NAKA MINISTERA TGV,NY HAFETSENDRA8

1. ainaheri ( 20/02/2009 18:59)
Vao nilahatra ny oul andé haka ministera d zvtr hafa no niseho fa vadina miaramila sy mpiandry no nanokatra ny lalana,raikitra ary ny disadisa teo @ filoha sy ny tafika ary ny mpitondra fivavahana...Niantso ny lehiben'ny tafika ary ra8
ra8>>Mon jeneraly,aona reo vadina miaramila reo,nefa za te haniraka hitifitra??
Jeneraly>>Ahhhhh,aoka fotsiny raprezy fa ra misy ra latsaka na ny 1 @ reo d raisinay ny fitondrana an
Eny ary ouzy ra8 d niresaka mora² izy mitsamy,hany mba resaka heno farany t@ ilay jeneraly d oe,antsoiko enaorariva raprezy aa
Tonga ary ny t@ 10ora alina ,niantso ary ity jeneraly
Jeneraly>>Allo!! raprezy !! Efa miesona be ny vadiko ato fa alefaso @ zay ry lerony manafika ny ministera !!
Kay ny vadindrajeneraly no lohalaharana nafana fo tao @ tgv :-D :-D :-D
Angano angano
novalian'i Koditra ny 25/02/2009 17:51
2. Koditra ( 22/02/2009 21:31)
angano angano fa mety possible tokotrany klé :-D :-D
3. ainaheri ( 23/02/2009 06:33)
Nanapa-kevitra ary Rajoelina @ manaraka fa ny vady miaramila zay mitokona dia tsy mody any antranony ,fa any @ TGV matory mba tsy hisian'ny ady ampitaka :-D :-D :-D :-D
4. ikaretsaka ( 23/02/2009 23:40)
Jeneraly>>Ahhhhh,aoka fotsiny raprezy fa ra misy ra latsaka na ny 1 @ reo d raisinay ny fitondrana an
:-D

ary raha tany ity hono ka tonga fadimbolana ry zavavy....
ra latsaka izany an!
5. Mirananirina ( 24/02/2009 18:32)
tsara kosa an :lol: :lol: :lol: :lol:
=D> =D> =D>
6. ainaheri ( 25/02/2009 12:51)
ikaretsaka:
ary raha tany ity hono ka tonga fadimbolana ry zavavy....
ra latsaka izany an!


Efa misy kapoaka eo akaikin'ny tsi11 hanantazan'azy ka :-D :-D :-D :-D

7. ktsif ( 25/02/2009 14:36)
[quote]ary raha tany ity hono ka tonga fadimbolana ry zavavy....
ra latsaka izany an![/quote ]
Dia niantsoana andian-jatovo nanaovana HIMO (sitrany ahay) nanadio an-drazazavavy
8. Koditra ( 25/02/2009 17:51)
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4368