Sarokenatra lotra aho

1. peta83 ( 23/08/2008 08:59)
Izaho dia tovovavy iray 22 taona, mba mangataka fanapiana fa za ry reto tena saro-kenatra be mihitsy a, na miresaka @ ol na maneho hevitra na retraretre!
Dia misaotra antsika zay manome conseil sahady fa za ngamba le antsoina hoe "FILLE COINCE" reny.
novalian'i xxx ny 03/09/2009 12:41
2. ni81 ( 23/08/2008 09:12)
Izaho dia tovovavy iray 22 taona, mba mangataka fanapiana fa za ry reto tena saro-kenatra be mihitsy a, na miresaka @ ol na maneho hevitra na retraretre!
Dia misaotra antsika zay manome conseil sahady fa za ngamba le antsoina hoe "FILLE COINCE" reny.
na dia @ namana mitovy taona aminao aza ve dia menatra ianao?
Miezaha mifanerasera tsikelikely @ olona, satria angamba tsy dia mifandray loatra ianao dia sahirana.
3. fahamarinana ( 23/08/2008 10:06)
:arrow: ié,mifanerasera tokoa arak'io voalazan'ny ni81 io dia hevitra iray koa an :Atomboy dieny ato amin'ny dinika ato aloha sady tsy misy tokony aha-menatra anao ato satria hevitra no ato fa azonao atao ny tsy miseho tava...mahereza e... :) (l)
4. karinah ( 23/08/2008 10:58)
mandeha tsikelikely eo io, izaho koa toa anao izany taloha, tena saron-kenatra be tsy misy ohatr'izany, indrindra tamin'ny fahazazako satria tena lava marotsaka kely aho tamin'izany, fa ny tiako ho fantatra dia oe ianao angah manana problème de physique, sinon, tsy misy tokony haha-menamenatra anao anie e!!! mba famporisihana fotsiny izay an, dia mahereza, dia manomboha miresa-dresaka, mivoaboaka irery matetika, manao magasin irery, mitsangatsangana(la marche à pieds) irery ohatra, fa hitanao fa afaka tsikelikely eo io! mahereza !! :-*
5. ni81 ( 23/08/2008 11:19)
Marina fa rehefa miresaka voalohany @ olona tsy mbola mahazatra dia miseho ilay hamenarana, raha tsy hoe @ telefaonina angaha. :) Nefa koa na @ telefaonina aza indraindray dia sahirana ihany na dia tsy manatrika eo aza ilay olona hiresahana.
Fa ny tena mahatsemboka ny felatanako mihitsy dia rehefa nametraka fitadiavana asa ka voantso, dia lé adikandinina ny mombamomba ny zavatra tianao hatao, sns...: tsy maintsy atao izay hiatrehana ilay olona fa tsy afaka ny hiondrika foana ny maso @ iny.
6. fahamarinana ( 23/08/2008 11:39)
:arrow: ni :hoy i mamanay zay hoe rehefa manao entretien dia eritrerto hoe olona mi-caca toa anao io en face io...alaina sary an-tsaina dia tonga dia tsy menatra ntsony...ny mety ho tapa-tsinay ndray aza no atahorako. :-D (l)
7. ni81 ( 23/08/2008 11:45)
ni :hoy i mamanay zay hoe rehefa manao entretien dia eritrerto hoe olona mi-caca toa anao io en face io...alaina sary an-tsaina dia tonga dia tsy menatra ntsony...ny mety ho tapa-tsinay ndray aza no atahorako.
=)) =)) =)) raha tonga tampoka ao an-tsaina izany dia tena ho tapa-tsinay mihitsy @ io fotoana io; dia hanontany ilay olona hoe: f'inona no mahatapaka ny tsinainao toy io? Dia izay vao tena loza koa fa heveriny fa somary tsy dia ampiampy saina loatra!
8. vale ( 23/08/2008 15:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Tokinao ( 24/08/2008 09:58)
fahamarinana:

hoy i mamanay zay hoe rehefa manao entretien dia eritrerto hoe olona mi-caca toa anao io en face io...alaina sary an-tsaina dia tonga dia tsy menatra ntsony...ny mety ho tapa-tsinay ndray aza no atahorako. :-D (l)


