Vadin'olona

1. Lejoba ( 03/11/2010 16:40)
Iza ialahy isany no efa tara t@-na sipa efa manambady? Tena vady fa tsy vady be?
Dia ahoana ny tohiny?
novalian'i pizza ny 04/10/2012 10:53
2. bonne ( 03/11/2010 21:02)
Tena marna io lazain'lah io fa nisy olona efa hitako hoatr'zany oa fa lery lasa saropiaro be @ lay sipa na de efa manambady aza, fa vao hitany hafa2 hono ny ataon'lay sipa de tena tsy tian'lery mitsy, namako be lery de any amiko izy no mila havitra hoe inn no ataoko fa zao ny zavamisy fa gaga aho naheno an'lay tantaran'lery, fa possible ny zavatra ohatr'zany surtout refa tafaraka ela2 iny a, afo ny fitiavana ry zalahy a, fa mbola miaraka ryzareo h@zao
3. mepaka ( 04/11/2010 20:04)
zah efa nahita mpiakama niara-nipetraka rzalah taloha .dia avy eo samy nanambady ,samy niteraka iray avy.taty aorina anefa tsatra niara-natory t@ vadin'ilay iray ny iray.fa ny mahalasa ny saiko dia mbola mifampiresaka tsara izy mtsam zao.de manontany tena aho indray2 hoe ''sao mda nifanaran'izy mtsam ihany aza ilay action taloha''
4. RAR.DAGO ( 06/11/2010 04:37)
feno izany fa iza koa no andeha hamalan-kira andeha amboraka fianana @ sasany eo!
Izay manao an'izany tsy te ho tratra ary izay efa niala tsy te halaza ratsy.
Izay be resaka maivan-doha
5. Bandygass ( 08/11/2010 05:02)

Lejoba:

Iza ialahy isany no efa tara t@-na sipa efa manambady? Tena vady fa tsy vady be?
Dia ahoana ny tohiny?

le oe tara v mo ts o tara!!!n niaraka koa ef!! fa n olana B @zao d le LALANA! ra vô kobon n tompobady d minana total ra mis preuv iz!!O K oe mitor io!!
6. kamory ( 09/11/2010 22:40)
Rehefa tsy tianao ataon'ny olona aminao dia aza atao aman'olona
7. Bandygass ( 10/11/2010 09:01)
Mis ko ne ndrai2 le madama mits no manadal boay kely e!d roboka n mbad fa mb t...@ ol XperimenT!!!!sad matetik ra vô mnkandra B le rangah d las miodona le madam fa mis mank ao.Ny az mba tratran 'ny tompo bady fotsin fa d m...
8. sylvaine ( 10/11/2010 13:14)
ary Lejoba aloha ve efa niaraka sa tsia de mba tantarao hoe
9. bonne ( 14/11/2010 08:56)
Ssh, aza ny Mme no omena tsiny eo ndray fa 30% eo angamba zany fa isika lelahy mitsy no alika ry zalahy a, fa ny vevavy malemy mora manaiky ndray2 refa zohina lava eny fona, fa ny sasany kosa alou tena tsy ahodina zany a, amiko manokana letsy mila mahonontena isika refa vadin'ol de tsy misy zany a, sady tsy mahita maminy akory elah fa mataotra fona sao tratra lava, fa aza tratra alou fa de tsy haiko intsony ny tohiny eee, ny kanosa koa lety no maka ny efa an'ol a
10. cyril ( 15/11/2010 09:50)
he he he ory pikatti bonne aa ka manino ary elà maka ny vadin'oul eo à bagnolet sabine zany nefa eto elà be fananarana be eto elà ory pikatti efa hainay elà aa
11. sylvaine ( 26/11/2010 10:49)

Bandygass:

Mis ko ne ndrai2 le madama mits no manadal boay kely e!d roboka n mbad fa mb t...@ ol XperimenT!!!!sad matetik ra vô mnkandra B le rangah d las miodona le madam fa mis mank ao.Ny az mba tratran 'ny tompo bady fotsin fa d m...
Misy koa le boay kely ra vo miresaka le madama de lazainy fa tara,nefa ry zalà mitsy no mitady madama,zay anefa lé tsy mety
12. radila ( 29/12/2010 14:26)

bonne:

Ssh, aza ny Mme no omena tsiny eo ndray fa 30% eo angamba zany fa isika lelahy mitsy no alika ry zalahy a, fa ny vevavy malemy mora manaiky ndray2 refa zohina lava eny fona, fa ny sasany kosa alou tena tsy ahodina zany a, amiko manokana letsy mila mahonontena isika refa vadin'ol de tsy misy zany a, sady tsy mahita maminy akory elah fa mataotra fona sao tratra lava, fa aza tratra alou fa de tsy haiko intsony ny tohiny eee, ny kanosa koa lety no maka ny efa an'ol a

