endrika01, mitsuki, nikah, fitah sns.

1. Lejoba ( 16/11/2009 13:44)
Miarahaba anareo namana indray ô
Mety hahafinaritra anareo ny hijery ity. Raha mahazo fitaovana tsara dia tena lafatra ny fivoakan'ilay sangan'asa.
http://www.dailymotion.com/video/xa1ni8_barrys-tsy-misy-ny-toa-anao_music
Barry's - Tsy misy ny toa Anao (A/C Mamy Andria)
novalian'i endrika01 ny 22/12/2009 10:16
2. dadabe ( 25/11/2009 02:39)
:roll: tsy misokatra kleuleu
3. hana ( 26/11/2009 08:12)
dadabe: dailymotion ilay izy ka sao censuré ny any Chine fa izaho eto France nahasokatra tsara. Sady tsara ilay izy, misaotra an'ilay nizara.
4. nikah ( 16/12/2009 19:11)
Slt Lejoba ! Tena elabe za tsy nijery serasera,zao vao hitako ty fa dia misaotra BDB ny nizara eee!Misaotra ny tsy manadino :* :*
5. nikah ( 16/12/2009 19:11)
Slt Lejoba ! Tena elabe za tsy nijery serasera,zao vao hitako ty fa dia misaotra BDB ny nizara eee!Misaotra ny tsy manadino :* :*
6. endrika01 ( 22/12/2009 10:16)
Mitovy amin'i nikah,zay kou zah vao niditra dinika fa tato iany nefa,misaotra nizara ô!tiko be le clip ,mmhhhhh!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6611