Sarokenatra lotra aho
21. rhina
(
03/09/2009 12:00)
za ko taloha sarokenatra fa noho ny nanambady za d ts sarokenatra tsony fa tsy aiko oe nakaiza le enatra
hiiiii :oops: :-D
hiiiii :oops: :-D
22. xxx
(
03/09/2009 12:41)
tsiambaratelo:
Tokinao:Zah kounkou saro-kenatra be :-P fa ny paik adiko ndray de zah miseho masiaka be refa mifanatrika @lay olona te hitafa amiko, au moins izy mi-limit� ny resaka fa tsy hivaralila sy hanitra ahatonga ahy ho tsy mahita avaly noho ilay henatra =))
fahamarinana:Hitako t@ boky koa io :). Ary ampihariko :) (nampihariko mantsy e :) ). Alaivo sary an-tsaina hoe : mitovy amiko ihany ange io olona io e : samy mihoson-t.y rehefa mangery, samy maimbo daholo ny dikiny, samy mioson-delo rehefa voan\'ny sery, samy maimbo rehefa mangetotra (le avy mihinana tsaramaso mifangaro ronono sy atody iny), samy misavoritaka rehefa avy mifoha maraina : misy farora-bava, bongo maso indraindray, mikl�ty kely rehefa ao an-trano, sns Eritrereto ange hoe manao an\'ireo daholo ireny Filoham-pirenena ireny e hihihihi Dia ity koa : midira amin\'ireny fikambanana ireny fa tena mandaitra ireny. zah manokana dia nanao skoto hatr@ mbola kely ka tena afaka io fahamenarana io. Aiza ve ka : miakanjo \"sachet\" teo @ avenue Analakely efa nataoko \'ko, mitarika posiposy feno \"charbon\" efa natao (niarahana nanao mantsy e) : nisy fotoana mantsy nanao fitadiavam-bola nataonay, ka \"operation charbon\" no natao. Mivarotra billets \"porte-porte\" efa natao, im-betsaka mihitsy, sns. Tena mandaitra daholo ireo teniko ireo fa ataovy. Garantie � 100%, � 200% mihitsy aza. Mety lasa ho sahisahy loatra aza ianao raha manaraka an\'ireo ara-bakiteny. Farany moa dia lasa mahavita mametraka sary toa anay eto @ aterineto, ary mahavita \"mitantara fiainana\" ao @ blaogy. (Mba resaka io hoe \"mitantara fiainana\" io fa tsy io no tanjoko fa ny \"fanindraindr�na ny teny malagasy\" :) ). Dia mba lazao aho raha sanatria tsy mandaitra ireo :).
hoy i mamanay zay hoe rehefa manao entretien dia eritrerto hoe olona mi-caca toa anao io en face io...alaina sary an-tsaina dia tonga dia tsy menatra ntsony...ny mety ho tapa-tsinay ndray aza no atahorako. :-D (l)
DAIN! BEURKKKK!!!!izaho tsy saro-kenatra! Fandanian'andro ireny fa ny olona akory tsy handany andro hijery izay hataonao eo @ fiainanao! Ny azy aza mahasomokotra azy!!!!
Aza mandany andro @ izany :-D :-D :-D