MASO SOLON'NY MASO
1. bobone
(
20/10/2009 07:53)
@ izao fiainana izao ry reto dia tena manjaka io teny io ary maro no mpihatra azy !!! tsy mifandefitra intsony ny olona fa mifanaratsy ! mifanompa, ny rafozana sy ny vinanto miady
dia tena manana kakay @ hafa indrindra hoe tsy mitovy izay ny tadin-dokanga!!!
Maso solon'ny Maso , nify solon'ny nify ! ny Tompo miteny hoe raha misy mamely ny takolakao havia dia atolory azy koa ny havanana ary izao tena ampiharin' ny olona io teny io ! tsy mitsitsy , tsy matahotra fa tonga dia midaroka fotsiny eo!!!
eto aho dia milaza tokoa fa hatomotra ny faran'ny zavatra rehetra!
raha iny moa ka eo am-piadiana no maty tapoka dia inona no vokany ????
mieritrereta ihany :-* (l)

novalian'i bobone ny 21/10/2009 06:31
2. soanja
(
20/10/2009 09:14)
bobone:
Maso solon'ny Maso , nify solon'ny nify ! ny Tompo miteny hoe raha misy mamely ny takolakao havia dia atolory azy koa ny havanana ary izao tena ampiharin' ny olona io teny io ! tsy mitsitsy , tsy matahotra fa tonga dia midaroka fotsiny eo!!!
Mifangaro izy izany eto. Samihafa ny fiheverako ireo teny voalaza ireo. Asa anefa!
3. fidinirina
(
20/10/2009 10:34)
Aleo vakiana tanteraka aloha ilay "contexte"
Matio 5.38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24).
5.39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.
5.40 Ary izay te-hiady aminao ka ta-haka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao.
5.41 Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha maily "kilometatra" iray, mandehana miaraka aminy maily roa.
5.42 Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodina izay te-hisambotra aminao.
5.43 Efa renareo fa voalaza hoe: " Tiava ny namanao" (Lev.19.18), ary mankahalà ny fahavalonao.
5.44 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo,
5.45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin'ny marina sy ny tsy marina.
5.46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va?
5.47 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va?
5.48 Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra.

4. bobone
(
20/10/2009 12:38)
Fidinirina: tena izay no tokony toetra tena hananan'ny kristianina ! manaiky ankitsirano zaho fa ny zava-misy @ izao fotoana izao dia tena misy tokoa mampiatra io maso solon'ny maso io!
misaotra naneho hevitra sady tena mafonja be (l) :D :D

