chorale mifampisipa

1. bobone ( 18/08/2009 14:12)
nisy ankizy izay ohah chorale izy ! misy ankizy lahy tiany be ao anaty chorale ao! hiteny izy anefa tsy sahy ! ny hany heriny dia rehefa manao sortie zahay dia mangataka resaka aminy foana ity tovovavy! hataony daholo ny fomba rehetra hisarihana ilay zazalahy fa eeeee tsy niraika taminy ilay lehilahy ! izay vehiveavy misangisangy io lehl io sia hita eny am@ hendriny ny fahatezerana ! farany tsy tantiny ilay zavatra niseho dia nantsoiny zaho hoe inona no hataoko akia fa tena tiako be i annne iny ! gaga be zaho hoe hay ve tianjy izy iny e! tsy nanakambara aloha zaho teo fa nolazaiko azy fa mivavaha mafy fa raha anjaranjy io mitempo fitiavana @ njy foana !

dia mila ny hevitrareo zaho ry reto an! inona no hatao mba hanampiana ity ankizy ity!
Fa izao maro ny ankizy anaty chorale no misipa ary miteraka fanambadiana iny ! fa misy koa anefa io no mampisaritaka ilay antokom-pihira lasa misara-bazana aza ny hiafarany raha tsy mahay!

ny ahy aloha samy chorale tao no lasa vady e! ary hafa ihany izany miara-manompo no mifanambady!!!
kah izao lazao izay hevitrareo re fa tena raikim-pitia tanteraka ilay tovovavy e!
Misaotra anareo mialoha
novalian'i bobone ny 20/08/2009 06:44
2. ikaretsaka ( 18/08/2009 16:11)
toa tsy misy lalana mandrara izany ko..
bedebe ny hoe samy stk e, samy tampikri e samy scouts e... samy7 ik- vk e.. no nifanambady
3. niryna ( 18/08/2009 16:17)
bobone:

nisy ankizy izay ohah chorale izy ! misy ankizy lahy tiany be ao anaty chorale ao! hiteny izy anefa tsy sahy ! ny hany heriny dia rehefa manao sortie zahay dia mangataka resaka aminy foana ity tovovavy! hataony daholo ny fomba rehetra hisarihana ilay zazalahy fa eeeee tsy niraika taminy ilay lehilahy ! izay vehiveavy misangisangy io lehl io sia hita eny am@ hendriny ny fahatezerana ! farany tsy tantiny ilay zavatra niseho dia nantsoiny zaho hoe inona no hataoko akia fa tena tiako be i annne iny ! gaga be zaho hoe hay ve tianjy izy iny e! tsy nanakambara aloha zaho teo fa nolazaiko azy fa mivavaha mafy fa raha anjaranjy io mitempo fitiavana @ njy foana !

dia mila ny hevitrareo zaho ry reto an! inona no hatao mba hanampiana ity ankizy ity!

ny ahy aloha samy chorale tao no lasa vady e! ary hafa ihany izany miara-manompo no mifanambady!!!
kah izao lazao izay hevitrareo re fa tena raikim-pitia tanteraka ilay tovovavy e!
Misaotra anareo mialoha

:D izany ve aky tsy hafahafa be izy vehivavy indray no mitady an'ilay lehilahy.

Fa izao maro ny ankizy anaty chorale no misipa ary miteraka fanambadiana iny ! fa misy koa anefa io no mampisaritaka ilay antokom-pihira lasa misara-bazana aza ny hiafarany raha tsy mahay!
koa raha samy vazo iray ihany ve hita rano ,hi,hi aiza no tsara ahitana vady .hi,hi tsy aleo ve mba any amin'ny tranon'Atra :D
4. sapele ( 18/08/2009 19:49)
tena tsara aloha raha iray sampana no mivady e!sady miara-votaiza ny fanahy sy ny vatana amin'izay fa za mieritreritra fa mety efa fantatr'ilay leilahy oe tia azy ty vahivavy ity de tsy taitra izy,,fomban'ny lehilahy io indrindra raha kristiana izy fa aleo maka distance kely de ho tsapany fa naninona no niova ilay vehivavy de mety ho tia azy @zay lay leilahy,ny fitiavana koa mantsy tsy azo tere-ko masaka e!ary araka ilay voa-laza teo de raha anjarany io de lasa vadiny fa ra tsy anjarany io de mety tsy ho tiany intsony any aoriana any.
5. ikaretsaka ( 18/08/2009 19:54)
ny tena mampihomehy amin'io le rehefa samy manambady amanjanaka any aoriana any de lasa ihany ny saina rehefa samy manao chorales manentana lamesa ohatra hoe .. de isika moa de nifampikoty... fa hehy be sisa
6. soanja ( 18/08/2009 22:53)
bobone:

