TRANO LAY
21. bobone
(
10/08/2009 08:09)
rzakarivola:
Ahoana no fandraisanao ity tenin\'i Jesoa ity \"Avy ny andro ary efa tonga ankehitriny, tsy eto amin\'ity tendrombohitra ity intsony na any Jerosalema, fa na aiza na aiza, raha ny mpivavaka marina dia hivavaka amin\'ny Fanahy sy ny Fahamarinana\"
misy condition be io hoe\'\' raha ny mpivavaka MARINA: marina
@ izao fotoana ihaninantsika izao dia tena sarotsarotra ihany no inoana fa ny mpivavaka rehetra dia marina ! hoy mantsy ny Soratra masina hoe \'Tsy misy marina na dia iray aza! \'\' izany hoe samy manotany olona rehetra fa ny mibebaka haingana no tena ahazoana ilay MARINA;tsy mitovy ny tsy ahazoan\'ny olona fahamarinana fa samy manana ny azy ! ao ny manompo sampy , ao ny mangalatra , any mamono olona snsn e!
mila mitandrina tokoa ary na inona finoanao na inona finoanao dia hazony tsara aza mora mivadika atsy na aroa fa tsy ankasitrahan\'Atra ny miovaova finoana raha tsy hoe angaha manambadyfinoana hafa an!

22. Ratoa
(
10/08/2009 20:14)
ny mpivavaka marinany tena mivavaka no azahoako io teny io fa tsy ny marina no mivavaka na izay mivavaka dia marina. Azo adika koa hoe izay mivavaka amin'ny fony ka mangataka amin'ny Fanahy (Andriamanitra) sy ny Fahamarinana, mbola Andriamanitra ihany, ny Andriamanitra voalazan'ny Baiboly Krsitiana, satri i Jesoa no alazanao eto.
23. soanja
(
10/08/2009 22:59)
rzakarivola:
Soanja:
Ny anay Katolika aloha dia eo antokotany no asiana ny sarin'ny Masina Maria dia rehefa mandalo eo manao vavaka tora-po kely. Ao an-trano koa anefa dia feno sary masina saingy tsy natao hivavahana fa natao ho firavaky ny trano fa rehefa hivavaka dia n'aiza n'aiza.
==>
1 *- Na aiza na aiza ve midika hoe : na mbola tsy mandalo eo @ le sarin'ny Masina Maria aza, na dia efa eo am-pandriana mitsilany na mihohoka aza ?
2 *- Misy tombony ve ilay mivavaka eo @ le sary eo an-tokontany na le mandohalika mialoha ny hatory raha oharina @ilay "na aiza na aiza" ? Raha eny, inona avy? Raha tsia, maninona no précisena manokana ?
Ahoana no fandraisanao ity tenin'i Jesoa ity "Avy ny andro ary efa tonga ankehitriny, tsy eto amin'ity tendrombohitra ity intsony na any Jerosalema, fa na aiza na aiza, raha ny mpivavaka marina dia hivavaka amin'ny Fanahy sy ny Fahamarinana"
Io teny nolazain'i Jesoa io tokoa no izy. N'aiza n'aiza. Tsy misy fetra ny toerana hivavahana satria ny Fanhy sy Fahamarinana no hivavahana mba hanenika antsika. Io dia azo n'aiza n'aiza ary ifotorana mandrakariva. Tsy misy toerana voafetra ary tsy natao hilazana hoe ary mety ary aty tsy mety.
Raha mivavaka aho dia hadinoko mbamin'ny toerana misy ahy. Tsy zava-dehibe io satria ny fivavahana ataoko dia hiompana amin'ny fidirako na ny fahatsapako ilay Jesoa Fanahy ao anatiko. Raha manao vavaka tora-po ao aho mandalo ny sary vongan'ny Masina Maria dia fampatsiahivana ahy ny tsy hanadinoako fa ao amiko ilay Fanahy Mpanazava, Ilay Mpankahery, Ilay Mpanoro lalana. Tsy misy idiran'ilay sary vongana manoloana ahy mihitsy ny zavatra ataoko fa fampatsiahivana no tsapako avy aminy satria indraindray isika olombelona besiasia ka manadino fa zavadehibe ny mahatsapa ilay GOAVANA ao anaty. Raha mandoalika aho eo ambody fandriana hivavaka dia ny hanome izany fotoana iray izay hanaovako vavaka ho an'ny alina iray manontolo izay hapetrako eo an-tanan'Andriamanitra. Mba hanenika ahy ny Fanahiny rehefa tsy mahatsiaro tena aho. Mba tsy hisy tahotra ny alim-pahanginana itoeran'ny aiko. Ary izay hataoko eo ambony fandriana dia ho fanamafisana izay fahamasinana tiako handaitra amiko izany.
