Liste des messages
Liste des messages, inserés par ainaheri, par ordre de date
ainaheri
(
30/06/2009 15:57)
MBA ARAHO NY ZAVA-MISY
Tsy homba an'i andry aho na ra8 mamoaka ity dinika ity,fa mba zvtr tiako lalininareo mpiwawawa eto @ politika d ny hijery ny machine en arriere,Ahoana hoy ny firenena vahiny raha nanao investiture ten...
suite
répondu par yuka le 01/07/2009 07:46
ainaheri
(
28/06/2009 08:31)
Fa maninn no niato kely...................???
"L'aventure TopMada fait une pause pour une durée indéfinie dans l'attente d'une réconciliation nationale durable pour un avenir meilleur."...........Miala tsiny @ teny vahiny!! Misy pression ambad...
suite
répondu par pikatti le 29/06/2009 07:23
ainaheri
(
20/03/2009 05:51)
RA8 SY IREO ORINASANY
Ahoana zany ireo orin'asan-dra8 reo?? Iza no hitantan'azy?? ..........Ary aiza izy @ izao fotoan'androny??...
suite
répondu par ainaheri le 23/03/2009 19:43
ainaheri
(
18/03/2009 04:44)
F'AONA NO TSY NISY NIARO RA8??????
° Les Etats Unis disent ne pas héberger Marc Ravalomanana à leur ambassade
Aiza ireo britisndra8 ee,nodakany enao refa lany ny maminy .....Miandry ny sitra-pon'i Andry sisa no ivoahan-dra8 velon...
suite
répondu par moi le 20/03/2009 07:01
ainaheri
(
14/03/2009 22:32)
AONA ILAY OMBY NOVONOINA TENY IAVOLOHA??
Mba alaivo sary antsaina hoe ,firy grama isan'oul no azon'ireo nanatrika teny,raha atao hoe 200kg madio ilay vatan'omby?? :-D :-D :-D ...
suite
répondu par xxx le 15/03/2009 18:18
ainaheri
(
14/03/2009 09:16)
AONA MARINA NY MOMBAN'IREO MERCENAIRE REO EE????
Tsy mitsahatra mamahandalitra ny vahoaka ny mpitondra,raha instructeur reo maninn ny tafika sasany tsy mahalala?? Ary taiza ilay fitaovana novidiana? Dia maninona no firenena samihafa no hanazava ny f...
suite
répondu par ainaheri le 14/03/2009 22:28
ainaheri
(
12/03/2009 09:40)
HOTEL 5* ENY IVATO!!!!
An'iza marina ilay hotel 5 etoiles eny Ivato,anny fanjakana sa an'olon-tsotra,raha io farany io d an'iza???...
suite
répondu par ainaheri le 18/03/2009 18:53
ainaheri
(
12/03/2009 08:22)
MBOLA SAHY HITENY IHANY VE,HONO²?D IZA NO ARA-DALANA??
Ianareo milaza fa hanaraka ny ara-dalàna,inn no atao hoe ara-dalàna? Leo ny mersenera avy any ivelany ny miaramila gasy ka zay no nahatonga azy hikomy!!! http://www.laverite.mg/index.php?option=com_...
suite
répondu par xxx le 12/03/2009 11:56
ainaheri
(
12/03/2009 04:57)
HITSAOKA HO AIZA SAHADY EEEEE
Selon le quotidien La Vérité, une partie de la famille de Marc Ravalomanana aurait pris un vol pour l'Ile maurice hier
Naninona nasaina nitsoaka,d oviana ra8 no manaraka azireo??
