Vehivavy manao kajy
1. Lejoba
(
22/02/2011 13:51)
Vehivavy =
- manala fahasahiranana antsika
/ mizara izay manavesatra antsika
* mampitombo ny fahasambarantsika
+ manampy ny vola lanintsika :-(
- manala fahasahiranana antsika
/ mizara izay manavesatra antsika
* mampitombo ny fahasambarantsika
+ manampy ny vola lanintsika :-(
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 17:20
2. raherigna
(
23/02/2011 04:51)
fa aôna ndray zany kajy nôfa be zany? manampy ny fahasahiranana rangah io a!
4. AndriambyII
(
03/03/2011 22:50)
Mlay ka !! mahery hono ny vehivavy raha kajy !!! looooooooooolllll
5. mirananirina
(
23/03/2011 13:27)
mbola tsy ampy le kajy mdr aleo asiana
lehilahy =
- manala ny vola eo ampelatanatsika
/ mizara ny fahotany amitsika
x mampitombo ny loha betsika
+ manampy ny sorisory azotsika
LOL
lehilahy =
- manala ny vola eo ampelatanatsika
/ mizara ny fahotany amitsika
x mampitombo ny loha betsika
+ manampy ny sorisory azotsika
LOL
6. Peti
(
07/04/2011 21:12)
Fa nareo ngah tsy mahay lay hiran'ilay mpihira malagasy malaza eto amintsika e ! Jereo kely anie lay tononkira e. " fa ianareo lehilahy koa mazana, dia mora diso fanantenana; raha ilaozan'ireo vehivavy, mandroretra mandraiky manavy". Ary tena marina lay hery fa vao ilaozana fotsiny aza ny lehilahy dia efa malemy koa maika raha tsy misy an-dravevavy zany tsy angamba dia miranoka avokoa...
8. AndriambyII
(
18/06/2011 22:22)
Brillante namana fahazaza ! Tsara ka ! Bref vehivavy +lehilahy = Vaihavilahy !Toute forme d' exclusion est à bannir de nos jours ,je croix que c' est valable partout à travers le monde .
9. AndriambyII
(
18/06/2011 22:23)
Brillante namana fahazaza ! Tsara ka ! Bref vehivavy +lehilahy = Vaihavilahy !Toute forme d' exclusion est à bannir de nos jours ,je crois que c' est valable partout à travers le monde .
10. AndriambyII
(
18/06/2011 22:24)
Brillante namana fahazaza ! Tsara ka ! Bref vehivavy +lehilahy = Vaihavilahy !Toute forme d' exclusion est à bannir de nos jours ,je crois que c' est valable partout à travers le monde .
11. jesuisla
(
19/01/2012 17:20)
Amiko aloha d samy @ fomba fijeriny io. Tsy mitovy ny rehetra, fa samy manana ny toetrany. Hendry andriamanitra matoa nanao ny vehivavy. Saing atao inona? anjaran' tsirairay no mamaritra azy. F RAHA MAHATSAPA NY LESOKA EO AMIN' LAHY NY VAVY, ARY TOY ZANY KOA NY LAHY D HO FOANA NY FAMPIRAFESANA SY NY FISARAHANA