Bonne Anniversaire Ari-malala

1. bobone ( 28/11/2008 04:38)
:D Fifaliana ho ahy akia ny miarahaba anjy zandrikely tratra ny fitsingeren-taona naterahana. Atra homba anao ary hanome anao ny tsara rehetra: fahasalamana fahombiazana ; fitahiana; ho feno faravoana sy fahasambarana ny andronao rehetra e!hifanatitra @ zanaka!!! bà mamy be zandry!!!
2. tywa68 ( 28/11/2008 05:53)
BON ANNIV Arimalala a : mirary soa be d be :-* :-*
3. ni81 ( 28/11/2008 05:58)
Dia faly miarahaba sy mirary soa ho andry koa akia zà ry ari @ zao tsingerin-taona izao a! bisous

4. heidi ( 28/11/2008 06:30)
bonnanif aky ari.malala ah! samy hafa be dool ny fanoratana ny ps eto ka injy no ao antsaina.... manaova fety sambatsa be anio :-* :°)
5. heidi ( 28/11/2008 06:31)
bonnanif aky ari.malala ah! samy hafa be dool ny fanoratana ny ps eto ka injy no ao antsaina.... manaova fety sambatsa be anio :-* :°)
6. RATOVOARY ( 28/11/2008 07:11)
De mba miarahaba zany ko! Efa hendry ve le zaza nitadiavana mpitaiza?
:-* :-* :-* :-*
7. bibidia007 ( 28/11/2008 10:01)
:oops: D mirary so ho anao ho tahian'Andriamanitra de ho tratrin'ny arivo taona mitsingerina :-D
8. haritianah ( 28/11/2008 10:19)
Dé tratrany fety zany aky à.
Dé tsarovy dolo zahay eto @ serasera refa mizara lé gato ndry an.
9. tslem ( 28/11/2008 11:57)
Kay ve nisy an'ity tato e, ZOAEZANIVERSERA akia Ari dia ho tratry ny manaraka indray a, :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
10. booboo ( 28/11/2008 13:59)
Joyeux anniversaire ari.malala :-* :-* . Mahazoa izay iriana sy salamà be hatrany, dia hifanantitra @ zanaka aman-jafy.
11. Samoana ( 28/11/2008 15:54)
(ari teboka ihany angamba io Ari tsipika ambaran'i bobone io e?) Arahabaina ary dia ho tahian'ilay Nahary hatrany e
12. kelly13 ( 28/11/2008 16:20)
re bon anniversaire ankia a, mamerina indroa mou manana ny inn izy teo? mdrrrrrrrrr
13. vale ( 28/11/2008 16:50)
BON ANNIVERSAIRE ari.malala!!!! dia miala tsiny fa somary tarakely fa occupée tte la journée!!! de manaova fety tsarabé, dia que tous tes voeux se réalisent! pleins de bisousssssssssssssssssssssssssssssss... :-* (l) :-* (l)
Val!
14. fahamarinana ( 28/11/2008 17:27)
:arrow: arabaina tratra antitra akia,dia bizoroka be dia be dia mirary ny soa sy ny tsara ary ny lafatra ho andry sy ry bandy kely..:-* (l)
15. sipagasy ( 28/11/2008 21:04)
tratry ny fety retsy annnn, dia mahatsiaro beh ny fiarahana fooona e!!!!! hifanantitra @ zanaka aman-jafy akia ann

bizz mamy beh
16. arialy ( 29/11/2008 07:47)
:-* hoan'ny ari-malala am zany fety zany e :)
17. rurik ( 29/11/2008 11:41)
aleo hono tara toizay tsy misy aky de faly miarahaba andry de enga anie ho tratrin'ny eritaona manaraka indray de mirary fahasalamana tanteraka ho anareo miakavy kely. :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
18. Papoose ( 29/11/2008 20:13)
happy happy versera njy!!! aza adino ny manisy sary miaraka @ gato hein! :wink:
19. kotobekibo ( 30/11/2008 09:23)
Bonanif njy e! Efa nagalarin-dry zalahy dôly ny firariantsoa retra possible , ka inn izany no iriko ho anjy ?
Ehhh...ihinana gatô isantaona anie , ary ho zaraina amiko an!hummmm..... :-*
:-D :-D :-D
20. sitlo ( 02/12/2008 09:17)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1769