Bjr daolo, efa nahita salle iany saingy ra mitondra traiteur d otran'tsy mahita tena tsara, fa le tsotsotra reny no misy. Ka ra mba mahita salle de reception fotsiny tsara nareo,f'efa manana traiteur zay d mba ilazao . Merci d'avance.
hery a tena ao mihitsy ah fa nataoko ho an'ireo mipetraka ivelan'i Madagascar io annonce nalefako io ,sa tokony tsy navoakako teto ve io satria M/car no nangatahan'i peta83 ? bizouu toi cheri