nisy ankizy izay ohah chorale izy ! misy ankizy lahy tiany be ao anaty chorale ao! hiteny izy anefa tsy sahy ! ny hany heriny dia rehefa manao sortie zahay dia mangataka resaka aminy foana ity tovovavy! hataony daholo ny fomba rehetra hisarihana ilay zazalahy fa eeeee tsy niraika taminy ilay lehilahy ! izay vehiveavy misangisangy io lehl io sia hita eny am@ hendriny ny fahatezerana ! farany tsy tantiny ilay zavatra niseho dia nantsoiny zaho hoe inona no hataoko akia fa tena tiako be i annne iny ! gaga be zaho hoe hay ve tianjy izy iny e! tsy nanakambara aloha zaho teo fa nolazaiko azy fa mivavaha mafy fa raha anjaranjy io mitempo fitiavana @ njy foana !

dia mila ny hevitrareo zaho ry reto an! inona no hatao mba hanampiana ity ankizy ity!
Fa izao maro ny ankizy anaty chorale no misipa ary miteraka fanambadiana iny ! fa misy koa anefa io no mampisaritaka ilay antokom-pihira lasa misara-bazana aza ny hiafarany raha tsy mahay!

ny ahy aloha samy chorale tao no lasa vady e! ary hafa ihany izany miara-manompo no mifanambady!!!
kah izao lazao izay hevitrareo re fa tena raikim-pitia tanteraka ilay tovovavy e!
Misaotra anareo mialoha


Tsotra kely aloha ny fahitako izany. Ny fiainana hoe dia misy enerjia mifandray ka matoa efa nanezakezaka indry nefa mbola tsy nisy n'inona n'inona nitranga dia mbola tsy anjara izy izay. Tsy tsara ny mikoty lehilahy amiko satria na ny maso mifampijery anie dia ampy hitoriana ny ao anaty raha toa ka mifandray ny tadin-dokanga e. Ianareo aza samy ao anaty antokopihira ao dia tokony hifanojo matetika izany maso mifampitopy , hetsika mifandray izay. Ka raha tsy misy izay dia tsy izy izay ilay iray. Io no hazavaina amin'ilay namanao raha zah no tamin'ny toeranao.
Ny tenako koa dia tsy dia tia mampifampiditra mpisipa na hoe ho mpivady izany satria raha sanatria misy ny olana any aoriana dia ny tena ihany no ifoteran'ny resaka sy ny tsiny.

Ny fialana lavitra amin'ny resaka sipasipa no tsara apetraka amin'ny samy tanora ao anaty fikambanana amiko. Rehefa mifandray dia aoka ho samy any ivelany fa ny ao anaty ny tanjona dia fifandraisana arakira. Asa anefa tsy mora ny mitondra tanora. Ny tenako dia miaina izany matetika dia sahirana tokoa.


7. bobone ( 19/08/2009 06:05)
ikaretsaka: marina tokoa fa tsy misy lalàna mandrara ny samy chorale tsy hifankatia! fa izao kosa rehefa ao anatin'ny fianaran-kira tena hoe tsy tokony hiditra izany fifandraisana izany fa rehefa any ivelan'ny fivoriana kosa malalaka tsara ! eo anefa no mila jerena tsara fa misy ny ankizy hoe hiala any an-tranony hianatra hira nefa kay lalan-kafa no aleha ! laozana mampiaraka ! dia tena mila fitaizana matotra tsara sao haningana...
8. bobone ( 19/08/2009 07:54)
Niryna:
izany ve aky tsy hafahafa be izy vehivavy indray no mitady an\'ilay lehilahy.

