Bonne Anniversaire Ari-malala

21. ari.malala ( 17/12/2008 14:36)
Misaotra indrindra anareo rehetra ts manadino na de efa ts de tazana firy intsony noho ny asa aman-draharaha aza ny tenako. Tsy manadino anareo nefa na izany aza! mamerina ny fisaorana, de tsy nisy gatô :P d misaotra ireo nanoratra tary anan tary, na ny nandefa hafatra na ianareo rehetra ato :) d miala tsin raha izao vao mamangy fa tena repotra e! hitohy hatrany ny fihavanana sy ny fifankatiavana :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482