13ans lery d'efa rainjaza

1. ainaheri ( 16/02/2009 15:31)
Hita mitsy lery fa mbola ao anatin'ny fahazazana fa de oé natao d vita d tezaina zany ee http://www.koreus.com/modules/news/article7282.html
novalian'i Lejoba ny 25/02/2009 12:41
2. milaibe ( 16/02/2009 16:03)
précose le boaikely zany,saingy le argent d paosy klou tsy aharaka, :-D :-D :-D
3. vale ( 16/02/2009 16:35)
:-D :-D :-D :-D tsy ho hampitomboin'i dada ve le 10euros?!! :-D
4. Lejoba ( 25/02/2009 12:41)
gravy koa ireto zana-bazaha ireto le. Izahay t@ 13 ans izany tena mbola menatra be manadala sipa, adalain'ny sipa mantsy eh. Ileiry efa tena nihinana.

Tezao tsara ihany ny ankizy rey olona fa tena simba ny ho avy raha izao, na ny an'ireo niteraka na ilay zazakely. Ireo ve tsy hiara-hilalao izao? Hi-assume tsara kosa angamba ny RAR n'izy 2 ireo fa mampalahelo na ireto mijery azy aza. :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6025