Liste des messages

Liste des messages, inserés par bobone, par ordre de date
bobone ( 02/09/2010 14:27)
Vahona
salama daholo ianareo namana !!! asa na efa renareo aloha fa misy vahona FOREVER any amerika no ahitana azy ! fanampin-tsakafo mahasitrana ny aretina izy io !!! na inona olana mahazo anay ! na ASTHME... suite
répondu par harry5 le 02/02/2011 13:12
bobone ( 22/07/2010 06:54)
fakam-panahy
"Tsy azonao sakanana ny vorona raha hanidina eo @ lohanao fa azonao sakanana kosa izy raha hanorina akany na tranony eo ambony lohanao" tahaka izany ny devoly ! mahita ny fanirianao izy ! ilay faniri... suite
répondu par bobone le 09/08/2010 06:58
bobone ( 19/02/2010 06:30)
apandesita
Misy toro-hevitra omeko anareo voan'ny apandesita ! maka haranan'akoho gasy ! dia esorina na endahana ilay haranany misy malotoloto iny ! sasana tsara ! ary ilay haranany avy nendahana iny no hamain... suite
répondu par bobone le 25/03/2010 07:47
bobone ( 15/02/2010 06:12)
fa maninona
asa na mety hatao ato ty hafatra ry reto fa mahagaga ahy fa tsy mety misokatra mihintsy ny hafatra ! faly ery nahazo hafatra vaovao @ ankizy nefa tampoka sokafana tsy mety fa misoratra ORROR ilay izy... suite
répondu par Mirananirina le 26/02/2010 08:07
bobone ( 02/02/2010 07:12)
ahoana ny vehitrareo
ity mba misy korana kely ! Nisy lehilahy manambady ! tiany be ny vadiny ary tena miaraka foana izy roa , taty aoriana anefa dia nisy vehivavy nanantona ilay vadin'ilay rangahy nilaza hoe : ny vadina... suite
répondu par Makouto le 29/04/2010 21:58
bobone ( 29/01/2010 06:24)
bonaniverisera Murio
Bonaniverisera zandry an! dia tahian\'Atra ianao @ izay hataonao rehetra e! ! ho tratry ny taona mitsingeringerina indray e! bà mamy be zandry an!!!... suite
répondu par ANARIM le 29/01/2010 09:22
bobone ( 20/10/2009 07:53)
MASO SOLON'NY MASO
@ izao fiainana izao ry reto dia tena manjaka io teny io ary maro no mpihatra azy !!! tsy mifandefitra intsony ny olona fa mifanaratsy ! mifanompa, ny rafozana sy ny vinanto miady dia tena manana k... suite
répondu par bobone le 21/10/2009 06:31
bobone ( 18/08/2009 14:12)
chorale mifampisipa
nisy ankizy izay ohah chorale izy ! misy ankizy lahy tiany be ao anaty chorale ao! hiteny izy anefa tsy sahy ! ny hany heriny dia rehefa manao sortie zahay dia mangataka resaka aminy foana ity tovo... suite
répondu par bobone le 20/08/2009 06:44
bobone ( 10/08/2009 14:32)
sao mba misy mahay
mba omeo recette-na mofo bol ange zaho e! asa na efa nandalo teto izay fa izay mahay mba atoroy kely fa ilaiko: misaotra mialoha... suite
répondu par bobone le 02/10/2009 13:07
bobone ( 10/08/2009 14:26)
tongotra
sendra niresadresaka izahay mpinamana maromaro , samy nilaza izay aretina manjo azy izahay fa ny nahavariana ahy dia ity! namana iray niteny hoe asa akia na maninoa fa ny tongotro an! tsy mandre na in... suite
répondu par niryna le 21/08/2009 14:40
bobone ( 03/08/2009 13:30)
TRANO LAY
Maro ny olona manao trano lay ao an-tranony ! mety tsy mahafantatra angamba ny sasany e! io TRANO LAY io dia toerana iray natokana hivavahana @ Atra ! ao an-trano no asiana azy! misy eny anjjoron... suite
répondu par ikaretsaka le 17/08/2009 18:14
bobone ( 31/07/2009 05:42)
voninkava-mahatratra
Miarahaba antsika namana tsy ankanavaka ny tenako! Nanao ity dinika ity zaho ry namana an! fa misy namantsika izay ato @ serasera manana olana goavana izy! ka tiako ho zaraina aminareo! izao ary: ma... suite
répondu par ni81 le 22/09/2009 14:20
bobone ( 10/04/2009 12:51)
araho anie ity resaka ity e! ahoana no handraisanareo azy!
Nisy zaza tokony ho eo @ 15 taona mipetraka ato amiko ary zaza sahirana tokoa! dia nalaiko mba tezaina ary mba manampy ahy satria mbola kely ny zanako ! dia izy zany no mba namany miara-milalao azy! I... suite
répondu par bobone le 21/04/2009 06:33
bobone ( 12/01/2009 13:07)
bonaniverisera Boga
bonaniversera laholo! :D :D :D dia miaharahaba tratry ny tsingeri-taona aloha e! firy moa??? dia mirary ny fitahian'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao , na fahasalamana na fahendren'ny ankiz... suite
répondu par dadie le 24/01/2009 15:35
bobone ( 28/11/2008 04:38)
Bonne Anniversaire Ari-malala
:D Fifaliana ho ahy akia ny miarahaba anjy zandrikely tratra ny fitsingeren-taona naterahana. Atra homba anao ary hanome anao ny tsara rehetra: fahasalamana fahombiazana ; fitahiana; ho feno faravoa... suite
répondu par ari.malala le 17/12/2008 14:36
bobone ( 30/10/2008 14:11)
mba fantatrao ve ity e!
tena mamaky baiboly isan'andro ve enao! ??? mba valio aza hoe ity fanontaniana ity! 1) mba omeo hoe ny toko sy andininy ny ivon'ny baiboly izany hoe ny fisasahan'ny pejy ao @ baiboly. afovoany indri... suite
répondu par coopsal le 03/12/2008 10:56
bobone ( 30/10/2008 05:03)
ranomaso
Misy karazany maro ny mahatonga ny olona hitomany ! be ranomaso! ao ny ranomasom-pifaliana: raha misy zavatra mahafaly azy dia ny ranomaso no mipatrapatraka ao ny ranomasom-pahoriana : mazava ho azy... suite
répondu par bobone le 25/11/2008 05:30
bobone ( 09/05/2008 12:51)
bonaniversera Diams
Miarahaba an-jy akia tratry ny tsingerin-taona nahaterahana e! Atra hanome ny tsara indrindra ho anao ! na fahasalamana, na hery na tanjaka, ny fanambinana rehetra sy ny fitahiana ! hifanatitra @ anki... suite
répondu par endrika01 le 25/05/2008 12:44
bobone ( 29/01/2008 07:55)
Mila hevitra kely ry reto an!
Amin'izao fahavaratra izao dia maro be mihitsy ny olona tratra ity aretina hoe "ALA-POTAKA" na le aretina hita ao @ elakelan-tongotra ! masaka be ary mangidihidy be ! maro ny aty tratra io ka misy m... suite
répondu par bobone le 05/02/2008 08:02
bobone ( 07/12/2007 06:24)
Bonne Anniversaire Nainos
Nainos: :D:D Miarahaba anao tratry ny tsingerin-taona nahaterahana! Atra anie Homba anao sy ny ankohonanao ! ka ahazoanao ny fitahina mahatretrika ! ahazoanao fahombiazana sy fahasoavana! ary ho trat... suite
répondu par Vitsikakely le 13/01/2008 10:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.026