TRANO LAY
1. bobone
(
03/08/2009 13:30)
Maro ny olona manao trano lay ao an-tranony !
mety tsy mahafantatra angamba ny sasany e!
io TRANO LAY io dia toerana iray natokana hivavahana @ Atra ! ao an-trano no asiana azy! misy eny anjjoron-trano , misy tena efitra manokana mihitsy dia ampiangoina asiana lakroa kely sy baiboly mivelatra!
rehefa vita io tranolay io dia tokanana Pasteur , tahaka ny manokana trano ireny e! ! ny zavatra nahavariana ahy dia ity ! Taty aminay nisy namako nanao tranolay dia naka pasteur avy any ! Andravoahangy fivavahana nanokana azy! dia t@ izay fotoana izay an! izay rehetra narary rehetra dia sitrana , nisy namako izay nisy narary t@ kibony fa tena sitrana owah! tsy izy dia nijoro vavolombelona !
aty aminay maro ny olona manao trano Lay ao an-trano
asa any aminareo?

novalian'i ikaretsaka ny 17/08/2009 18:14
3. JOSIAH
(
03/08/2009 17:32)
trano lay mihitsy ve no atao ao anaty trano mbola tsy henoko ndray zany ny fantatro dia hiarovana aminy moka ny lay :?
4. ni81
(
03/08/2009 19:29)
trano lay mihitsy ve no atao ao anaty trano mbola tsy henoko ndray zany ny fantatro dia hiarovana aminy moka ny lay:lol: :lol:
5. fahamarinana
(
03/08/2009 19:37)
:arrow: bobone : efa nahita koa aho tahaka ny ni81 fa kato ry zareo fa mbola tsy nahita tokatrano protestant aho ,hatreto aloha,mazava ho azy fa tsy dia bobaka koa ny tranon'olona hidirako aloha an ! Somary vaovao amiko raha any amin'ny protestant !
Ato amiko aloha tsy misy ,rehefa mivavaka aho dia tsy misy toerana voatokana fa eny rehetra eny ,eny na eny an-dalana aza rehefa mahatsiaro dia mivavaka ! :) (l)

6. simplex
(
03/08/2009 20:00)
za ndray mbola tsy nahita trano lay mintsy na in-1 aza.
karazana tente ve izany sa inona?
tsy tokony ho any ivelan'ny trano no asiana azy ra izany?
ny tiako tenenina hoe tsy mandany vola @ tsinapa fotsiny ve mividy an'zany? tsy aleo tonga dia ilay efitra misy an'ilay trano lay iny no atao trano tsy lay? :)
7. ni81
(
03/08/2009 20:09)
trano lay mihitsy ve no atao ao anaty trano mbola tsy henoko ndray zany ny fantatro dia hiarovana aminy moka ny layfilazana azy fotsiny no atao hoe trano lay ka! raha mamaky ao anaty baiboly dia misy ny natao hoe "trano lay fihaonana". Fa t@ zany dia tena trano lay satria ny zanak'israely mandeha mifindrafindra monina dia nentina nanaraka iny trano lay iny.
8. bobone
(
04/08/2009 07:19)
tena marina ny tenin'i ni81 fa tranolay fihaonana no tena filazana azy! t@ andron'ny isiraely izy no tena nalaza ary nampiasaina tokoa hiaonana amin'Atra!
Tranolay fihaonana @ Atra! ny katolika sapel no ilazana azy ! ilay misy sarin'ny mason'ny Maria ireny! fa ny an'ny protestanta vitsy no mampiasa azy io !
aty aminay zao toka-trano kristiana maro no manana Tranolay Fihaonana! misy namako izay manana izay nahitako ireo zavatra nolazaiko anareo ireo;
Tena marina koa ny tenin'i Fahamarinana fa na aiza toerana ivavahana dia mety avokoa tena marina iny , na eny @ arabe aza ianao mivavaka mangina , na eny antsena snsn e! tsy mifidy toerana ny fivavahana!!! fa ity indray mitoraka ity tena nahavariana ahy mihitsy!!!
io trano io an! tsy hoe tena lay no ampiasaina fa tena trano mihintsy ! misy manao azy @ hazo , arafitra tsara tarehy dia asiana ireny lamba satin mangirana iry ! tena ampiangoina ilay izy ! tahaka ireny any ampiangonana ireny ! misy labozy @ toerana mahafinaritra! tena hoe voninahitr'Atra mihitsy no hita na vao manitsaka ilay trano aza enao!
misy manao azy lamba koa , fotsy fefeny tsara! tsy dia hoe ngeza be manao ahoana fa somary antonona olona 4 eo ho eo! raha manao vavaka miaraka ireny . fa raha mitokam-bavaka irery enao tena , manana fo mangorakoraka izany ! ary tsapa mihitsy hoe manatrika Atra . tsy hoe tsy manatrika Izy akory eny an-dalana na izay toerana hivavahanao fa mitantara ny zavatra hitako koa zao io