Hitako t@ boky koa io :). Ary ampihariko :) (nampihariko mantsy e :) ). Alaivo sary an-tsaina hoe : mitovy amiko ihany ange io olona io e : samy mihoson-t.y rehefa mangery, samy maimbo daholo ny dikiny, samy mioson-delo rehefa voan'ny sery, samy maimbo rehefa mangetotra (le avy mihinana tsaramaso mifangaro ronono sy atody iny), samy misavoritaka rehefa avy mifoha maraina : misy farora-bava, bongo maso indraindray, miklôty kely rehefa ao an-trano, sns

Eritrereto ange hoe manao an'ireo daholo ireny Filoham-pirenena ireny e hihihihi

Dia ity koa : midira amin'ireny fikambanana ireny fa tena mandaitra ireny. zah manokana dia nanao skoto hatr@ mbola kely ka tena afaka io fahamenarana io. Aiza ve ka : miakanjo "sachet" teo @ avenue Analakely efa nataoko 'ko, mitarika posiposy feno "charbon" efa natao (niarahana nanao mantsy e) : nisy fotoana mantsy nanao fitadiavam-bola nataonay, ka "operation charbon" no natao. Mivarotra billets "porte-porte" efa natao, im-betsaka mihitsy, sns.

Tena mandaitra daholo ireo teniko ireo fa ataovy.

Garantie à 100%, à 200% mihitsy aza. Mety lasa ho sahisahy loatra aza ianao raha manaraka an'ireo ara-bakiteny. Farany moa dia lasa mahavita mametraka sary toa anay eto @ aterineto, ary mahavita "mitantara fiainana" ao @ blaogy. (Mba resaka io hoe "mitantara fiainana" io fa tsy io no tanjoko fa ny "fanindraindràna ny teny malagasy" :) ).

Dia mba lazao aho raha sanatria tsy mandaitra ireo :).
10. Tokinao ( 24/08/2008 10:02)
fanampiny :
raha mino an'Atra koa ianao dia mivavaha :).
Alahady ny andro ka manararaotra mitory teny raToky :).
11. ainaheri ( 24/08/2008 13:35)
Za manana ody henatra :roll: :lol:
12. simplex ( 24/08/2008 20:25)


:arrow: eritreretina hoe miboridana ilay olona manao entretien aminao. Zany hoe vinanio hoe ahoana aza ny pozin'ity ol ity refa miboridana izy :@:P



;-)
13. ni81 ( 24/08/2008 20:42)
eritreretina hoe miboridana ilay olona manao entretien aminao. Zany hoe vinanio hoe ahoana aza ny pozin'ity ol ity refa miboridana izy
=)) =)) ka izy aza ve efa saro-kenatra ka mbola hieritreritra an'izany indray, ahajery ilay olona akory izy avy eo!
14. peta83 ( 27/08/2008 12:37)
d misotra ry reto am le hevitra fa ande ho ampiarina zan noteneninareo reo.sad za ko mants ref mis mi-invite oh hoe isakafo na hoe fete kely d ts mety mande mits za,
15. booboo ( 27/08/2008 13:40)
ndao tsika sy peta83 hiara-hihinana glasy hihihihihihi. Dia ilay glasy eritreretina fa tsy zà dia tsy menatra tsony enao hihihihihihi.

