bonaniversera Diams

1. bobone ( 09/05/2008 12:51)
Miarahaba an-jy akia tratry ny tsingerin-taona nahaterahana e! Atra hanome ny tsara indrindra ho anao ! na fahasalamana, na hery na tanjaka, ny fanambinana rehetra sy ny fitahiana ! hifanatitra @ ankizy e!
bà mamy be njy! :-* :* :-* (l) (l)
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 12:44
2. tess ( 09/05/2008 14:38)
bonnaniff aky ry diamondra27 de aroroty farany ny vacs zany! :°) :wink: :-*
3. SHOAN ( 09/05/2008 15:42)
bônannif' akia é :P dia ataovy tsy marary kibo ny fety bé
bizourk
shoan (l) (l) (l)
4. Papoose ( 09/05/2008 15:52)
bolaliversaiiiiiirrrrrr diamsss eeee
:-* :-* :-* :-*
5. bilakarenjy ( 09/05/2008 16:45)
De arabaina izany fa tratran'ny taona nahaterahana e! ,de mbola ho tratrany foana . :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* , amen
6. diamondra27 ( 09/05/2008 17:40)
shoan:hiiii ao fa efa hinanan fanafody akia za a
(l) :* :* (l)

bobone misaotra anao za laolo tsy nanadino anaka anao

tess : merci akia , hatr@ farany io an , revena manja

Papoose: merci akia de oviana ny andry

bilakarenjy: merci e , aiza ny gitara aza heneoina le hira bon annif hiii


misaotra anreo nahatsiaro e
:-* :-* :-* :* :* :* :*
7. fanantenana2003 ( 09/05/2008 19:02)
bonne anni retsy eh! meme anni ny belle maman-ko dry zany, aminy manaraka aroserna manja be, biz retsy de ela velona de araraoty ny andro tsara aty an!
8. diamondra27 ( 10/05/2008 05:29)
fanantenana2003: saotra akia njy koa makà aina tsara aloha an
sao de tokony hisy hafatra entina avy aty akia
9. fahamarinana ( 10/05/2008 14:24)
:arrow: bon anniv aky diam's a,ary miarakaraka ve akia ny anniv-ndry sy ainaheri,dia ho tratran'ny manaraka e,kiss (l)
10. todisoa2 ( 10/05/2008 14:41)
d aza adino ra diam's ny gatao-nay :lol: :lol:
11. kala ( 15/05/2008 11:21)
:oops: :oops:

bon anif ra diams â!
efa tara be saingy tsy hitatsinona kou! samy manana ny manahirana azy.
nefa na izany aza :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
12. diamondra27 ( 16/05/2008 00:42)
fahamarinana, todisoa2,kala: merci e, de refa mihaona zany omena ny anjaranareo e

kala: tsy olana akia zany fa comprendre andry za a
:-* :-* :-* :-*
13. ANARIM ( 16/05/2008 13:44)
zoaiezanvelsela diamssss mirary soa b (tara train fa ny matosy koa ato mivika)
14. diamondra27 ( 16/05/2008 14:46)
anarim: mieux vaut tard que jamais akia sely a!
:-* :-* :-*
15. dadabe ( 21/05/2008 18:18)
:°) :°)
16. kala ( 22/05/2008 06:32)
dadabe > =((
17. endrika01 ( 25/05/2008 12:44)
Zah aloha dia tara lava foana hatrany hatrany,
Na izany aza mino aho fa mbola tsy tara mihintsy a
Bon annif Diamondra,dia ho tratrin'ny taona mitsingeringerina
ndray e! :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003