Ngah tsy minoa...
suite
répondu par tovolahy007 le 12/03/2009 22:28
ainaheri
(
10/03/2009 12:42)
HUMMMM HIVADIKA ITY TANTARA ITY ZANY KOU
L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités;.................Very elà ry le8 raha tsy mahita...
suite
répondu par andrywui le 10/03/2009 16:53
ainaheri
(
01/03/2009 18:11)
MOMBAN'NY TOERANA NIAVIANA
Toa nasiana resaka teto io toerana nihaviana io fa tsy nisy tohiny intsony ilay izy,nanao ahoana ihany??...
suite
répondu par Mirananirina le 07/03/2009 15:37
ainaheri
(
01/03/2009 16:57)
VAO 5ANS D'EFA MANATSATOK'ANTSY SAHADY
Mba ahoana loatra re rehefa lehibe,5 taona aza d'efa manao ny tsy tokony atao ; http://info.france2.fr/france/52025057-fr.php miala tsiny @ teny vahiny...
suite
répondu par sipagasy le 06/03/2009 17:51
ainaheri
(
24/02/2009 12:48)
LES 3 FRERES
Fanahy iniako nampidirina ato @ resaka polotika izy ity!
Mba misy mahalala ve hoe,naninona no nogadraina ilay tompona grossiste LES 3 FRERES iny,ny 1 moa dia maty tany amponja....
Mba nisy nanao ana...
suite
répondu par patrick2002 le 25/02/2009 13:50
ainaheri
(
24/02/2009 10:48)
MIARAMILA AFRIKANINA
Iza no tompon'antoka @ fanafarana miaramila afrikanina?? Satria ireo tsy afaka ihiditra ao dago raha tsy mahazo alalana avy @ mpitondra fanjakana iantefan'ilay fanampiana,na ny firenena mikambana aza ...
suite
répondu par rangorivao69 le 25/02/2009 02:20
ainaheri
(
20/02/2009 18:59)
NAKA MINISTERA TGV,NY HAFETSENDRA8
Vao nilahatra ny oul andé haka ministera d zvtr hafa no niseho fa vadina miaramila sy mpiandry no nanokatra ny lalana,raikitra ary ny disadisa teo @ filoha sy ny tafika ary ny mpitondra fivavahana......
suite
répondu par Koditra le 25/02/2009 17:51
ainaheri
(
20/02/2009 05:56)
Mpomban'ny r8 tao Mahamasina oéeeeee
Mba nisy nandinika ve nareo tato mpanaraka politika reo oe,naninona ra8 no tsy sahy tonga tany @ meeting t@ voalohany? Satria natahotra lery sao tsy ahazo olona,vao hita fa nahazo oul t@ voalohany d ...
suite
répondu par xxx le 20/02/2009 07:41
ainaheri
(
16/02/2009 15:31)
13ans lery d'efa rainjaza
Hita mitsy lery fa mbola ao anatin'ny fahazazana fa de oé natao d vita d tezaina zany ee http://www.koreus.com/modules/news/article7282.html...
suite
répondu par Lejoba le 25/02/2009 12:41
ainaheri
(
14/02/2009 08:14)
Kohlanta le retour des héros
Mba nanaraka hatr@ farany aho fa nandreraka ahy ny toe-tsain'ilay philomene,d hoy aho oe,d zay marina ve ny toetsaina refa maizina?? Nefa i Jade tsy nitazona alahelo azy t@ izy nanapaka flechen'i Jade...
suite
répondu par ndenn le 21/02/2009 18:34
ainaheri
(
09/02/2009 11:56)
Inona moa ny toeran-dra8 eo @ lafiny fiangonana????
Manontany tena aho,tsy tokony @ maha mpitondra azy no ilazako eto fa noho ny toerany eo @ lafiny fiangonana,dia sahin-dravalo ve nanirak ny miaramila itifitra @ bala réel?? Mamy loatra angaha ilay to...
suite
répondu par ZoRajoela le 22/02/2009 21:28
ainaheri
(
09/02/2009 06:02)
10 aout bis
Ngah tsy mahazo mifampiresaka,fa tsy maintsy mifandatsa-dra sy asiana ain'oul ee?? mampalaelo ny tsy manantsiny ataon'ny oul fitaovana,raha mitohy zao ,manoatra noho 10aout klé...
suite
répondu par LL52 le 10/02/2009 13:44