5. rakapy
(
20/10/2009 17:31)
Fa nahoana ary no lasa ohatra izany ilay fiainana nefa efa be dia be ny fiangonana xana mitsimoka eran'ny vaza-tany efatra.Eny misy mihintsy aza izy ireny manantona eo antokonam-baravaranao, mamory olona eny an-tsena sns... amin'ny anaran'i jesosy sy mivimbina baiboly.
Tena mahalasa saina!!!
Tena mahalasa saina!!!
6. niryna
(
20/10/2009 19:06)
fidinirina:ahoana tokoa moa izany e,ny TT taloha izany miteny hoe ny maso solon'ny maso ? dia rehefa tonga kristy dia noravany ny teny ?
Aleo vakiana tanteraka aloha ilay "contexte"
Matio 5.38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24).
5.39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.
marina tanteraka izany fa mila ilay fo mamela io,nangalarin'ny olona avokoa ny zavatray,narary ny fo fa rehefa namela azy izahay mivady dia maivana ilay izy,tsy mora tokoa anefa izany .Taloha raha very zavatra kely na kavina ilay aza tena marary ny aina saingy ankehitriny kosa rehefa mandinika hoe tsy misy ho entina intony rehefa hatrizay ka miala ety dia misindaka kely ilay alahelo,asa hianareo raha manao izany na mbola marary mafy ny fo .
5.40 Ary izay te-hiady aminao ka ta-haka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao.
fidy a,io indray dia ampihariko amin'ny fiainako andavan'andro,ny olona menomenona lava amin'ny asa ohatra,sady tsy manao asa tsara no be taraina,miezaka aho manao ny asako amin'ny fo ary ataoko ho an'i kristy izany fa tsy mila mimenomenona aho. Misy manao tsindrihazolena dia mandefitra foana fa hisy farany ihany ilay izy .
5.41 Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha maily "kilometatra" iray, mandehana miaraka aminy maily roa.
sarotsarotra tokoa io indrindra raha mbola ao anatintsika ilay fitiavantena,dia misy mamely hoe tsy maintsy mitia ny tenako aloha aho.Maro ny fianakaviana mahantra ,tsy mitafy ,tsy manana haninkohanina,ny olona any ivelany anefa manary ny sakafo,tsy foy ilay izy fa ny alahelo no betsaka,mitaraina ny havana ,tsy mahatanty ny tena fa miezaka manao etsy sy eroa,rehefa manao ilay izy amin'ny fo tokoa anefa ny tena dia falifaly sy toa tsy nialana ilay vola akory,izay no experiences itako .
5.42 Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza- mihodina izay te-hisambotra aminao.
Anome ohatra iray aho.izaho tia mizara na hevitra izany na izay kely ananaiko ,dia indray andro aho nanome CD ny namako,tamin'iny andro iray iny aho nisy nanome rojo,cassette 30 ,baboly feno io ary nisy nitondra vokatry ny tany dia voatabia izany ..Coincidence? mety ho izay angamba ,saingy aiza dia olona telo no nanome zavatra ahy ao anatin'ny andro iray? tsy midika akory izany hoe manome zavatra dia mahazo zavatra.Rehefa malala tanana isika dia tonga ho azy ny fahasoavana miboiboika ao an-tokantrano,tsy harena ihany anefa fa mety ho zavatra maro hafa,fifaliana,tokantrano miadana,zanaka endry ,fianaran'ny ankizy vita avokoa na afa-panadinana avokoa ny ankizy ,ohatra ireo fa na dia ny fahasalamana aza dia efa tena zava-dehibe izany .
dia eto indray miverina ny fanontaniako fidy a,ny testementa taloha izany miteny hoe mankahala ny fahavalo ? kanefa ny testamenta vaovao izay teny nomen'ilay mpamonjy antsika mampianatra antsika hoe tiava ny fahavalontsika ?
5.43 Efa renareo fa voalaza hoe: " Tiava ny namanao" (Lev.19.18), ary mankahalà ny fahavalonao.
5.44 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo,
eny e,mitamberina ny hafany fa tsy amela heloka antsika ny ray raha tsy mamela ny heloky ny rahalahitsika isika na ny rahavavintsika na ny fahavalontsika
dia ny teny nampianariny antsika koa no itondrako azy,tiava ny fahavalonareo .
5.47 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va?
(l) (l)
7. soanja
(
21/10/2009 03:39)
bobone:
ny Tompo miteny hoe raha misy mamely ny takolakao havia dia atolory azy koa ny havanana ary izao tena ampiharin' ny olona io teny io ! tsy mitsitsy , tsy matahotra fa tonga dia midaroka fotsiny eo!!!
Ny fanoloranao ny takolakao havanana hovelezina koa ve no ampiharin'ny olona sa ny maso solon'ny maso? sa izy roa no mifandray eo. Ny iray manome moa ny iray mamely raha mbola azo velezina???
Efa nisy hatramin'izay nahatany ny tany ny herisetra. Ny fihoarantsika tsiraidray manoloana izany no zavadehibe satria izay no hahafanahy tokoa antsika fa tsy fe miaina ny ara-batana.
Matoa mihamaro ny herisetra amin'ny lafiny isankarazany dia safidintsika olombelona izany amin'ny fomba ankolaka na miharihary.
8. xxx
(
21/10/2009 03:59)
Ny tsy fianana ara-panahy marina no mamono ny olona mahatonga io famaliana faty io. Maro ny xtiana nefa anarany fotsiny fa tsy tena mibebaka marina dia miaina ara-panahy ka afaka miaina ny Tenin'ny Tompo. Fitiavana ny hafa tahaka ny tena no didy lehibe satria raha fantantsika tsara fa noho ny fisian'ny fakam-panahy no mitarika ny olona hanaonao foana, na dia ny tenantsika tsirairay aza dia azo antoka fa hamindra fo isika satria hipetraka ao amintsika hatrany ilay hoe "izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato".
9. bobone
(
21/10/2009 06:31)
rakapy
eo indrindra isika be dia be tokoa ny fiangoanan miorina ssn fa baikon\'ny fieritreretany ny olona fa tsy baikon\'Atra dia lasa na tena tsara , mazava voalazan\'ny Baiboly aza lasa tsy mandeha @ tokony ho izy ! izany hoe arakaraky ny nisian\'ny lalana hoe aza.... omeo ... sns dia amazàna mandika izany foana ny zanak\'olombelona ! ka tena mahalasa saina tokoa!
efa nahita mantsy zaho samy kristiana izao , mamaky BB izao , mino an\'i Jeso sy Atra izao nefa mbola miteny hoe \'Tsy ho azko angaha ialahy ! matiko ialahy!!!snsn
ary misy tena mifamono mihitsy ! tsy mba nifandefitra !!!
dia ahoana hoy anareo no tsy hiteny ny tsy mpiditra am-piangonana manao hoe !!\' eeee zany hono no Kristiana , na saika hivavaka aza aho tsy ho any ! izao ve no hataony ! ) dia lasa manimba fanahin\'ny hafa ilay izy ; olona tokony hiroso ho ao am-balan\'Atra lasa nihemotra indray vokatry ny sasany!
hoy Niryna:
marina izany raha tena kristianina marina ka mandray an\'i Jeso ho Tompo sy mpamonjy ny fiainana ! manjaka ao anaty ilay fitiavana dia manana izay toetra mamela heloka izay!!! tsy tokony hiasa eo à fiainana sy fiaraha-monina intsony io teny hoe maso solon\'ny maso , sns fa fiainana hafa mihitsy no manjaka toetra vaovao feno fitiava-namana
hoy soanja

tena nisy tokoa ! jereo anie Kaina sy Abela e! ilay nanao fanatitra ho an\'Atra
dia novonoiny ny rahalahiny! dia i Abela izany ! izay ilay safidy
safidy ratsy !!!
hoy xxx
eny owah tena marina izany! (l)
zay ilay hoe mitahiry lo ao am-pony