Ahy samirery anefa izany fa tsy voatery hitovy amin'izany ny namako na ny havako na ny vadiko n'iza n'iza ny fivavahana sy fanopoana an'Andriamanitra.
Fanahy mandeha irery aho fa saingy hiombonako aminareo rehetra izay HERY GOAVANA tsapako izay dia tsy iza fa Andriamanitra.
24. bobone
(
11/08/2009 12:59)
soanja:
tena misaotra fa izay indrindra ilay izy dia ny fahatsapanao fa tena ao anatinao Jeso! misaotra e! tena hevitra mafonja be iny!
Rzakarivola:
Aty amiko ry bobone ny tranolay dia ny nofoko, io no tranolay ety an-tany. Ny tranolay fihaonana dia ny foko, io no efitra izay arindriko ny varavarana mba hivavahako amin\'ny Ray, amin\'ny anaran\'i Jesoa.
Misaotra anao tokoa fa nanaitra ahy ilay fomba anehoanao ny fisian\'ny tranolay fihaonana ! rehefa ny fo tokoa no mandray dia manaiky ny saina ny aminao rehetra e! dia voalazan\'i Saonja fa tena tsapa ao anaty ny fisian\'ny jesoa! misaotra !!! :D

25. soanja
(
11/08/2009 14:01)
bobone:
soanja:
tena misaotra fa izay indrindra ilay izy dia ny fahatsapanao fa tena ao anatinao Jeso! misaotra e! tena hevitra mafonja be iny!
Hanenika anao anie ny Fanahy Masina!
:-* :-* :-*
26. ikaretsaka
(
11/08/2009 15:16)
ny kato tokoa ao an-tranony toa manana trano lay (sepultira) ho azy foana an... le place misy sary masina na ny crucifix miaraka @ sampakazo nampiasaina t@ farany na ny fanantonany saplesy ny zavatra fampiasany rehefa mivavaka
ny ao an-trano no lazaiko fa tsy ny ao anaty an
ny ao an-trano no lazaiko fa tsy ny ao anaty an
27. bobone
(
12/08/2009 06:46)
soanja: mankasitraka e! ho antsika rehetra ato koa izany fanahy masina izany ka ho hanjaka ao anatintsika ny fifankatiavana indrindra ny fitiavan'i Jesoa
Ikaretsaka: tena marina iny fa mahafinaritra be ny mahita ilay tranolay fihaonana ao an-trano ! manambara ny fanantrehan'Atra isan'andro isan'andro ao an-tranonao izany ! ka mampitodika anao hatrany amin'Atra mba tena hanaja ao an-tokatranonareo tokoa ilay fitiavana marina! :-* :-* :-*

28. rzakarivola
(
13/08/2009 08:25)
niryna:
hoy ny reniko izay hoe aza mandresy lahatra ny hafa isika fa na inona tenenintsika rehefa izay no hinoany raha tsy Atra mihitsy no manova ny fon'ny tsi11 dia tsy afaka anova isika ary lasa resaka be sy tsy mety tapitra io fanontanianao eo ambony io.
==> Marina ny tenin'ny reninao. Par expérienc mihitsy no nahitako an'io. Ka eto aho dia tsy mandresy lahatra fa manontany. Hoy mantsy ny Apostoly Paoly hoe "sombintsombiny ny fahalalantsika", ka sao dia mba ilay maha sombintsombiny ny ahy no tsy ahafantarako izay zavatra tanterahiny. Tiako ho fantatra ny tena marina, dia hadihadiako tsara aloha, avy eo ampitoviako amin'ny tenin'i Jesoa Kristy.
29. rzakarivola
(
13/08/2009 08:28)
bobone:
mila mitandrina tokoa ary na inona finoanao na inona finoanao dia hazony tsara aza mora mivadika atsy na aroa fa tsy ankasitrahan\'Atra ny miovaova finoana raha tsy hoe angaha manambadyfinoana hafa an!
==> Mety tsy d ao @ le lohahevitra ity nefa voaresaka eto dia mba tsy aritro. Ankasitrahan' Andriamanitra ve izany ny miova finoana rehefa manambady finoana hafa? (na eny na tsia, mangataka fanazavana sy hoe izay anohananao ilay hevitra)
30. rzakarivola
(
13/08/2009 08:55)
soanja:
Raha manao vavaka tora-po ao aho mandalo ny sary vongan'ny Masina Maria dia fampatsiahivana ahy ny tsy hanadinoako fa ao amiko ilay Fanahy Mpanazava, Ilay Mpankahery, Ilay Mpanoro lalana. Tsy misy idiran'ilay sary vongana manoloana ahy mihitsy ny zavatra ataoko fa fampatsiahivana no tsapako avy aminy satria indraindray isika olombelona besiasia ka manadino fa zavadehibe ny mahatsapa ilay GOAVANA ao anaty.