fa ny lelahy koa anie efa tenenina we manambady de mbola sahy foana ko aiza ni madama no tsy ho sahy koa fa efa reraka ny fianana
13. Lejoba ( 02/02/2011 15:14)
ka ilay efa manambady anie manala azy fotsiny fa tsy misy mifamatopatotra e! Tsy mizaka ny blem-ny ialahy fa mihinana fotsn
Fa dia may koa aloha ny sôsy e! raha tsy hoe izy angaha no sponsor dia coup double be mihitsy ny an'la @ izay. sady efa misy traik'efa no misôma be matetika satria mitady zava-baovao vonona hanome fahafaham-po hatrany ....
Fa aza mbô ny ahy no kitihina a.........grrrrrrrrrrrrr
14. bunny ( 03/02/2011 14:51)
tsy hitako izay blem satria samy olon dehibe aby ireo. Ny hifamatopatotra indray, inona no antony hifamatotra? Fa kosa raha nandainga iny iray d tsy rariny fa raha niteny mazava izy fa manambady na lahy io na vavy donc 'bonne chance' hoe. Fiainana efa sarotra ity koa mbola hasina lagy fa nareo koa ten atsssss. Samy manalazy tsy mandrava ny tokatrano ny iray fa mifanaja d DISCRET fa tsy hande hitantara etsy sy eroa..... sa ahona ry zalahy?
15. hanjaris ( 04/02/2011 15:22)
Amiko maivan doha sy sari tahotra daolo matoa efa manambady mbola mitady any an kafa na ilay mbola tsy manambady misarizoro am vadin olona.
Na maivan doha tsy mi assume ny fanambadiana nidirana na mataotra ny ho very d manao double jeu any ambadika.
16. bunny ( 04/02/2011 20:24)
hanjaris:

Amiko maivan doha sy sari tahotra daolo matoa efa manambady mbola mitady any an kafa na ilay mbola tsy manambady misarizoro am vadin olona.
Na maivan doha tsy mi assume ny fanambadiana nidirana na mataotra ny ho very d manao double jeu any ambadika.

izany no fiainana fa tsy hoe maivandoha....bdb ny mihatsaravelatsihy hoe tsy manao antsisiny izany e fa ny tsy ahatratrarana azy fotsiny d hainy ny mitondra ny fiainany (discret izany e).
17. danbal ( 14/01/2012 18:17)
la vie est courte ry zareo a, il faut en profiter, sa aona, fa zany ko ve raha atao de maninona e, mba manala azy , parfois il faut pimenter la vie an, sa le monotone reny no tinareo. Boulot, dodo, metro, ka ny ahy ko aloha tsy de asiko blem mihintsy na mba manao sipa any aza ny vadiko, zay no mba reviny ka atao akory,fiainana efa manome krizy lava ty fa rehefa ao antrano de mitohy ndray ny fiainana, mba ataovy par silence any fa nareo ko ange, hotran'ny hoe tsy mety raha tsy atao hirahira, inona ar'ty! Fa za ko aloha tena tsy tiko ny ahy reny lehilahy collant- super glu reny e, vo mba mihetsika kely enao de taiza, nde ho aiza, fa ty tokatrano ty nge raha atao an'izany lasa mivadika prison e, aoka mihintsy!aleo mba samy tena miaina a l'aise tsara. miditra tsara ny vola @zay, sa karakory? Bye e
18. jesuisla ( 20/01/2012 01:18)
zany hoe, raha mahantra d mahazo mangalatra raha ny fahazoako ny resakareo. Az tratrako,sy hananako porofo, fa honerana eo anatrehan' tribunal ny mariazinay lany 450millions, ny droits ny zanako 3, ka hakako 1millions par enfant par mois sy ny foanako lany, ary ny fanosihosena ahy tsy latsaky ny 100millions. D maherez e. Az tratra f aoka ho loha daolo é
19. Bandygass ( 20/01/2012 14:20)

ka n band key nge mtad experience e!tsis kotina ar mtad ka vo maika mis manantona!!FA MATOA ZAKAN N BANDY KELY N MADANA D MIS TS AMPY AZY AO

Bandygass:

Mis ko ne ndrai2 le madama mits no manadal boay kely e!d roboka n mbad fa mb t...@ ol XperimenT!!!!sad matetik ra vô mnkandra B le rangah d las miodona le madam fa mis mank ao.Ny az mba tratran 'ny tompo bady fotsin fa d m...
Misy koa le boay kely ra vo miresaka le madama de lazainy fa tara,nefa ry zalà mitsy no mitady madama,zay anefa lé tsy mety
[/quote]
20. jesuisla ( 22/01/2012 05:33)
resaka sy fomba filaza v ny misy tsy ampy s tena izy.

manaiky aloha aho fa misy tranga sy antony marobe, mety ho lay vehivavy no olana, mety tia andrakandrana, mety mba te hiaraka @ tovolahy izy noho ny antony maro. Nefa mitandrema ihany, sao miala ny 1 milliard d dollar.

raha fatoran' lay vehivavy 34 taona @ tetika ny tovolahy 1 mpianatra terminal. D lasa mpivady izy roa satria niaraka sy niteraka. Gaga ny fianakaviana. Talanjona lay tovolahy f vehivavy 34ans zany no ho vadiny noho ny tsapatsapa

aleo mijery sy mitsapa @ mazava fa tsy @ maizina

raha ny zavatra tiana manko no angalarina; d tsy manenina aho raha azoko, lay izy. F raha sangisangy no lasa ady, mitandrema f sao vaky loha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7076