9. ni81
(
04/08/2009 07:32)
Eto aho vao mahatsiaro fa misy fianakavianay, katolika rangahy ary ramatoa protestanta, fa ny tranon-dry zareo dia nasiany efitra mitokana mihitsy any akaikin'ny grenier dia fanaovan-dry zareo fotoam-pîvavahana ao anatiny ao. Mazava ho azy moa izany fa dia misy ilay sarin'i Maria iny sy sarin'i jesosy ao @ ilay trano.
Ato amiko aloha tsy misy ,rehefa mivavaka aho dia tsy misy toerana voatokana fa eny rehetra eny ,eny na eny an-dalana aza rehefa mahatsiaro dia mivavaka !afaka mivavaka tokoa @ fotoana rehetra na aiza na aiza misy antsika, @ fotoana tsy voafetra, fa misy fianakaviana tena zatra manao fotoam-pivavahana eo @ 15mn eo fara-fahakeliny isan'andro ao @ tokantranony.
10. rakaroka
(
04/08/2009 08:03)
Tsy mbola reko indray izany ! fa raha efficace dia tsy ho ilaina intsony izany ny dokotera sy ny hopitaly fa entina ao an-trano lay ftsn ny marary @ sisa!
11. ni81
(
04/08/2009 10:20)
Tsy mbola reko indray izany ! fa raha efficace dia tsy ho ilaina intsony izany ny dokotera sy ny hopitaly fa entina ao an-trano lay ftsn ny marary @ sisa!:)
12. booboo
(
04/08/2009 11:11)
Rakaroka > :°) misy havanay akaiky dia io lazainao io mihitsy ny fandresen-dahany. Ny tranolay an-dreo milay beeee a :°)
13. fahamarinana
(
04/08/2009 12:30)
:arrow: samy manana ny fandresen-dahatrany sy ny mahazatra azy koa angamba ry zareo o ?
Ohatra misy zatra mandohalika na ao an-trano aza no mivavaka isa-maraina,misy mikimpy maso dia n'aiza n'aiza mety aminy foana ,misy mila toerana mangingina sy irery ,eny e !Rehefa miantso ny anaran'Andriamanitra angamba dia efa izay no tsara e ! :D (l)

14. bobone
(
04/08/2009 14:35)
fahamarinana: tena marina iny! ny zavatra hitako an! rehefa misy zavatra tena manohina ny fon'ny olona dia mandohalika izy mivavaka ao an-trano io an! fa misy indray mitokana irery ireny na ampiangoanana iny marihina fa tsy fotoana Fiangonana mpino akory fa andro hafa mihintsy dia mahavantana azy ny mandohalika!
misy koa mivandravandra nefa mivavaka ! ireny ilay vavaka eny an-dalana e! hihihihi
Rakaroka:
hay ve njy ato e! sambany tokoa ny olona mandre ity tranolay Fihaonana ity! na izaho aza vao haingana no nahalala azy t@ tranon'ny namako!
raha ny hoe tsy mila Dokotera intsony ny marary dia miankina @ finoany ilay olona ihany io! tena misy akia olona na tsy @ tranolay Fihaonana aza izy no mivavaka ka mahasoa azy izany dia afaka tokoa! kanefa misy na italaho tahaka ny inona aza tsy mahazo valim-bavaka eo noho eo fa mety andro hafa vao azony ilay izy. arakaraky ny finoany ihany! misy anefa na manampinoana manao ahoana aza nefa tsy mahazo valim-bavaka satria mety tsy mahasoa azy izany! mila miaritra, mila mahatoky an'Atra @ fo rehetra. fa tena sarotra io ary lalina be mihitsy , mila Fanahy Masina mpanazava fa tsy takatry ny saina ny fiasan'Atra e!

