Liste des messages

Liste des messages, inserés par peta83, par ordre de date
peta83 ( 05/05/2015 12:19)
Nanome cadeau an'olona nefa aveo hitanao any @ olon-kafa
Aona mo ny fandraisanareo an'izany, misy olona akaiky (fianakaviana)anay mivady hitanay fa tena tsy nanana téléphone mihitsy izy, entin'alahelovana enao sady olona akaiky anao dia nividy téléphone... suite
répondu par tiris8786 le 28/08/2015 15:45
peta83 ( 22/06/2010 08:00)
Mitady salle (fotsiny) hanaovana mariage
Bjr daolo, efa nahita salle iany saingy ra mitondra traiteur d otran'tsy mahita tena tsara, fa le tsotsotra reny no misy. Ka ra mba mahita salle de reception fotsiny tsara nareo,f'efa manana traiteur ... suite
répondu par nyhaingo le 14/10/2010 08:01
peta83 ( 02/04/2010 13:47)
Allergique!voan'ny sery fona
Za d olona voan'ny sery fona,tsy atoandro, tsy alina, tsy maraina, tsy mangatsiaka, tsy mafana.... fa de voan'ny sery fona.ary refa tena mietsika le izy dia, mangididy be ny orona, mievina fona,mirara... suite
répondu par mandrindra le 20/04/2010 07:56
peta83 ( 24/03/2010 13:10)
Inona ary zany????
Inona ary no mapitovy ny magy omby volamena sy ny kapoty?... suite
répondu par tenompitia le 16/04/2010 06:52
peta83 ( 18/09/2009 09:22)
Aza mba alika ihany woa!
...Tamin'izany andro zany dia nampivory ny biby reetra Atra, ka rehefa nande ny fivoriana dia nisy biby nagetotra! tezitra mafy Atra ka nanontany "Iza lay nagetotra teo?" tsy nisy niteny, mbola nameri... suite
répondu par fetrakens le 23/10/2009 07:39
peta83 ( 07/09/2009 09:27)
Grosse vache!!!
Nisy ramato iray nitondra fiara dia nande izy zany afaka teo aloha teo nisy fidinana be otran'ny fidinana etsy Mandraka io, kay nisy ranga tampoka koa nitondra fiara saika nifandona izy satria le rang... suite
répondu par booboo le 08/09/2009 09:16
peta83 ( 03/09/2009 13:21)
Inona ary zany????
Betsaka ny vody, fa zay vody iray zay no tena mijaly indrindra??? ... suite
répondu par ari.malala le 09/09/2009 06:39
peta83 ( 03/08/2009 13:43)
ina ary zany oooo!
Nisy trondro 1 zan tany anaty ranomasina, voadona izy d nipitika ny masony iray, d bola nande iany izy....afaka lavidavitra anefa d nianjera ndray izy d nilatsaka ndray ny masony fanindroany. Tsy hita... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:41
peta83 ( 22/07/2009 09:26)
Ina ary zany o!!!
Misy saha iray, d nisy mpivady zany tao anatiny d ozy Jesosy oe:rehefa miteraka ianareo d iray amin'ireto voankazo reto iany no atao anarany:paiso, poma ary goavy, ary tsy azo averinao in-2 ny anaran'... suite
répondu par bobone le 23/07/2009 13:47
peta83 ( 07/02/2009 09:11)
Couple niaraka ela
Ity tranga ty d magaga ana mitsy, ary tena mateti-piseho mitsy eny manodidina eny."Fa manina kay ny olona niaraka ela (minimum 5ans) matetika tsy mivady " kanefa vo misaraka @ iny vadibeny iny le band... suite
répondu par peta83 le 09/02/2009 11:25
peta83 ( 23/08/2008 08:59)
Sarokenatra lotra aho
Izaho dia tovovavy iray 22 taona, mba mangataka fanapiana fa za ry reto tena saro-kenatra be mihitsy a, na miresaka @ ol na maneho hevitra na retraretre! Dia misaotra antsika zay manome conseil sahad... suite
répondu par xxx le 03/09/2009 12:41
peta83 ( 21/08/2008 09:12)
Ianao no anjarako Tovo jhay
Mba omeo tonokiran'ny Tovo jhay le hoe IANAO NO ANJARAKO azafady o, ze manana fa adino manko no nividy deplian tam le concert e... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542