ka izay ilay fitiavana anie ry zoky e! bôgôsy mantsy lezalahy koh ! lasa tsy naharay lamba intsony ny vaivavy hhihi mafy rehefa tia e!

koa raha samy vazo iray ihany ve hita rano ,hi,hi aiza no tsara ahitana vady .hi,hi tsy aleo ve mba any amin\'ny tranon\'Atra
marina iny amiko aloha e!
Misy mahatsara azy tokoa ny mpikambana samy chorale no mifankatia !

zaho moa efa nahita fa hafa ihany e!hhihihi tena manja be hihihi!!!


sapele:
ny fitiavana koa mantsy tsy azo tere-ko masaka e!ary araka ilay voa-laza teo de raha anjarany io de lasa vadiny fa ra tsy anjarany io de mety tsy ho tiany intsony any aoriana any.


tena marina iny ! raha tereko masaka tahaka ny voalobo-jaza tokoa dia izy ihany no leo @ farany ! sady marikivy ny vava ihihihih!
fa na dia hanao fihetsika manintona na dia hanao inona dia rehefa tsy anjara tsy tanteraka mihintsy izany e!

Ikarestaka:

dia samy mifamentsoventso eo tokoa anie ee! hihihihi raharaha ity fiainana ity

saonja:
Tsy tsara ny mikoty lehilahy amiko satria na ny maso mifampijery anie dia ampy hitoriana ny ao anaty raha toa ka mifandray ny tadin-dokanga e. Ianareo aza samy ao anaty antokopihira ao dia tokony hifanojo matetika izany maso mifampitopy , hetsika mifandray izay.


ieee tena izany mihitsy e! io maso io tena famantarana hita tokoa ary manambara ilay any anaty tsy miloaka!!

hoy koa hoe :

Ny tenako koa dia tsy dia tia mampifampiditra mpisipa na hoe ho mpivady izany satria raha sanatria misy ny olana any aoriana dia ny tena ihany no ifoteran\'ny resaka sy ny tsiny.

Ny fialana lavitra amin\'ny resaka sipasipa no tsara apetraka amin\'ny samy tanora ao anaty fikambanana amiko. Rehefa mifandray dia aoka ho samy any ivelany fa ny ao anaty ny tanjona dia fifandraisana arakira.

ekeko mihitsy io teninao io satria raha sanatrai misy zavatra mahazo tokoa anie ianao no mahazo loza e!
izany no namaliako azy hoe : mivavaha mafy e! ny anjara tsy midify fa manjohy anao eo ihany ! na mody tsy mahita ny masonao mijery aza! na mody fanina aza! na mody tsy te hahalala ny firesahanao na tsy miraika aza fa rehefa iny ny anjaranao tsy afaka makaiza e! rehefa voasoratra ho anao iny tsy maintsy tanteraka ! sa ahoana aloha e!!
io resaka nataoko azy io sady manala ny tenako raha sendra loza ny mahazo azy ary maha tsara ny fihavanana ihany koa satria manoro hevitra marina koh ihihihi

tena tsy moramora ny mitondra tanora ary zaho moa matetika mitondra tanora ! fa mila cool ! ilaina koa ny tsy manaiky lembenanana ! misy toetra maro ao aminao rehefa mitondra tanora e!
andramo anie ee! fa tena hitanao fa sarobidy eo anatrehan\'Atra ny fanekenao ho tantanany ny fiainananao rehetra sy ny andraikitrao!!!!
9. tywa68 ( 19/08/2009 08:22)
Bobone : sipa sa vady no tadiavin'ilay namanao ? :lol:
Rhf tsy niraika taminy ilay 1 d tsy mitovy ny zavatra tadiavina, na tsy anjarany.
Ny nety taminao tsy voatery handaitra aminy, satria mety any @ fiangonana hafa no misy ny tandrifiny :wink: Dia rhf tsy hira intsony koa no hijanonany ao fa hiady d aleo izy miala, mihaino sy mijery lavitra e. :-*
10. simplex ( 19/08/2009 10:32)

ireto no tsara fantarina:

* saro-kenatra ve le bandy?
* efa manana sipa na hoe tara @ sipa hafa ve le bandy?

