sipa mijajika be

1. Lejoba ( 11/06/2010 15:50)
tena mba hazavao ahy ry zalahy ny dikan'ilay mijajika fa ohatry ny fampiasanareo any Madagasikara any ilay izy fa tsy arako hoe ohatry ny ahoana marina ilay sipa mijajika a!
Ohatry ny zavatra tsara aloha ilay izy raha ny fahazoako azy e
Fa ohatry ny ahoana marina ny sipa no lazaina hoe : mijajika.
Sao miteniteny foana ka manahirana
Misaotra letsy e
novalian'i raherigna ny 14/02/2011 05:42
2. maryline ( 11/06/2010 15:54)
tsy haiko aloha miala tsiny nefa namaly ihany fa mba te halala koa ny dikany
3. 3188 ( 11/06/2010 16:24)
mijajika ve? @ alou de hoe milay e!tsara bika tsar forme sns ... e!
4. terrywui ( 11/06/2010 17:27)
tsy voatery ho sipa ihany no ampiasina ny mijajika fa na vam io na vovo mipass daholo le mijajika e !...ohatra oe tena mbola mijajika tsar zany vam n'i papa zany a!!!
5. McFy ( 11/06/2010 22:58)
Dia raha sipa izany dia mety hoe sexy?
6. Djhamhal ( 14/06/2010 09:23)
raha ny fahafantarako an'ilay sipa mijajika aloha dia oe resaka kata sy constitution é! zany oe sady milay ny katany no tsara bika na bebe entana é! raha vam ndray na zavatra hafa dia oe mbola en état tsara !!
7. Mirananirina ( 14/06/2010 11:44)
zay vao henoko izany.
8. rtcflora ( 19/06/2010 14:35)
sipa mijajika= mbola ao tsara ou mbola tsy maty lako , mbola norme tsara , bonne etat ,
tsy le valaka be reny e. tsy misy manque .ok fa fomba fiteny azy doly reo
9. RAJOTIANA ( 24/06/2010 05:10)
Tsy voatery ho sipa ihany alou!Ny zavatra mijajika zany tena mbola mlay tsara,norme, tsy dia misy hokianina!raha efa naheno an'le jôjôpil lisany dia izay no mtovy dika aminy!mifanohitra @dakôta,rega2! MDR......
10. sitlo ( 02/07/2010 14:45)
Izaho ohatra
11. vale ( 12/07/2010 23:40)
mdrrrrrrr!
12. fijo ( 22/09/2010 19:22)
le mijajika ve tsy avy aminn'y hoe mitsatsika e,izany hoe azo atao masikita tsara,le manao masikita nefa mila tsindromina le hena,ka alaivo arakeviny amin'izay le izy e.hihihi
13. raherigna ( 14/02/2011 05:42)
mba asio sary sipa mijajika moa de eo manao ny aingam-po rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1731