HUMMMM HIVADIKA ITY TANTARA ITY ZANY KOU

1. ainaheri ( 10/03/2009 12:42)
L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités;.................Very elà ry le8 raha tsy mahita vahaolana alohan'zany,d ho kakerin'ilay amboa kely tiana ve?? Izay anie no nolazaiko ee,tsy tomponteny eo @ fitondrana intsony ra8,ny miaramila aza tsy voafehiny,antenda ity ny ranom-bary fa tsy eny andohalika intsony
novalian'i andrywui ny 10/03/2009 16:53
2. xxx ( 10/03/2009 12:47)
Ntsssss , io nefa no tena mety hahavoazany fa diso ny analyse -nao ary mety ho izy no nanome hevitra ny miaramila .

Tonga ny miaramila, averina ny fifidianana dia ho hita eo fa izy ihany no tian'ny olona .

Iza no hifidy an'i Monja Roindefo hoy ianao ? Sa iza no ho eo , i Rolland Ratsiraka ? Tsy izaho aloha e

Aza hadino fa mbola afaka milatsaka tsara Ra8 fa tsy navenalareo hanapitra ny mandat-ny fotsiny an !
3. peta83 ( 10/03/2009 12:55)
^^ ^^ ^^ SAUVE QUI PEUT :* :* :* :*
4. AnA ( 10/03/2009 13:00)
tsaho
tsaho
tsaho
tsaho
tsaho
omeo eto we taiza no nalaina io?
5. mmmhh ( 10/03/2009 13:07)
marina io ry Ana a,
13H50 : L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités"

fa ny tsy fantatra zany hoe inona ilay RESPONSABILITE ho raisiny?? vague be mantsy io.
6. vahiny2004 ( 10/03/2009 13:14)
mmmhh:

marina io ry Ana a,
13H50 : L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités"

fa ny tsy fantatra zany hoe inona ilay RESPONSABILITE ho raisiny?? vague be mantsy io.


Lasa fitondrana miaramila ny dikan'izany
7. kasimodo ( 10/03/2009 13:24)
Misy d misy tokoa ry zalah ny Erreur an-+dra8 ah!! Voalohany indrindra dia tsy mba mahay mihaino ny hafa mihitsy izy; Conseil sns;... tsy solution mihintsy ny fampiasana hery be farany teo. Ankoatr'izay tsy najainy mihitsy ny ambaratongam-pahefana teo @ miaramila: Colonel mibaiko Géneral???? ny ankoatr'izany moa tsy hita intsony...... Fa na izany aza ny angatahinay dia ny hoe ovay fotsiny ny lalam-pifidianana sy ny lalampanorenana mba ho tena lalàna democratique fa tsy hoe decret ministérielle akory no mamoaka lalàna fa aza mbola esorina eo amin'ny toerany ra8.... aleo @ 2012 d OK eh :-D :-D
8. andrywui ( 10/03/2009 13:59)
Ary tena akama milay mihitsy kay ty ainahery keliko ty léé !!! tohizo lets a !!


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
9. Mirananirina ( 10/03/2009 14:13)
Alao raisiny miaramila rehefa izay e.Dia ho hitatsika eo hoe :ahoana ny tohiny.
Fa tsy tvg mihitsy aloha e
10. zandikely ( 10/03/2009 14:24)
Avelao ny miaramila andray andraikitra e.
CE SERA LE DÉBUT DE LA FIN DES POLITICIENS.
11. ainaheri ( 10/03/2009 14:47)
AnA:

tsaho
tsaho
tsaho
tsaho
tsaho
omeo eto we taiza no nalaina io?

Vao maika nihitatra ohatran'ny Sima nisioka aza izy ty kou;
17H16 : Le ministère de la défense est entre les mains du Capsat depuis ce matin


12. yuka ( 10/03/2009 15:24)
Aleo marina raisin'ny miaramila toy zay TGV :°)
nefa sao dia hiady ho loany ao daholonjay ry zalah,d hifapitifitra ao :^) :-P
13. Rafahafahana ( 10/03/2009 15:59)
Mirananirina:

Alao raisiny miaramila rehefa izay e.Dia ho hitatsika eo hoe :ahoana ny tohiny.
Fa tsy tvg mihitsy aloha e

Merci akia, tena tiako be mihitsy zany fa tsisy TGV zany eo é


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
14. xxx ( 10/03/2009 16:40)
Mirananirina:

Alao raisiny miaramila rehefa izay e.Dia ho hitatsika eo hoe :ahoana ny tohiny.
Fa tsy tvg mihitsy aloha e


aleo miaramila d samy miala izy roa lahy sady mahay mitondra ny miaramila nahitana ny fokotany ratsimandrava e
:oops:
15. niny ( 10/03/2009 16:47)
Ny capste= Barage brikaville 2002 ireo tena nampikatso ny raharaha 2002 nandray anjara ny fanaovana fairano ny antananarivo t@ izany fotoana izany
mbola io izy hitantsika io,tsy gaga aho ,fa d miantso ny vahoaka tsy manaiky lembenana stsy hanaiky izaofitondran'ny tonta kely izao e
16. andrywui ( 10/03/2009 16:53)
ha ha ha ha ha !!! hafa ny any fa hafa ny atsika eto ry Mirana sy ry Niny a!! za aloh no eto de za atrehina !!! ha ha tsy misy anzany fa tsy maintsy ny TGV no mitondra ny tanana de ravalo miala ilany ary anann ary !!! zay aloh no atao izao fa hita eo ndray apres ze ho atao !!! ha aha aha de fafao io ranomaso io fa aza mitomany eo reto a !!!! ha ha 8-) 8-) 8-) 8-) :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: ha ha ha aha a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.091