Ilay manao activité miaraka @ olona maro² na vitsy² manampy be hihoitra ilay fahamenarana io. Tsy fantatro hoe inona no raha manitona anao ( sport, activité manuelle, mihira, mandihy, sns ). Mifanerasera @ oul ouz namana iraika ao ambony ao, ary izay mihitsy ilay izy.
Ny anà kounkou mitovy @ Tokinao ny nataoko, nanao skoto hatr@ mbola kely hatr@ zao. Dia rehefa misy fivoriana ( tsy eo @ sehatra skoto ihany ) dia lasa sahy² mampilalao sy manentana na firy isan'ny olona eo na firy ...fa mandeha miandalana io fa tsy hoe tonga pouf ! afaka ho azy ilay fahamenarana hihihihi.
16. peta83 ( 28/08/2008 08:36)
ka za ve mo mety miverina manao skoto tsony fa d mba te otran'ol retra e!satri tena lasa manakana zavatra bdb @fiainako le izy ngeh e!sad za mieritreritra hoe sode tokony tsy ho sarokenatra tsony @zao tonako zao!sa aona? :oops: :oops: :oops:
17. ni81 ( 28/08/2008 09:03)
afaka manao skoto foana ka! Fa ilaina mizatra mifanerasera ianao e! Nandalo teo @ zany fahamenarana izany daholo angamba ny tsirairay fa ny fisehony no samihafa
18. booboo ( 28/08/2008 11:03)
ie
zay sehatra tsapanao hoe maha mety² kokoa ny tenanao sy manintona anao kokoa no hidiro ( raha tia mahandro dia manao ireny truc truc de cuisine ireny, raha tia mihira dia miditra @ chorale tsy voatery hoe chorale any am-pengo, raha tia mandihy dia miditra truc truc de danse sns ). Ilay mifanerasera bebe kokoa @ olona no tena zava-dehibe.
19. orona ( 01/09/2008 14:01)
peta83:

Izaho dia tovovavy iray 22 taona, mba mangataka fanapiana fa za ry reto tena saro-kenatra be mihitsy a, na miresaka @ ol na maneho hevitra na retraretre!
Dia misaotra antsika zay manome conseil sahady fa za ngamba le antsoina hoe "FILLE COINCE" reny.


tsotra -- refa mankeny an-tsena dia commenteo daholo ny zavatra izay hitao -- dia refa leo dia mifindra mpivarotra ndray
refa itanao hoe tsara ny zavatra iray -- dia teneno hoe tsara -- dia ra tsy dia tianao dia ataovy hoe -- otran'ny tsy tiako




20. tsiambaratelo ( 18/09/2008 19:56)
Tokinao:
fahamarinana:
hoy i mamanay zay hoe rehefa manao entretien dia eritrerto hoe olona mi-caca toa anao io en face io...alaina sary an-tsaina dia tonga dia tsy menatra ntsony...ny mety ho tapa-tsinay ndray aza no atahorako. :-D (l)
Hitako t@ boky koa io :). Ary ampihariko :) (nampihariko mantsy e :) ). Alaivo sary an-tsaina hoe : mitovy amiko ihany ange io olona io e : samy mihoson-t.y rehefa mangery, samy maimbo daholo ny dikiny, samy mioson-delo rehefa voan\'ny sery, samy maimbo rehefa mangetotra (le avy mihinana tsaramaso mifangaro ronono sy atody iny), samy misavoritaka rehefa avy mifoha maraina : misy farora-bava, bongo maso indraindray, miklôty kely rehefa ao an-trano, sns Eritrereto ange hoe manao an\'ireo daholo ireny Filoham-pirenena ireny e hihihihi Dia ity koa : midira amin\'ireny fikambanana ireny fa tena mandaitra ireny. zah manokana dia nanao skoto hatr@ mbola kely ka tena afaka io fahamenarana io. Aiza ve ka : miakanjo \"sachet\" teo @ avenue Analakely efa nataoko \'ko, mitarika posiposy feno \"charbon\" efa natao (niarahana nanao mantsy e) : nisy fotoana mantsy nanao fitadiavam-bola nataonay, ka \"operation charbon\" no natao. Mivarotra billets \"porte-porte\" efa natao, im-betsaka mihitsy, sns. Tena mandaitra daholo ireo teniko ireo fa ataovy. Garantie à 100%, à 200% mihitsy aza. Mety lasa ho sahisahy loatra aza ianao raha manaraka an\'ireo ara-bakiteny. Farany moa dia lasa mahavita mametraka sary toa anay eto @ aterineto, ary mahavita \"mitantara fiainana\" ao @ blaogy. (Mba resaka io hoe \"mitantara fiainana\" io fa tsy io no tanjoko fa ny \"fanindraindràna ny teny malagasy\" :) ). Dia mba lazao aho raha sanatria tsy mandaitra ireo :).
Zah kounkou saro-kenatra be :-P fa ny paik adiko ndray de zah miseho masiaka be refa mifanatrika @lay olona te hitafa amiko, au moins izy mi-limité ny resaka fa tsy hivaralila sy hanitra ahatonga ahy ho tsy mahita avaly noho ilay henatra =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6791