==> Raha azoko tsara ity lazainao ity dia ny Masina Maria no ilay GOAVANA, dia ny Fanahy Masina. Na tsy izy fa izy kosa no Mpampahatsiahy fa ao anatinao ny Fanahy Masina ?
Ahoana indray ilay tenin'i Jesoa hoe "Ianareo no mahafantatra azy, satria eo aminareo Izy ary ho ao anatinareo", sy hoe "Ary Izy no hampahatsiaro anareo izay nolazaiko rehetra"
soanja:
Raha mandoalika aho eo ambody fandriana hivavaka dia ny hanome izany fotoana iray izay hanaovako vavaka ho an'ny alina iray manontolo izay hapetrako eo an-tanan'Andriamanitra. Mba hanenika ahy ny Fanahiny rehefa tsy mahatsiaro tena aho. Mba tsy hisy tahotra ny alim-pahanginana itoeran'ny aiko. Ary izay hataoko eo ambony fandriana dia ho fanamafisana izay fahamasinana tiako handaitra amiko izany.
==> Ny fahazoako ity fanazavana ity indray dia hoe, io Fanahy Masina io dia matière invisible ka afaka manenika ny olona rehefa tsy mahatsiaro tena izy.
Fa ilay tena fanontaniako dia hoe, raha efa eo am-pandriana matory ianao (fa tsy mandohalika) no mangataka an'izay mety tsy hahazo ve, sa mahazo tsara kokoa na be kokoa ?
31. fahamarinana
(
13/08/2009 08:58)
rzaka:
Ankasitrahan' Andriamanitra ve izany ny miova finoana rehefa manambady finoana hafa?
:arrow: Tsy za no iantefan'ny fanontaniana fa mba hametraka fanontaniana mety mahavaly azy koa aho :
Fa inona ilay Finoana ankasitrahan'Andriamanitra ary e !Satria rahavao manao fampitahana hoe ankasitrahany sa tsia dia midika fa misy tsy fitovizany zany o ? ... :-w :-w ! Eo indrindra isika izao ,eo ilay mampifamaly sy mampi-be dohika satria samy te hanitrika sy hiaro ny azy !
Ankasitrahan'Andrimanitra koa ve io ? :? Satria hatreto tsy mbola voalaza mazava fa ny any Kato na Potest na Finoana hafa no ilay TENA IZY any amin'ny farany any !..Tsy mahalala Toko sy Andininy tsianjery aho fa voalaza any ho any fa ho FINOANA iray ihany !......misy ho eritreretina tsara !! (l)
32. rzakarivola
(
13/08/2009 09:05)
SARY 1 : Ilaina ny trano lay fihaonana
Raha ao an-tranonao foana ianao. Fa mila koa izany eo an-tokontany, ao @ lakozia, ... sns. Ary ho an'izay mivoaka ny trano dia mila an'izany eny @ bus, ao an-tsena, any am-piasana, any @ toeram-pisakafoanana, ... Satria atahorana tsy hanatrika Andriamanitra, na atahorana tsy hahatsiaro ny fanatrehan' Andriamanitra. Ny Fanahy Masina mantsy na dia eo aza dia tsy mahay mampahatsiahy akory sady tsy re sady tsy fantatra akory, fa mila zavatra endrika ivelany hampahatsiaro hoe "eo Izy".
SARY 2 : Ny Fanahy Masina
Hoy i Jesoa : "Ary rehefa tonga ny Mpananatra, dia Izy no hampahatsiaro anareo izay nolazaiko rehetra, ary hitarika anareo ho amin'ny marina rehetra"
"Ny Mpampianatra, dia ny Fanahy Masina, izay tsy azon'izao tontolo izao ho raisina, satria tsy hitany na fantany, fa ianareo no handray azy, satria eo aminareo Izy ary ho ao anatinareo"
Misy diso fito ao anatin'ny sary 1, tadiavo hoe aiza.

33. fahamarinana
(
13/08/2009 09:20)
:arrow: lasa lavitra zany lazain'ise zany rzaka an ! Dia hiafara ise amin'ny fitsarana ny fomba amam-panaon'ny Fiangonana ! eny e !Tahaka izay zany no fomba fijerin'ise ! :? (l)
34. ari.malala
(
13/08/2009 09:28)
Efa ts mahataitra tson fa razakarivola nge mr le parfait e! tia taratsara lôtra!...
35. soanja
(
13/08/2009 23:29)
rzakarivola:
[quote=soanja]Raha manao vavaka tora-po ao aho mandalo ny sary vongan'ny Masina Maria dia fampatsiahivana ahy ny tsy hanadinoako fa ao amiko ilay Fanahy Mpanazava, Ilay Mpankahery, Ilay Mpanoro lalana. Tsy misy idiran'ilay sary vongana manoloana ahy mihitsy ny zavatra ataoko fa fampatsiahivana no tsapako avy aminy satria indraindray isika olombelona besiasia ka manadino fa zavadehibe ny mahatsapa ilay GOAVANA ao anaty.
