tongotra

1. bobone ( 10/08/2009 14:26)
sendra niresadresaka izahay mpinamana maromaro , samy nilaza izay aretina manjo azy izahay fa ny nahavariana ahy dia ity! namana iray niteny hoe asa akia na maninoa fa ny tongotro an! tsy mandre na inona na inona ,avy eo ohatrany mavesabesatra tahaka ireny manitsaka fotaka ireny , avy eo manaintaina !!! dia zaho moa niteny hoe efa nandeha dokotera ve njy!!! dia nolazainy fa efa tsny @ Dr izy , efa nahazo fanafody fa tsy mety sitrana dia lany fanahy zaho hoy ihany ity ankizy ity! ka entoko eto aloha sao mba misy solution tokony omena azy e!!
zaho koa moa nilaza hoe ataovy avo ny tongotrao rehefa matory!!!!
mba ilazao izay fantatrareo ary aloha e! misaotra mialoha !!!
novalian'i niryna ny 21/08/2009 14:40
2. Ratoa ( 10/08/2009 18:19)
Mety ho marary reins izy (insuffisance rénale) na marary fo. Matetika mifandray ireo fa ny insuffisance rénale mitarika areti-po rehefa ela ny ela. Sao koa hypertendue izy. Tsara manantona tradithérapeute fa misy ravin-kazo mitssabo ireny.
3. booboo ( 10/08/2009 20:32)
Rehefa tonga hatrany @ tongotra izay ireo raha tanisain'ilay naman'i Bobone ireo dia efa ratsy " be " izay ny fikorian'ny ràny. Ireo notalazain-dRatoa ireo marina aby fa tena mety ho antony.

Tsara raha diovina hatrany an-dreniny ny ao anaty vatana ao : misakafo tsara, mitaiza vatana bebe kokoa noho ny mahazatra, manao diète kely :�) sns. Dia manao révision générale any @ doko momba ny fahasalamana
4. Ratoa ( 10/08/2009 20:52)
tsara ny Dr fa ampio ravina diurétique. Ny tradithérapeute, i Ratsimamanga ohatra mahalala diurétique tsy manimba zavatra hafa.
5. bobone ( 11/08/2009 05:41)
Ratoa,booboo: misaotra anareo @ torohevitra fa omeko azy ireo kah!
zaho koa anie mieritreritra hoe tokony manantona @ ireny mpitsabo navelan'ny Ratsimamanga ireny izy e! kah !tena ilaina izany fa dia misaotra anareo!

Booboo: fa ny tiako hanontaniana anao dia ilay hoe fitaizam-batana manao ahoana aloha no tokony hataony e!???
6. Lejoba ( 12/08/2009 22:38)
sao tsy ampy fer, na calcium na magnésium. ......tsy ampy exercices ilay tongotra, ets
7. bobone ( 13/08/2009 08:15)
lejoba: misaotra anao ! fa andraso tokoa teneniko izy ! sao mba antony mahatonga izany io tongony io!
8. xxx ( 18/08/2009 07:54)
matavy angaha ilay olona ? sao dia tsy ampy exercice tokoa anefa mipetraka foana na ohatran'izany ? asaivo manao exercice tokoa izy aloha, manao mouvement madinidinika, jerena ato amin'ny internet, ireny cardio ireny
9. bobone ( 20/08/2009 06:49)
xxx:
Tsy dia matavy izy kah antonony tsara fa eo @ ilay exercice angamba no mety ho inoako satria miasa manjaitra io namako io ! dia mipetraka ela tokoa! izy @ ilay fanjairana !!! mila exercice marina an!!!hmmmm tena marina zany !!!! :? :)
10. niryna ( 21/08/2009 14:40)
bobone:

xxx:
Tsy dia matavy izy kah antonony tsara fa eo @ ilay exercice angamba no mety ho inoako satria miasa manjaitra io namako io ! dia mipetraka ela tokoa! izy @ ilay fanjairana !!! mila exercice marina an!!!hmmmm tena marina zany !!!! :? :)


mety antony iray mahatonga ny tongony ho ngoly io mipetraka ela be io.
mila mijery dokotera koa izy fa misy ifandraisany amin'ny fo ilay izy,toy ny olona manjaitra elabe dia mivonto ny lamosina satria miondrika lava na manao raharaha miondrika foana.Ny fanaovana exercices dia manampy antsika rehetra amin'ny fahazarandratsy na zavatra tokony atao kanefa mila mitandrina,mampa souple ny vatana sy mampikoriana tsara ny ra sy ny fitempon'ny fo ka mila mitsangana kely foana izy na dia isaky ny adin'ny iray aza fa tsy mijanona elabe eo ary raha azo atao dia asio mandehandeha in 30 mn isaky ny roa andro raha tsy afaka isan'andro izy.Andramo ireo aloha fa izaho tsy mahalala fanafody ratsimamanga
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089