kakakaka masina (tohiny)

1. Koditra ( 27/10/2009 22:56)
Nohon’ny fahantrany sy ny fahasahiranany dia nitaraina sy nangataka fanampiana t@ ireo iraitampo aminy i Benoa nefa dia voailikilika. Tapi-dalan-kaleha izy, nivavaka ary dia nataony antsoratra izany mba halefany Paositra mankany @ Jesoa Kristy, toy izao no vakiny :
«Jesoa Kristy malala, mamelà ny heloko, ifonako ny ratsy rehetra vitako, ampio aho .... + blibla mitantara ny fahantrany .... Jesoa o! Itanao @zany fa vola 3 hetsy ariary (1.500.000fmg) no tsy maintsy ilaiko vao mahaavotra ny fiainako. Misaotra mialoha Jesoa. Amen.»
Nakatony ny valopy, nasiany soratra manao hoe «Ho an’I Jesoa Kristy» teo ivelany ary tsy adinony ny nametraka ny anarany sy ny adiresiny tany ambadika. Nateriny sy narotsany teny @ Paositra Antaninarenina.
Nifanontany ny mpiasan’ny paositra rehetra, fantatr’elah, fantatr’indry ve ny adiresin’Jesoa Kristy (satria anarana fotsiny no teo @ valopy)? Tsy nisy nahafantatra. Noho izany dia nosokafana ny tao anatiny, niarahana namaky, ontsaontsa, torotoro fo, nangoraka an’Benoa daholo ny mpiasan’ny paositra tao Antaninarenina. Tapaka ny hevitra fa hanao ++, voaangona ny vola 2hetsy sy 5alina ariary (1.250.000fmg), natao tao anaty valopy, nalefa t@ adiresin’ny Benoa.
Hafaliana tsy omby tratra ny an’Benoa naharay ity valopy miaraka @ vola tao anatiny, nivavaka indray izy, nataony antsoratra ihany toy ny teo aloha, toy izao ny vakiny : «Jesoa Kristy malala, tena mamaly vavaka tokoa ianao, misaotra Tompo o! Fa ny mba iangaviako anao dia izao, rehefa mandefa vola ho ahy ianao @manaraka dia aza alefa paositra intsony fa mpangalatra daholo ireo mpiasan’ny paositra ireo, aiza ve ka 1.500.000fmg no nangatahiko nefa 1.250.000fmg sisa no tonga aty amiko. Amen.»
Nakatony ny valopy, tsy adinony ny nametraka ny anaran’ny Tompo sy ny anarany tao ambadika, narotsany teny @paositra Antaninarenina.
novalian'i peta83 ny 03/11/2009 16:38
2. soanja ( 28/10/2009 03:07)
Koditra:

=)) =)) =)) Tatamo anaty kamory . Arovan'ny alan-jozoro. Tsy ilaozan'ny manorisory kanefa vao maika matory..... Tokotapaka vilany mitongilana izay tsy mety harenina... :-* :-* :-* (l) (l) (l)
3. Mirananirina ( 28/10/2009 13:09)
:-D :-D :-D
4. ni81 ( 28/10/2009 13:23)
:-D :-D :-D
5. Koditra ( 31/10/2009 18:38)
Toa hoe ho avy any antranon'Benoa daolo ono ny mpiasan'Paositra Antaninarenina rehetra hitaky ny volany sy hanatitra felaka ho an'lery. :-D :-D
6. kotobekibo ( 01/11/2009 23:10)
8O ohhhh!!!
=))
7. peta83 ( 03/11/2009 16:38)

=)) =)) =)) =)) =)) =))
d tapaka koa ny hevitray mpiasan'ny paositra fa tsy andefa taratasy intsony izahay fa aleo tonga d alefanareo @ telfon ny volanareo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1533