manala volo @ akanjo

1. Lejoba ( 07/09/2010 11:34)
tena sao mba misy mahita fika @ ity fa tsy lasa mihitsy: nanapa-bolo dia hadinon'ilay ramatoa mpanety ilay lamba firakotra. Vokany: feno volo ny akanjo avy eo. Mba nakipaka sns fa misy tavela foana, natao aspirateur fa io ihany, lave linge, mbola misy tavela, rouleau adhésif.... lany aiky e
novalian'i cyril ny 05/10/2010 21:16
2. sipagasy ( 12/09/2010 17:31)
fa karazan-damba inona reh izany e!!!!
3. Lejoba ( 12/09/2010 19:26)

sipagasy:

fa karazan-damba inona reh izany e!!!!

T-shirt sy pataloha fa izany hoe maromaro no niara-nanapa-bolo dia izay no maha-tantara be ilay izy satria raisina tsirairay dia ezaka beeeeeeeeeeeeeee
4. ngaila ( 22/09/2010 14:06)
ary sady tena manirikiry mihitsy izy io,manaraka eny foana
5. cyril ( 28/09/2010 12:01)
ngaila !... maninona raha atsy am resa-behivavinareo atsy ndry ry madame fa innn no atao ato a!?.. resa-dahy be no ato hin hin hin
6. collocataire ( 04/10/2010 14:52)
hihihihihihi misy be taraina be ry cyril hihihihihihi , minanan'ny fatiny hihihihihihi , fianakams ooooooo
7. cyril ( 05/10/2010 21:16)
Disofaly loatra ialahy racololc a, bandy fianakams ve tsy fantar'ialahy fa bandy mpiscène e, hon hon hon , lalao efa teto foana anie zany racoloc e her her her
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2245