WC ny aza voany ihany

1. Lejoba ( 11/06/2010 15:48)
Tena resaka matotra ity an! Torohevitra mahasoa ny tena marina fa aza mba tratra ohatry ny nahazo ahy aloha e!
Tsentsina ilay lavapiringa indray andro. Tsy mahay dia niantso olona. Tonga izy sy ny fitaovana keliny (ventouse spécial WC), 5 segondra dia afaka ilay tsentsina. Sarany : 320€ HT. Tena very aho volako marina mafy. Tsy averiko eto daholo izay nandalo ny saiko t@ io ;-)
Tratra indray taty aoriana. Tsisy handany vola @ io intsony aloha e! Aiza no misy an'iny fitaovana iny fa na 50€ aza vidiako. Nijery tao anaty internet dia nahita zavatra hafa :
balai espagnol.
Izay tsy mahafantatra dia serpillère miraikitra @ tahomborosy izy io. Fonosina harona sachet tsara ilay lohany volomboloina iny, hidiana scotch mihitsy. Dia io no atao fitaovana pômpina ao anaty WC. 5 segondra koa dia afaka fa tsy nandany vola. Ny harona sachet sy ny scotch ihany no ariana.
Ka mba andramo ihany
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:06
2. menalamba ( 11/06/2010 21:36)
Fa de inona loatra re ny sakafonareo no dia manentsina lava ny gaboné tahak'izany é ?
3. AndriambyII ( 11/06/2010 23:13)
Tena tratra ianao t@ iny izany ! Misy ventouse plastika amidy miaraka @ tahony eny @ grande surface eny !! Tokony hipetraka ao angaboné izy io !! lol !!
4. sakaizakely ( 14/06/2010 08:43)


Fa de inona loatra re ny sakafonareo no dia manentsina lava ny gaboné tahak'izany é ?



5. Djhamhal ( 14/06/2010 09:39)
torohevitra kely koa : rehefa avy tsentsina iny izy ! dia aza tonga dia ampiasaina fa andefaso rano foana aloha hanala tsara ilay zavatra nanentsina azy tao mba hisorohana ny tsentsina lava !
6. Mirananirina ( 14/06/2010 11:03)
inona moa no manetsina raha tsy bloc cuvette(zavatra manadio sy manome fofona manitra ny wc.Ka ny ahy tsetsina lava fa alatsak'ilay zanakjo any foana io.grrrrrrrr..Fa efa manana ilay fanosehana(pompe be )io aho,ka izay ihany dia vitako.fa misaotra @ilay hevitra arosinao,mahafinaritra,mankasitraka.Na ny lavabo sns...
7. 3188 ( 19/06/2010 22:23)


inona moa no manetsina raha tsy bloc cuvette(zavatra manadio sy manome fofona manitra ny wc.Ka ny ahy tsetsina lava fa alatsak'ilay zanakjo any foana io.grrrrrrrr..Fa efa manana ilay fanosehana(pompe be )io aho,ka izay ihany dia vitako.fa misaotra @ilay hevitra arosinao,mahafinaritra,mankasitraka.Na ny lavabo sns...
sao dia mba nisy namoaka vato kosa tao.hihihihi
8. bichette ( 09/07/2010 11:50)
mddrrrrrr !!!! lolllllllllllllllllllllllll tapatapaka mihitsy ny tsinaiko ato marina mafy lolllllll

misaotra aloha am lé torimarika e fa dia inona marina ny sakafo ? teneno eto ihany am zay rehefa mihinana ilay sakefo manetsika kaboné iny dia mody mamangy olona dia any no mikapa lolllllllllllllllllll dia avy eo mody hoe maika be fa mila mandeha fa misy fotoana maika
mdrrrrrrrrrrrrrrr
9. sipagasy ( 17/07/2010 13:24)
ah! ela aho tsy nahita andriko ry bichette fa dia faly mahita anjiko eto indray e!!

oouupss zah koa mba tapaka beh nahita ity loha hevitra ity!!
10. fijo ( 17/07/2010 19:06)
efa nahazo anay koa io,fa ny anay mba 74€ no nalainy.izao aho nividy ilay fisikirana ireny ,dia hafaka ny olana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.248