Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Koditra, milahatra araka ny daty
Koditra
(
27/10/2009 22:56)
kakakaka masina (tohiny)
Nohon’ny fahantrany sy ny fahasahiranany dia nitaraina sy nangataka fanampiana t@ ireo iraitampo aminy i Benoa nefa dia voailikilika. Tapi-dalan-kaleha izy, nivavaka ary dia nataony antsoratra izany...
tohiny
novalian'i peta83 ny 03/11/2009 16:38
Koditra
(
19/05/2009 21:59)
Saina – Feon’ny fieritreretana ....
Samy nomena saina isika, saina afaka manao kajy, mandalina sy mamakafaka, mitahiry ny zavatra hitan’ny maso sy ren’ny sofina ary tsapan’ny vatana, arakaraka ny dingam-pianarana nolalovana sy/na ...
tohiny
novalian'i Koditra ny 27/06/2009 08:07
Koditra
(
30/03/2009 05:19)
Miteny ratsy .....
Mahagaga fa betsaka ny lhl monina any andafy no lasa mpiteny ratsy avokoa, ny ankabetsahany fa tsy ny rehetra akory, isaky ny manonona frazy 1 dia tsy maintsy misy teny ratsy 1 na 2 mandravaka azy. Ra...
tohiny
novalian'i Koditra ny 13/04/2009 18:23
Koditra
(
08/12/2008 20:43)
kakakaka masina
Kakakaka masina.
Isaky ny mandeha mitory miaraka @ ireo apostoly afa ny Tompotsika dia Piera foana no mpahandro sakafo. Ny Tompotsika moa mahery ry havana, azony t@ faminaniana ary fa isaky ny akoho ...
tohiny
novalian'i Koditra ny 04/01/2009 13:25
Koditra
(
01/06/2008 22:33)
Hiran'izao tontolo izao
Tsy mahazo mihaino radio mandefa hiran'izao tontolo izao.
Nisy namako izay nipetraka t@ iny lalana miakatra an'Ankatso iny.
Nanana olana izy satri ny tompo-tranony dia lasa tafiditra tao anaty antok...
tohiny
novalian'i Koditra ny 15/07/2008 16:57
