Inona ary zany????

1. peta83 ( 03/09/2009 13:21)
Betsaka ny vody, fa zay vody iray zay no tena mijaly indrindra???
2. kwit ( 03/09/2009 13:26)
vodin 'akou !
3. nathie86 ( 04/09/2009 05:46)
vody ondry hihihi
4. ni81 ( 04/09/2009 06:21)
vody sobika
5. michouh ( 04/09/2009 07:00)
mba atsaharo rey olona ny teny ratsy eto amin'ity serasera ity fa ny olona rehetra anie mamaky eto daholo e. Miangavy antsika mba haneho fahendrena fa soa ho antsika tsirairay izany, tsy sanatria akory miana-kendry, fa na izaho izay manoratra aza manana ny fahalemeko saingy aoka mba samy hiezaka isika.
Misaotra antsika.
6. ari.malala ( 04/09/2009 07:03)
:roll: :roll:
7. ni81 ( 04/09/2009 07:14)
mba atsaharo rey olona ny teny ratsy eto amin'ity serasera ity fa ny olona rehetra anie mamaky eto daholo e. Miangavy antsika mba haneho fahendrena fa soa ho antsika tsirairay izany, tsy sanatria akory miana-kendry, fa na izaho izay manoratra aza manana ny fahalemeko saingy aoka mba samy hiezaka isika.
Misaotra antsika
zà aloha eto dia tsy nihevitra ny hiteny ratsy mihitsy an! Vody sobika manan-tandrify no tiako ho lazaina eo. Hatsikana mantsy izy ity!
Ny hevitr'ireo olona sasany ambony ireo koa angamba dia hoe:
vody ondry: fanome rehefa hanambady
vody akoho: omena ny RAD
Fa ny eritreritra hafa dia an'izay nieritreritra azy. :)
8. peta83 ( 04/09/2009 07:37)
salu daolo, aza matahotra michou fa tsy misy miteny ratsy eto e!olon-kendry daolo ny eto! omena am'zay ve ny valiny sa bola misy hiteny...bola diso alo hatreto !
9. nathie86 ( 04/09/2009 08:22)
:-D :-D za aloha mety mety ratsy ho an'zay ratsy ny fandraisany azy eh :-D :-D d miala tsiny ôooooo
10. mmmhh ( 04/09/2009 08:36)
VODY ve ny manelingelinga ny mason'i Michou,
tsy teny ratsy aloha zany amiko e,

sa ny valin'ny ankamantatra no heverin'i Michou fa teny ratsy, ... enga anie ka ho izay de marina ny an'i Michou
fa rah tsy teny ratsy de i Michou mintsy zany no efa sain-dratsy. :(


Betsaka ny vody, fa zay vody iray zay no tena mijaly indrindra???

Vody laharana ve??
sa vodikakazo, hi-pipizan'ny alika foana?
11. peta83 ( 04/09/2009 09:44)
aleo omena am'zay ny valiny .......VODY VILANY anefany oooo! nefa zay nahamarina teo naazo billet Garou ...hihiihihihihihihi
12. ni81 ( 04/09/2009 09:54)
aleo omena am'zay ny valiny .......VODY VILANY anefany oooo! nefa zay nahamarina teo naazo billet Garou ...hihiihihihihihihi
:lol:
13. ari.malala ( 04/09/2009 11:13)
fa refa in ny teny no atao hoe ratsy e! vody v d ratsy? nga ts manana vody lay olona nanome ny fanamarihana? :-D :-D :-D :-D

zà meo billet garou ry peta fa nahamarina tao antsaina a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. nathie86 ( 04/09/2009 11:17)
ari :-D :-D :-D :-D :-D , asa ki kou
15. ni81 ( 04/09/2009 12:01)
vody akoho = fitombenan'akoho :)
vody ondry = fipetrahan'ondry :lol:
vody sobika = fipetrahan-jôridira :-D
vody vilany (ilay farany) = ilay misy taim-piraka rehefa mahandro trondro iny tena :miam: :miam: :-P
16. ikaretsaka ( 04/09/2009 22:29)
taiza koa no nisy akoho nitombina no hoe .....
17. peta83 ( 05/09/2009 07:00)
zà meo billet garou ry peta fa nahamarina tao antsaina a!

ka njy ve tsy niteny ko!!! aleo fa ataoko mahita en direct le spectacle an-tsaina njy eh!hihihihihi
18. nathie86 ( 07/09/2009 05:30)
peta mdrrrr, iny ndray no tsy hitako :-D :-D
19. ari.malala ( 07/09/2009 06:32)
ni81 =)) =)) =)) efa hoe aza miteny ratsy hono! oziz ndry hoe taim-piraka :-P ovay io aingana =)) =))
20. rhina ( 07/09/2009 12:24)
fa nga tsy vodi vilany satria io zao no itako tena mijali ihany ko ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5631