Tokony hamboarina ny Prison fa mijaly ny gadra

41. Marindrano ( 22/06/2008 20:14)
"Taolana ny nify ka mihomehy" :lol:


...ny atao no miverina.
42. tsoraka ( 23/06/2008 06:32)
Ry naughty namoaka ilay fiteny tsy manopa satria iray tokatrano ve ry kidoropamba=hery hajaina a?
43. ratakktikk ( 23/06/2008 21:51)
Efa fantany zao fa tsy ho hery mits no nde hivaha otran i kidoropamba mbola mitsoraka ihany. tsy dombo otran i Tsoraka daholo ny gasy ka azo ambakaina.
Na ny zavatra heverin i tsoraka fa manavanana azy aza mbola tsy ampy refesin ny an'ny sasany.

Ny atidohan ' Tsoraka sy Kanota vao mitsiry, ny an'ol efa vaky ravina efa ela b..!!!!!!!!
44. penguin ( 23/06/2008 23:43)
Vaky ravina omaly ve ilay solon'anarana sandoka vao omaly ratakktikk sy vao tamin'ny 21/06 kidoropamba. Samy tsy ampy herinandro dia vaky ravinabe. Vaky manta :-D :-D :-D
45. naughtyboy ( 24/06/2008 15:23)
tsoraka,lalimanga,kanota ,kidorompo..y..penguin>fuck your daddy up the arse you old fart cunt ,vhv tsy ampy la..ka de mitapitapy tsisy hevitra atokona na fahalalana mazava fa ipitsiho io no fanaovambeloma azy
go and f... your daddy cunthead

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
46. penguin ( 25/06/2008 01:49)
As you do, fuck ur mom =)) =)) =))
47. naughtyboy ( 25/06/2008 15:08)
how about you fuck your son razanety :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
48. tsimati ( 26/06/2008 01:44)
Aza variana mifanolana fa ny tanjona jerana ry vahoaka. Ataonay tena milamina daholo hatrany ambanivohitra anaty ala any raha omenareo anay avy nianatra sy mipetraka eto Frantsa ny fitondrana. Koa ampio re ry vahoaka fa hozarainay amin'izay ny tombony fa tsy sahala ny taloha. ^:^ ^:^ ^:^
49. naughtyboy ( 29/06/2008 14:09)
razanety>@ androny ahalany anao minisitra no mety iroboroboany ny tobiny mitapitapy =)) =)) =))
50. tsimati ( 30/06/2008 03:02)
Eh re ry tonaka fa tsy te hilamina ve ka tsy avelanao hamboarina ny fonja fa mijaly loatra ireto mpangalatra ao. Ny sasany tena nangalatra nefa matavy be sahalan'i naughtyboy :-D :-D :-D
51. kidoropamba ( 30/06/2008 11:43)
Io ary fa mifanompa ry zareo mpanohitra.

Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
52. tsimati ( 30/06/2008 16:07)
Ianao hono no ra-JK. marina ve zany ra-kidoro?
53. kidoropamba ( 02/07/2008 14:47)
Mety misy ny mahamarina an'izany kanefa kosa tsy ho voatery ho diso daholo izany. Ka, raha raisina amin'ny antsipiritiny ilay fanontaniana dia hoy aho hoe: Inona no ratsy vitan'i Jeankely ary inona no tsara tsy mbola nataony?
Miverina ilay fanontaniana: Ianao hono? fa naninona no najanona eo @ "hono" satria azo tohizana @ "raha".Ny fitiavana an'i filoha hajaina mpitari-tolona mafAna Ravalomanana Marc no nahatonga an'izao. Ka hoy aho hoe: handroso sa hihemotra? That's the question!

Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
54. tsimati ( 02/07/2008 23:35)
Ny resaka kidoro fanimbana TIM resaka hafa. Fa ny olona mijery Madagasikara tsy mety hihevitra fa misy olona eo mandrakizay izany. Ny ho avy mifandimby no resahina. Ra-kidoro voatorotoro dia lasa miparitaka ny lohany.
55. kidoropamba ( 03/07/2008 08:35)
Tsy misy hifandimby izany eo. 7 mandats no angatahanay tanterahin'i filoha hajaina Ravalomanana. Raha te ho tonga eo @ fitondrAna dia tsy maintsy mitrongy izay eo. Fa raha hiandry fifandimbiasam-pahefAna izany ary avy @ alalan'ny fifidianana, dia mivonona fa 7 sisa ny mandat ataon'y filoha hajaina Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy
God bless the king of the king Ravalomanana ^:^
56. tsimati ( 03/07/2008 09:55)
Fandemena saimbahoaka ny an-ty. Sa mba hanome lesona ny vita 24 moa sa firy taona ?
57. kidoropamba ( 03/07/2008 10:39)
MakA viagra raha miseho malemy ny hozadohanareo e. Io no mba manenjanejana azy.

Tohizo ny lalantsika.
God bless Ravalomanana ^:^
58. kanota ( 03/07/2008 11:47)
hamboarina ny fonja hisainan'ny mpanamoly kidoro. =)) =)) =))
59. kidoropamba ( 03/07/2008 12:18)
Tena hiala TIM aho raha mitohy izao. Marina!

Dera sy laza hoanao filoha hajaina Ravalomanana ^:^
60. tsimati ( 03/07/2008 14:47)
Amboary ny Prison asiana ny misandoka anarana kidoro =D> ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077