izy azy tao madagasikara dia manana diplaoma-na fonja daholo.
Ka tena marina, tokony hamboarina ny prison mba ahafahan-dry Voninahitsy manova fisainana amini'zay mba lasa filoham-pirenena rahampitso.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

17. Marindrano
(
20/06/2008 20:28)
"Soa kenda hahay hitsako, soa lavo hahay hamindra."
Mandraisa anatra amin'ny fahadisoana vita taloha.
Ny famerenana ny tsy nety natao fahiny dia isan'ny fahadisona goavana sarotra harenina. Ny olona tia mandray toro-hevitra dia voaharo amin'izany fa tsy jamba amin'ny fiheveran'ny fony.
Rariny sy tokony atao mandrakariva ny hanatsarana ny toerana ametrahana ny olona tiana hahitsy.
Ny tsy fanaovana izany dia fiheverana azy ireny ho toy ny biby na latsa-danja mihitsy aza ka tsy rariny. Satria na ny trano na vala itoeran'ny biby afaha na ompiana dia voakarakara tsara tokoa indraindray.
...ny atao no miverina.

18. naughtyboy
(
20/06/2008 21:07)
otrany motera na daba ihany io e,mifangaro ny menaka de may ny joint de culasse(tazon'alika +efitra tranomaloto nifandiso toerana @ efitrano ny fisainana) aza mandany andro @ J.K lalimanaga ,she's so fucked up bi
20. kanota
(
21/06/2008 01:25)
fuck ur mum, naughtyboy =)) =)) =)) Marindrano; Penguin, xxx, rakapy mitapy, sesikidoropamba all JK