Tokony hamboarina ny Prison fa mijaly ny gadra
21. rakapy
(
21/06/2008 01:31)
Mba manompa @ teny Anglisy hono Rakanota nefa diso tsipelina be le izy :-D :-D :-D Mba mianara wa!!! :-D :-D :-D
22. kanota
(
21/06/2008 01:50)
ahintsio izay diso fa toa marobe no manao tsipelina mampiomehy ato ary azo alaina tsirairay. =)) =)) =))
23. rakapy
(
21/06/2008 01:57)
Ny anao dia tsy tsipelina no diso fa hita hoe tsy fahaizana mihintsy :-D :-D :-D
24. kanota
(
21/06/2008 02:03)
Fa iza moa no nilaza hoe mahay. Tena tsy mahay mihintsy fa mba mifandona amin'ny mahay ny dondrona =)) =)) =))
26. kanota
(
21/06/2008 02:13)
Ny TIM tena misy ny mahay noho ianao. Ao ny PhD hoy ny hafa ary ao ny mampianatra @ University japs, ao ny any USA sns. HAHAHA. Izaho no tsy nianatra ka tsisy hidiran'ny TIM izay hadalako satria aho olona ivelany mba tia hiasa madio. Tsy mila ny tarik-i rakapy mitapy malahelo ny tongolon'i egypt. hahahha =)) =)) =))
27. rakapy
(
21/06/2008 02:17)
Fa ny mpanohitra ve ataonao fa vendrana??? Japs, usa hi!hi!ha! Tena maty lolo rakanota :-D :-D :-D
28. kanota
(
21/06/2008 02:21)
Asehoy ny anao raha misy ary mampianatra @ University aiza ianao. HIHIHI HAHAHA =)) =)) =)) . Maika hiasa aho fa tohizo milay eo.
29. rakapy
(
21/06/2008 02:24)
Fa angaha ny mpampianatra @ oniversite ihany no mahay??? :-D :-D :-D mpividy sy mpivarotra sujet ny ankamaroany :-D :-D :-D
30. penguin
(
21/06/2008 06:02)
Any Madagasikara ilay voaofana taloha sa ireo mampianatra any @ Japs, US sns ? Jereo na ny taonan'ireo olona mpividy sy mpivarotra ary ny taonan'ireo hafa voatenin'i kanota fa sady tanora no favy kaikaikaikai rakapipipipipi
31. rakapy
(
21/06/2008 06:05)
Nisondrotra lahara faha firy hono i Madagasikara raha nahazo ny fitondrana i Ra8??? :-D :-D :-D Toa mbola nilaozan'i Malawi indray aza :-D :-D :-D
32. penguin
(
21/06/2008 06:28)
Ary ianao izao nisondrotra laharana fahafiry amin'ny mahay indrindra eran-tany ?
34. betsi2
(
21/06/2008 12:41)
tsoraka:
F'angaha nisy niteny an'izany hoe atao tokoa fa tsy rakapy no nitarika resaka fonja dia mba manamafy koa ny mpifanandrana?
manazava hiany koa ny mpifanandriana @ sosikevitra @ lafi ratsy sy lafi tsara ny fanamboarana ny fonja
35. betsi2
(
21/06/2008 12:51)
kidoropamba:
Misy ilAna ny fanamboarana ny fonja kosa aloha. Tena marina io satria toerana ahafahana manova toetra no sady hiainan'ny olona maro io toerana io. Na dia nanao heloka aza ny olona iray dia olombelona ihany izy ka mendrika tandroana ny maha olombelona azy na dia ahilika tsy miaraka amin'ny be sy ny maro aza izy.
Ary io fonja io dia anisan'ny toerana ahafahan'ny voafonja manova toetra ka mahatonga ny sasany ho lasa olona manantsaina be sy afaka mitondra vahoaka.
Ohatra: I mandela tatsy afrika atsimo, ny fonja no nanavotra azy satria raha tsy tany amponja izy dia efa nisy namono tamin'ireny apartheid ireny. Ary ny fonja koa no nahatonga azy ho filohampirenena.
Sahala amin'izany koa ny filoha hajaina Ravalomanana, izay hiloaloavan'ny malagasy te hivoatra. Raha voafonja tao antanimora izy tamin'ny taona 80 (sahala tamin'ny Mandela e) dia lasa mpandraharaha matanjaka raha vao nivoaka tao ary lasa filoham-pirenena ka ikoizan'izao tontolo izao raha amin'ny resaka fintantanana. Na dia tsy nijanona ela tao aza izy dia ilay fotoana kely nataony tao dia nahafahany nampivoatra ny fisainany amin'ny fitantanana izany.
