Liste des messages
Liste des messages, inserés par Lejoba, par ordre de date
Lejoba
(
22/02/2011 13:51)
Vehivavy manao kajy
Vehivavy =
- manala fahasahiranana antsika
/ mizara izay manavesatra antsika
* mampitombo ny fahasambarantsika
+ manampy ny vola lanintsika :-(...
suite
répondu par jesuisla le 19/01/2012 17:20
Lejoba
(
24/01/2011 14:35)
mandefa fiara any Canada
Tratry ny taona daholo ny namana
Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada?
Ahoana ilay fepetra momba ny fiara miditra any? Ohatrinona ny sarany alain'ny transitaire raha voi...
suite
répondu par Herimiafina le 24/04/2011 11:27
Lejoba
(
24/01/2011 14:34)
transitaire France-Canada
Tratry ny taona daholo ny namana
Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada?
Ohatrinona ny sarany raha voiture break (7 places), raha miampy zavatra hafa?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par Lejoba le 14/02/2011 11:25
Lejoba
(
03/11/2010 16:40)
Vadin'olona
Iza ialahy isany no efa tara t@-na sipa efa manambady? Tena vady fa tsy vady be?
Dia ahoana ny tohiny?...
suite
répondu par pizza le 04/10/2012 10:53
Lejoba
(
14/10/2010 11:28)
volana
ry zareo mpahay siansa : inona tokoa moa no mahatonga hoe hita boribory be ny volana, ilay silany kely mitodika ankavia na ankavanana ets.
Inona marina ny manakona azy @ masontsika? Sa ny aloky ny tan...
suite
répondu par RAR.DAGO le 29/10/2010 08:05
Lejoba
(
07/10/2010 12:09)
vehivavy misetrasetra
sanatria ve tantara sisa ny vhv malefaka, mandefitra ets.
mijery ny fiaraha-monina ankehitriny, indrindra aty @ firenena tandrefana, misetrasetra ny vehivavy.
Lasa be dia be ny lesbiennes, tsy miafina...
suite
répondu par sylvaine le 26/10/2010 07:00
Lejoba
(
01/10/2010 12:22)
samy ho faty ihany
Saika hosoratako tatsy @ vavolombelona ity fa toa eto no be mpitsidika kokoa.
Maro lahy ny anadahin-dreniko, be revy, ny vola misy ny aina matanjaka.
Hita indray andro fa misy diabeta ny zokiny. Norar...
suite
répondu par diamondra27 le 11/11/2010 16:38
Lejoba
(
24/09/2010 11:23)
razana tsy mahalala fomba
maty ny bandy club tavoahangy iray (mpisotro taoka). Nifanaraka ny mpiara-misotro fa hampanarahina champagne ao anaty vata, nasitrika an-tsokosoko mialohan'ny nialana tao an-trano ho any am-piangonana...
suite
répondu par andrywui le 14/10/2010 20:13
Lejoba
(
07/09/2010 11:34)
manala volo @ akanjo
tena sao mba misy mahita fika @ ity fa tsy lasa mihitsy: nanapa-bolo dia hadinon'ilay ramatoa mpanety ilay lamba firakotra. Vokany: feno volo ny akanjo avy eo. Mba nakipaka sns fa misy tavela foana, n...
suite
répondu par cyril le 05/10/2010 21:16
Lejoba
(
30/08/2010 14:53)
taloha sy ankehitriny
Taloha : fitiavana natoraly : lavitry ny maso, lavitry ny fo
Ankehitriny : fitiavana virtoaly : izay lavitry ny maso no akaikin'ny fo...
suite
répondu par foudre le 02/09/2010 11:18
Lejoba
(
15/07/2010 13:54)
namana ve?
namana serasera moa no anaran'ity sehatra misy antsika ity ry zareo. Betsaka ny mila torohevitra eto. Eo @ ilay valiny no tiako asiana resaka. Misy tena miezaka manoro hevitra, hita ho nanao fikarohan...
suite
répondu par Dan23 le 25/10/2010 07:41
Lejoba
(
11/06/2010 15:50)
sipa mijajika be
tena mba hazavao ahy ry zalahy ny dikan'ilay mijajika fa ohatry ny fampiasanareo any Madagasikara any ilay izy fa tsy arako hoe ohatry ny ahoana marina ilay sipa mijajika a!
Ohatry ny zavatra tsara al...
suite
répondu par raherigna le 14/02/2011 05:42
Lejoba
(
11/06/2010 15:48)
WC ny aza voany ihany
Tena resaka matotra ity an! Torohevitra mahasoa ny tena marina fa aza mba tratra ohatry ny nahazo ahy aloha e!
Tsentsina ilay lavapiringa indray andro. Tsy mahay dia niantso olona. Tonga izy sy ny fit...
suite
répondu par fijo le 17/07/2010 19:06
Lejoba
(
24/02/2010 12:17)
hihira aho
tsy haiko ity raha efa nisy nampiditra teto fa izaho aloha izao vao mahita, tena latsaka tanteraka mihitsy (tandremo fa maneno ilay izy ho an'izay mijery any am-piasàna)
http://www.dailymotion.com/v...
suite
répondu par Belle le 25/02/2010 00:41
Lejoba
(
16/12/2009 16:23)
Bodo VHF hira gasigasy
http://www.dailymotion.com/video/xb8b7e_fpma-ivry-famonjena-vokadehibe-2009_music indray ary izay tia hira sy dihy gasigasy, na koa mpankafy Bodo sy VHF e...
suite
répondu par diamondra27 le 09/01/2010 10:41
Lejoba
(
27/11/2009 06:34)
fahazaran-dratsy
nanambady vao tsy ela ity ranamana iray miresaka @ namany
- loza letsy ity fahazarana ity, taorian'ilay nuit de noces leity, entim-pahazarana, dia nasiako vola teo @ table de nuit!
- oay leity e! Te...
suite
répondu par Mirananirina le 27/11/2009 14:13
Lejoba
(
16/11/2009 13:44)
endrika01, mitsuki, nikah, fitah sns.
Miarahaba anareo namana indray ô
Mety hahafinaritra anareo ny hijery ity. Raha mahazo fitaovana tsara dia tena lafatra ny fivoakan'ilay sangan'asa.
http://www.dailymotion.com/video/xa1ni8_barrys-ts...
suite
répondu par endrika01 le 22/12/2009 10:16
Lejoba
(
11/11/2009 11:55)
aleoko ihany Les Adeline
ho an'ny mpankafy les adeline hatr@ vol. 9
http://www.dailymotion.com/video/xa1o79_barrys-mba-miverena_music
barry's, Mamy Andria, Rina ary Tojo miara-mihira
"Mba miverena"
...
suite
répondu par hana le 13/11/2009 07:58
Lejoba
(
01/10/2009 21:55)
vary @ anana
mba tena tsy milay ilay teny vary @ anana ka. Raha fiteny an-davan'andro any Madagasikara moa maninona, ohatra hoe mandraisa cahier sy stylo; mandeha bus na taxi ets.
Fa ny an'ny sasany, sady lava b...
suite
répondu par LibrePenseur le 14/10/2009 12:19
Lejoba
(
16/08/2009 22:56)
namana
manaja anao Sefo,
rehefa misy dinika dia misy PS mahaliana indraindray ny hahafantatra bebe kokoa ny momba azy : lahy sa vavy, aiza no mipetraka, zavatra tiany ets. Taloha, klikena fotsiny ilay PS di...
suite
répondu par rhina le 21/09/2009 05:16
