Ina ary zany o!!!

1. peta83 ( 22/07/2009 09:26)
Misy saha iray, d nisy mpivady zany tao anatiny d ozy Jesosy oe:rehefa miteraka ianareo d iray amin'ireto voankazo reto iany no atao anarany:paiso, poma ary goavy, ary tsy azo averinao in-2 ny anaran'ilay voankazo.Nadeha ny ftona ka niteraka izy 2, ny 1 natao oe paiso, ny 2 goavy ary ny faha-3 poma.Ka izy mivady mo tsy nanao fanabeazana aizana ka tratran'ny accident d bola niteraka ndray, iza ary no nataony anaran'ilay zaza faha-4?????
novalian'i bobone ny 23/07/2009 13:47
2. artefy ( 22/07/2009 09:45)
tsy maintsy ho goavitsinahy izany!
fa raha zah izy nataoko hoe paomakaki na paisogrefy :lol:
goavitsinahy no tena valiny ah!
3. ari.malala ( 22/07/2009 09:57)
voasary :-D
4. menalamba ( 22/07/2009 10:42)
Kiombiomby ! :^) .. Satria teny am-piandrasana omby no nanaovana azy :-D
5. nathie86 ( 22/07/2009 12:08)
loool, sendra :?:
6. peta83 ( 22/07/2009 12:33)
marina le goavytsinahy o!!
mahazo billet hijerevana momota se!alaivo eny am super mozika analakely hihiihih
7. rakapy ( 22/07/2009 13:11)
Ataovy hoe poara mba ho tsotra e!
8. artefy ( 22/07/2009 13:54)
oooooooooeeeeeeeeeeeeeeee! hijery momota indray izany eeeee!
dia aiza no alaina ilay billet!?
9. zoozoo ( 22/07/2009 18:18)
oajay , in njay no tsitako =)) =)) =))
fa ono wa raha nteraka fanin-5 njay zareo de iz njay no natao anarany?
10. nathie86 ( 23/07/2009 07:51)
zoozoo efa oe voasary grefy ko :evil: :lol:
11. bobone ( 23/07/2009 13:47)
eee! dia efa goavitsinahy izany no valiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903