15. rakaroka
(
04/08/2009 17:59)
En faite, misy fepetra takian'ny "loi de l'Univers" na ara-tsiantifika io na ara-pinoana vao "teraka" ny "effet"n-javatra javatra iray, amintsika angamba mety ho "hasard" na tsia izany, fa inoako fa misy fitambarana "cause" maniteraka
tranga iray. Dia ohatra t@ Jesoa nivavaka ireny hono, nisy fotoan'andro izy nampiasa ny fotaka na farihy sns satria nisy niafandraisana t@ izany ny "effet nahasitrana, izany hoe nananany ny fahalalana fa ity mahasitrana , tsy mandeha fahatany, ary t@ fahagagana dia ny "accomplissement'ny efa miara-mi-pulse @ anjely no naniteraka ny "fahagagana" .
Ka ny tiako hahatongavana dia hoe nisy zavatra nodeterminé-ny foana fa tsy hoe mandehandeha fahatany ny "Finoana"!

16. bobone
(
05/08/2009 06:51)
Rakaroka: tena marina hoe \'tsy mandehandeha fahatany ny finoana ! sady raha mandehandeha fahatany io tsy misy vokany mihintsy kah! fa mila miorina tsara
17. rzakarivola
(
06/08/2009 12:13)
bobone >>> \"asa any aminareo? \"
==> Aty amiko ry bobone ny tranolay dia ny nofoko, io no tranolay ety an-tany. Ny tranolay fihaonana dia ny foko, io no efitra izay arindriko ny varavarana mba hivavahako amin\'ny Ray, amin\'ny anaran\'i Jesoa.
rakaroka >>>
==> Ny dokotera kosa efa mahay mitsabo aretina be dia be e! Sady fahagagana b tahaka ny voasoratra ao @ Apokalypsy. Fa izay tsaboin\'ny dokotera mbola ho faty ihany, fa misy aretina izay tsy hain\'ny dokotera tsaboina. Tsaroako eto ilay ramatoa afa-jaza in\'4 dia lasa tensionnaire, nanatona dokotera izy dia hoy radoko : \"Ianao ihany no mahasitrana an\'io. Amboary ny sainao\". Ny antony dia tsotra, ny fo no bloc alimentation ny tena manontolo, ka rehefa ny fo no simba, na processeur milay be sy matanjaka b aza ny sainao d ts afa-miasa firy izany, marary enao, ary ny fo tsy hain\'ny dokotera manasitrana. Tsy ny fo le organe menamena mipaompy rà iny no lazaiko, fa ilay fanahy mahatonga ny olona ho mpijangajanga, mpialona, mpamono olona, mpaniratsira, ... sns. Fa izay tsy hain\'ny olombelona hain\' Andriamanitra.