generalement, @ situation otran'zao hoe tara @ le bandy le sipa kanefa tsy tonga dia ni-flirte fa niandry elabe ho lasa mifankafantatra be dia lasa otran'ny mahasadaikatra be le izy, ny tokony ataony dia ny naman'le bandy no resahina hoe tena ahoana ny momba an'lery iny fa otran'ny potika be le namako... sady mahazo fanazavana fanampiny enao no poinsa mamporisika an'lery zany raha hoe saro-kenatra izy...

sinon, za manokana tsy mahita but @ hidirana chorale afatsy ny hanenjehana sipa, et c'est reconnu universellement ;-)
Ny comite executif no tokony ho olona matotra fa ny mpikambana tsy manin na miaraka na misaraka. Sady rafitra any ampiangonana koa ve dia hisy olona hiady izany ee. raha tsy hoe misy resa-bola anga mais bon... ra tonga @ resaka hoe hampisara-vazana ny fikambanana dia miala fotsiny izy ee. Zay no fahendrena...

Mbola tsy tonga @ izay situation izany aloha isika hatr@ zao satria le namanao mbola lany andro miresaka mangina nefa tsy manome na dia hoe antsasaka hafatra akory aza :)

sao dia gay le bandy aloha e? :^)

;-)
11. bobone ( 19/08/2009 12:48)
tywa68:

tena vady mihintsy koa ! ny sipa ihany mantsy no miteraka vady rehefa tena mipetraka tsara ilay fitiavana ! nefa misy sipa fotsiny no ilay ilay olona ! fa ity tena vady!!!

Rhf tsy niraika taminy ilay 1 d tsy mitovy ny zavatra tadiavina, na tsy anjarany.
Ny nety taminao tsy voatery handaitra aminy, satria mety any @ fiangonana hafa no misy ny tandrifin
y
mety ho izay an! nefa hafa indray koa ny eritreritro! mety mitesté kely ry zalahy ! mitazana aloha raha mahadiny na tsia ! na mety mijery toetra ihany koa! fa mody mangina

ny tenin\'i simplex:

fahitako azy aloha be tsy miteny ilay bandy sady ! olona tony be! ka mety izay no mahatonga azy tsy taitra satria manana toetra tsy dia taitra lay bandy! zaho mino aloha fa mety menatra izy hoe ato anaty chorale no hisipa ! asa anefa !!!
tsy mbola manana sipa ilay bandy aloha e! ny any an-kafa tsy hitako mihitsy !!! tsy dia hoe tsara @ sipa ny sipa indray no mitango resaka azy fa calme be ilay zanak\'olona !!!



voalaza i tywa68 koa fa


zaho efa mananatra azy mafy fa tsy mety io an! hoe sosotra @izay ankizy miresaka @ ilay bandy!!! aza saropiaro izany njy fa tsy hainjy ny tohin\'io!!! raha miady tsy mety satria fikambanana masina ity misy antsika ity fa tsy fikambanan\'izao tontolo izao!koa mitandrema tsara ndry! dia mba nanaiky izy aloha e! ny tohiny tsy fantatro na marina iny na tsia fa hitako eo!
sady nanihaniako hoe! rehefa hitany tsara toetra njy! tia olona sns dia mikitika ihany ny hiafaran\'io fa raha io sosotra io no hataonjy dia lasa mankahala anjy koa izy ary rava teo ilay fikasana mamy avy aminjy! mitandrema tsara !


12. xxx ( 20/08/2009 02:41)
Tsy mifamototra ve zany?? :roll: :roll:
De ahoana lay hoe isika mpianadahy ao @Tompo? te hivady @ anadahiny ao @ Choral zany lay sipa koh :-D :-D :-D :-D :-D :-D 8-)
Mody hoe zahay dahy zahay dhy nefa zavatra hafa no tiana atao refa avy mianatr'hira hahahahaha 8-) :* :* :-* :-* ela be ela be de brook doummm de vita ah!!
13. bobone ( 20/08/2009 06:44)
xxx:


Fomba fiteny ihany io aloha @ fahafantarako azy e! hihhihhi
zaho koa aza lasa saina hoe maninona io voam-bolana io no ampiasaina rehefa samy lhl sy vhv mpiara-mivavaka!!!no miaraka ihihihihi :D :D :D :D :D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468