==> Raha azoko tsara ity lazainao ity dia ny Masina Maria no ilay GOAVANA, dia ny Fanahy Masina. Na tsy izy fa izy kosa no Mpampahatsiahy fa ao anatinao ny Fanahy Masina ?
Ahoana indray ilay tenin'i Jesoa hoe "Ianareo no mahafantatra azy, satria eo aminareo Izy ary ho ao anatinareo[/color]", sy hoe "[color=blue]Ary Izy no hampahatsiaro anareo izay nolazaiko rehetra"
soanja:
Raha mandoalika aho eo ambody fandriana hivavaka dia ny hanome izany fotoana iray izay hanaovako vavaka ho an'ny alina iray manontolo izay hapetrako eo an-tanan'Andriamanitra. Mba hanenika ahy ny Fanahiny rehefa tsy mahatsiaro tena aho. Mba tsy hisy tahotra ny alim-pahanginana itoeran'ny aiko. Ary izay hataoko eo ambony fandriana dia ho fanamafisana izay fahamasinana tiako handaitra amiko izany.
==> Ny fahazoako ity fanazavana ity indray dia hoe, io Fanahy Masina io dia matière invisible ka afaka manenika ny olona rehefa tsy mahatsiaro tena izy.
Fa ilay tena fanontaniako dia hoe, raha efa eo am-pandriana matory ianao (fa tsy mandohalika) no mangataka an'izay mety tsy hahazo ve, sa mahazo tsara kokoa na be kokoa?
Izay no fazahoanao azy fa TSY HOE izay no izy raha araka ny famakiako ny zavatra soratanao koa.
Ilay Goavana dia Ny Fanahy Masina. Ilay Fanahy Masina dia Andriamanitra. Ilay Andriamanitra dia ao anatiko. Ny fahitako an'i Masina Maria dia mahatonga ahy hahatsiaro fa ao anatiko i Kristy satria I Masina Maria dia modely narahiko hatramin'izay mandrapahitako an'i Jesoa Kristy, tsy taiza fa tao anatiko foana hatramin'izay fa tsy tsapako. Nifoha aho vao hitako Izy. Tsy maintsy nianatra aho, namakafaka aho, nivelona tamin'ny finoako Azy aho vao nahita hazavana. Nahalala aho vao nahatsapa. Nifoha aho vao nahiratra. Mahiratra aho izao ary HAZAVANA no manenika ahy rehefa tsy [b]raiki-tahotra aho.
36. cutie
(
14/08/2009 18:36)
misy mampime kely ahy ery ambony ery we sarin'ny mason'ny maria :-D :-D :-D
37. bobone
(
17/08/2009 13:42)
:D :D :D :D :D ndrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr! lasa ady hevitra be izy zany!!!
zaho kosa aloha ry reto dia milaza fa aza mitsara ny hafa izany an! ny hevitra no miady fa ny olona tsy miady an! hihihihiihi :D :D :D :D :D alamino tsara an!
zaho kosa aloha ry reto dia milaza fa aza mitsara ny hafa izany an! ny hevitra no miady fa ny olona tsy miady an! hihihihiihi :D :D :D :D :D alamino tsara an!
38. ikaretsaka
(
17/08/2009 18:14)
fahamarinana:
Ankasitrahan' Andriamanitra ve izany ny miova finoana rehefa manambady finoana hafa?
:arrow: Tsy za no iantefan'ny fanontaniana fa mba hametraka fanontaniana mety mahavaly azy koa aho :
Fa inona ilay Finoana ankasitrahan'Andriamanitra ary e !Satria rahavao manao fampitahana hoe ankasitrahany sa tsia dia midika fa misy tsy fitovizany zany o ? ... :-w :-w ! Eo indrindra isika izao ,eo ilay mampifamaly sy mampi-be dohika satria samy te hanitrika sy hiaro ny azy !
Ankasitrahan'Andrimanitra koa ve io ? :? Satria hatreto tsy mbola voalaza mazava fa ny any Kato na Potest na Finoana hafa no ilay TENA IZY any amin'ny farany any !..Tsy mahalala Toko sy Andininy tsianjery aho fa voalaza any ho any fa ho FINOANA iray ihany !......misy ho eritreretina tsara !! (l)
Miankina @ konsiansin'ny tsirairay io..fa raha za manokana dia manaiky ilay hoe fantaro aloha ny momba ilay "finoana hafa" @ fijery tabula rasa tanteraka...de eo ianao manapa kevitra...
Izahay mianakavy manokana de izay no nataonay...mamantatra de mampitovy dia nifindra