18. soanja
(
07/08/2009 03:21)
bobone:
Maro ny olona manao trano lay ao an-tranony !
mety tsy mahafantatra angamba ny sasany e!
io TRANO LAY io dia toerana iray natokana hivavahana @ Atra ! ao an-trano no asiana azy! misy eny anjjoron-trano , misy tena efitra manokana mihitsy dia ampiangoina asiana lakroa kely sy baiboly mivelatra!
rehefa vita io tranolay io dia tokanana Pasteur , tahaka ny manokana trano ireny e! ! ny zavatra nahavariana ahy dia ity ! Taty aminay nisy namako nanao tranolay dia naka pasteur avy any ! Andravoahangy fivavahana nanokana azy! dia t@ izay fotoana izay an! izay rehetra narary rehetra dia sitrana , nisy namako izay nisy narary t@ kibony fa tena sitrana owah! tsy izy dia nijoro vavolombelona !
aty aminay maro ny olona manao trano Lay ao an-trano
asa any aminareo?
Sambany tokoa aho maheno izany eo amin'ny protestanta. Ny anay Katolika aloha dia eo antokotany no asiana ny sarin'ny Masina Maria dia rehefa mandalo eo manao vavaka tora-po kely. Ao an-trano koa anefa dia feno sary masina saingy tsy natao hivavahana fa natao ho firavaky ny trano fa rehefa hivavaka dia n'aiza n'aiza. Matetika ny ahy dia eo ambody fandriana no fandoalihako hivavaka satria alohan'ny hianika ny fandriana no hakana aina no hanolorana ny alina amin'Andriamanitra. Ny Katolika ao Amerika Latina no tena mpanao sary vongana isan-karazany ivavahana ao an-trano sady natao hanasitranana mihitsy. Ny azy mifangaro ao daholo na ny zavatry natokana ho an'ny razana efa maty sy ny fivavahana.
Ny hitako mpanao karazan-jazatra toy izany dia ny bodista sy ireto Hindu sns... Ny Sinoa sy ny kelimaso isan-karazany moa ny sarin-kavany maty no ampirahetany ireny zavamanitra ireny sns ireny eo akaikiny... ao an-tranony.
Ka asa re fa dia miana-javatra tokoa mamaky ny forum eto. Misaotra nampita.
19. rzakarivola
(
07/08/2009 09:10)
Soanja:
Ny anay Katolika aloha dia eo antokotany no asiana ny sarin'ny Masina Maria dia rehefa mandalo eo manao vavaka tora-po kely. Ao an-trano koa anefa dia feno sary masina saingy tsy natao hivavahana fa natao ho firavaky ny trano fa rehefa hivavaka dia n'aiza n'aiza.
==>
1 *- Na aiza na aiza ve midika hoe : na mbola tsy mandalo eo @ le sarin'ny Masina Maria aza, na dia efa eo am-pandriana mitsilany na mihohoka aza ?
2 *- Misy tombony ve ilay mivavaka eo @ le sary eo an-tokontany na le mandohalika mialoha ny hatory raha oharina @ilay "na aiza na aiza" ? Raha eny, inona avy? Raha tsia, maninona no précisena manokana ?
Ahoana no fandraisanao ity tenin'i Jesoa ity "Avy ny andro ary efa tonga ankehitriny, tsy eto amin'ity tendrombohitra ity intsony na any Jerosalema, fa na aiza na aiza, raha ny mpivavaka marina dia hivavaka amin'ny Fanahy sy ny Fahamarinana"
20. niryna
(
10/08/2009 05:14)
Soanja:
Ny anay Katolika aloha dia eo antokotany no asiana ny sarin'ny Masina Maria dia rehefa mandalo eo manao vavaka tora-po kely. Ao an-trano koa anefa dia feno sary masina saingy tsy natao hivavahana fa natao ho firavaky ny trano fa rehefa hivavaka dia n'aiza n'aiza.
==>
rzakarivola:hoy ny reniko izay hoe aza mandresy lahatra ny hafa isika fa na inona tenenintsika rehefa izay no hinoany raha tsy Atra mihitsy no manova ny fon'ny tsi11 dia tsy afaka anova isika ary lasa resaka be sy tsy mety tapitra io fanontanianao eo ambony io.
1 *- Na aiza na aiza ve midika hoe : na mbola tsy mandalo eo @ le sarin'ny Masina Maria aza, na dia efa eo am-pandriana mitsilany na mihohoka aza ?
2 *- Misy tombony ve ilay mivavaka eo @ le sary eo an-tokontany na le mandohalika mialoha ny hatory raha oharina @ilay "na aiza na aiza" ? Raha eny, inona avy? Raha tsia, maninona no précisena manokana ?
Ahoana no fandraisanao ity tenin'i Jesoa ity "Avy ny andro ary efa tonga ankehitriny, tsy eto amin'ity tendrombohitra ity intsony na any Jerosalema, fa na aiza na aiza, raha ny mpivavaka marina dia hivavaka amin'ny Fanahy sy ny Fahamarinana"
" Aza manana Andriamani-kafa afa tsy Izaho irery ihany,aza miakohoka amin'ny sary na zavatra hafa na sarivongana na inona na inona izany.Atra saropiaro aho....." Ambetiteny foana io kanefa milaza ny olona fa tsy mivavaka dia tsy mivavaka izany fa manaja hono e. Dia izay izany fa Atra no mahalala ny ao am-pon'ny rehetra na miantso an'ilay kristy tokoa izy na manaiky azy ho tompo sy mpamonjy na efa nandray azy tao am-po ka manaiky azy irery hitantana ny tempoliny masina dia nitenantsika izany.
Anjarantsika no mifampivavaka eto mba andray an'i kristy avokoa ny rehetra.
Ny resaka trano lay any amintsika indray
Izaho koa aloha tsy mbola nahalala izany raha tsy bobone no niresaka e,isaorana azy nampita izany.
Araka ny tenintsika ombieny ombieny dia maro ny finoana ,maro ny zavatra noratovin'ny tsi11 sy inoany,enga anie any am-parany any ka ho fantatr'Atra avokoa fa mitady azy isika rehetra.Fo madio,fo mitalaho, fo mibebaka fa meloka teo anatrehany ary mifona amin'ny ratsy rehetra vita,fo mangataka famelan-keloka ary fo mamela heloka no tadiaviny amintsika.Ireo izay mino azy dia efa tempolin'Atra ny tenany.
Raha hivavaka hianao dia arindrino ny tranonao ka mivavaha mangina ,antsoy ny ray fa izy no hamaly anao.Eny e ,mety samy manana ny toerana hivavahany avy ny rehetra fa Atra dia mihaino antsika 24/24 na aiza na aiza no hiantsontsika ny anarany. Izay no mba eritreritro :D