Couple niaraka ela

1. peta83 ( 07/02/2009 09:11)
Ity tranga ty d magaga ana mitsy, ary tena mateti-piseho mitsy eny manodidina eny."Fa manina kay ny olona niaraka ela (minimum 5ans) matetika tsy mivady " kanefa vo misaraka @ iny vadibeny iny le bandy d tonga de mahita sipa hafa d vadiny avy eo ary @io d ts miandry ela izy an!fa manina ary e?? :?: :?:
novalian'i peta83 ny 09/02/2009 11:25
2. heidi ( 07/02/2009 09:13)
PASKE C LA Vie
3. janoary ( 07/02/2009 10:34)
mety efa leo ny nifampitarika ela angamba dia hoe aleo tonga dia mivady. Sady mety koa hoe efa mandroso ny taona ka tsy mila miandriandry intsony
4. xxx ( 07/02/2009 12:30)
Zà, niaraka t@ olona nandritry ny 8 taona fa tsy nivady izahay. Ny antony dia nisy olana teo @ ray aman-dreniny (saranga tsy mitovy) ry zareo fianakaviana mpanana ary malaza eny @ faritany fihaviany, izahay kosa dia fianakaviana tsotra.
Entin'ny hambom-poko aho dia hoy aho hoe "andao hisaraka" fa izy tsy nety.
Dia niaraka teny foana nandritra io fotoana nolazaiko tery ambony io. Fa taty aoriana dia lasa naditra be ilay bandy. Dia nisaraka ihany no niafaranay.
Fa izaho sy ny vadiko kosa vao niaraka teo @ 2 volana monja dia efa niaraka nipetraka, ary afaka herintaona dia nivady.
5. Mirananirina ( 07/02/2009 14:10)
marina izany
6. ninimalala ( 09/02/2009 05:07)
Ny tranga hitako sady lazaina matetika ny olona rehefa miaraka ela dia mifankahita toetra be lotra ka leo "Ny ela maha ......" hany ka ra vo mahita olona hafa izy de ny hanambady no ao andohany satria mihevitra izy fa tsara io olona hitany io. Misy koa anefa ny mifanohitra @ izay indray vao nifankahita 2volana de nivady avy eo dia misaraka satria tsy nifankalala toetra akory hony, tsy hita ihany izy ity fa angamba ny mety de ny eo antenantenany tsy ela nefa tsy aingana

7. peta83 ( 09/02/2009 11:25)
d ny tena mapalaelo @le film d le vevavy fona no voa mafy satria lasa lany zara!ary matetika lasa "vieille fille" le sipa na ela be vo manabady na ko lasa manabady lela efa niteraka na nisarabady.Lasa niova zany le destin e!Ka ny conclusion zany amintsika vevavy de hoe: refa ts maka vady anao le lela au bout de 3ans d mila mieritreritra fa sode midona am poto eo!Mahereza daolo isika vevavy d aza mba sendran'zany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0409