Ry Monja jaona izay olona tena manana ny maha izy azy tao madagasikara dia manana diplaoma-na fonja daholo.
Ka tena marina, tokony hamboarina ny prison mba ahafahan-dry Voninahitsy manova fisainana amini'zay mba lasa filoham-pirenena rahampitso.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
raha lalinina izany toejavatra izany dé izay @ itony amponja sy nandalo amponja itony ny itondra ny firenena @ mandat manaraka fa efa ita fa ity farany neny ra 8 , roland ratsiraka, pety rakotoniaina, voninahitsa ,general fidy, sns......... NON tonga dé mazava fa tour ny roland R izany no lasa filoha satria ny sasany mbola any amponja @ izany AVÉ ROLAND :-*
36. kidoropamba
(
21/06/2008 13:18)
Ry Rolland izany aloha dia mila miandry kely mihitsy satria mbola maro ny asa miandry ny filoha hajaina Ravalomanana. Araka ny tombatombanay dia mety any amin'ny 2017 any ho any vao tsara miala eo amin'ny fitondrAna ny filoha hajaina satria tsy maintsy porofoiny fa nihena antsasany ny malagasy mahantra amin'ny 2015. Efa fanamby nataony io ka tsy maintsy tanterahiny.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
37. Marindrano
(
21/06/2008 19:59)
"Ny tondro mahitsy tsy arahin-dalana", ary ny "Menimeny tsy arahin-janahary"
Tsy ny vinavina no mahalava na mahafohy ny fotona hitondran'ny olona iray fa ny safidin'ny vahoaka izay tompon'ny fahefana.
Efa tany repoblika i Madagasikara.
Raha hitan'ny vahoaka fa rariny sy hitsiny no nampiharina taminy sy nitondrana azy dia mbola avelany hitazona ny fahefana hatrany izay olona nomeny izany. Fa raha mifanohitra amin'izay kosa no nisy dia azony atao avy hatrany ny manaisotra ny fahefana eo ampelatanan'izay nampindraminy izany.
Raha jamban'ny fahefana na diso tia fahefana be loatra anefa ny olona iray izay tsy mahataho-tody, dia sahy mamitaka sy mandiso ny safidin'ny hafa ho amin'ny tombotsoany; na ny safidin'ny maro an'isa ho amin'ny tombotsoan'ny vitsy an'isa izy.
Maha-ratsy fiafara ny manao izany.
Izay te-ho tsara fiafara dia mitandrina fatratra tsy hanao izany izy fa manaja hatrany ny safidin'ny hafa.
...ny atao no miverina.
Tsy ny vinavina no mahalava na mahafohy ny fotona hitondran'ny olona iray fa ny safidin'ny vahoaka izay tompon'ny fahefana.
Efa tany repoblika i Madagasikara.
Raha hitan'ny vahoaka fa rariny sy hitsiny no nampiharina taminy sy nitondrana azy dia mbola avelany hitazona ny fahefana hatrany izay olona nomeny izany. Fa raha mifanohitra amin'izay kosa no nisy dia azony atao avy hatrany ny manaisotra ny fahefana eo ampelatanan'izay nampindraminy izany.
Raha jamban'ny fahefana na diso tia fahefana be loatra anefa ny olona iray izay tsy mahataho-tody, dia sahy mamitaka sy mandiso ny safidin'ny hafa ho amin'ny tombotsoany; na ny safidin'ny maro an'isa ho amin'ny tombotsoan'ny vitsy an'isa izy.
Maha-ratsy fiafara ny manao izany.
Izay te-ho tsara fiafara dia mitandrina fatratra tsy hanao izany izy fa manaja hatrany ny safidin'ny hafa.
...ny atao no miverina.
38. naughtyboy
(
21/06/2008 21:46)
penguin,take a very good care of your mental health you cunt...you're in wrong f...... place with a wrong people farewell you f.....fucker
40. kidoropamba
(
22/06/2008 08:22)
Loza ity kanota ity fa manompa be...
Gode blesse Ravalomanana ^:^
Gode blesse Ravalomanana ^:^
