F'AONA NO TSY NISY NIARO RA8??????

1. ainaheri ( 18/03/2009 04:44)
° Les Etats Unis disent ne pas héberger Marc Ravalomanana à leur ambassade

Aiza ireo britisndra8 ee,nodakany enao refa lany ny maminy .....Miandry ny sitra-pon'i Andry sisa no ivoahan-dra8 velona ao dago!!!!
novalian'i moi ny 20/03/2009 07:01
2. xxx ( 18/03/2009 04:52)
democratie barbare
3. bozyboleta ( 18/03/2009 05:02)
Efa hay ihany ny lohan-jiolahim-boto asehon'ireto mpandrombaka fahefana ka iza no hiteny inona eo!
Efa fanjakan'ny jiolahim-boto izao, hatrany amin'ny miaramila ka hatrany @ mpanandran-tena ho filoha sy mpitondra. Na ny miaramila vatatay kely ery aza sahy manambana sy mamaly manamboninahitra.
Tsy nampianarina hanaja rafitra no sady tsy ampy fahalalana koa ka na dia ambasadaoro manana zo manokana aza sahy ambanana sy rahonana.

Tsy vita akory ny tantara. Vao manomboka aza ny gidragidra satria basy izany izao no miresaka eto.

4. ainaheri ( 18/03/2009 05:31)
Tsy te hiditra ry zareo ny tena marina satria,raha ny fitaovam-piadiana gasy tsy misy dikany raha ampitahana @dry zareo...........Indrisy fa ny firenena lehibe ohatr'itony koa mivadi-dela sy miteniteny sy mampanantena ny tsy misy koa indra11;
15H45 : l'ambassade des Etats-Unis va assurer la sécurité et le confort de Marc Ravalomanana à partir de maintenant selon Radio Antsiva
5. kasimodo ( 18/03/2009 05:47)
Pffff!!! Aza matahotra fa efa ho voaporofo tsikelikely am'zay zao hoe iza no tena jiolahim-boto eh!! fa fety aloha zao :roll:
6. antefisaka ( 18/03/2009 06:22)
hamaly ny teninao aho ry bozyboleta .
na miaramiola vatatay io nainona rehefa tsy mety ny ataony lehibe dia valiana izy io karaha anao mamaly reninao io .
koa tsy azonao raha ataony mamaly anao .ary miaraka @ miaramila aho eto s&atria ny lehibeny ao mitango ny vokanny.
ny miramila madinika ataony fitaovana nefa izy tsy taitra any aminy tany misy izy agny.anao efa kopaka afçodio amin'izay fa ny olona izao efa raha hafa hivakiagna loha .anao anie afaka miaro izy ataova anao koa mahay ok.
io tsy misy halahelo hevitry no ampiadigny eto.
7. xxx ( 18/03/2009 06:36)
aza mora tezitra moa liaka fa izay atao ihany no miverina dia zakao ny vokany aza manantena ny tsy hiverenan'ny tody izany hoa ary aza mora taitra fa ny diavolan_ko lava ny lalao mbola ho ela de korazy ra8 fa efa ele loatra izay nitatazana ny vava ratsy sy ny rahombava avy @ lery izay sady ampy izay fanagadrana vitany izay (l) (l) (l)
8. ratavao ( 18/03/2009 08:23)
Fa iza moa ary inona moa no nahatonga ny miaramila hikomy ka hanao an'izao? Mazava ho azy efa fitondrana tsy nety no niainany hatramin'izay. Ireo mpomba an-dRa8 ireo rehefa tsy faly de mandehana daholo miaraka aminy any.
Izay anie le efa nolazaiko hoe: tsy ho zakany ny valin'izao tamin'ny fotoana nanenjehana ny vahoka tsy ho eo amin'ny 13Mai t@ all@ EMMONAT ireny e!
9. diamondra27 ( 18/03/2009 18:47)
ainaheri: jereo ery ambanimbany ery fa misy article ao

http://diamondra27.skyrock.com/3.html
10. ainaheri ( 18/03/2009 19:03)
Diam's>>Ka otran'io iany nolazain'ny bekintana d niala pà izy avy teo ee
11. tafondro ( 18/03/2009 20:03)
diamondra27:

ainaheri: jereo ery ambanimbany ery fa misy article ao

http://diamondra27.skyrock.com/3.html


Hay kosa mba misy an' izany eto @serasera ? tsara ho fantarina ry diamondra 27 fa misaotra . Mba afaka manome ny fomba fidirana ao @ blog nao ve ianao ?
12. diamondra27 ( 19/03/2009 16:21)
tafondro: sao de voatifitra am zany za aloha e

http://diamondra27.skyrock.com/3.html de bon surf zany ko
ery ambany ery ny pejy

13. moi ( 20/03/2009 07:01)
Mba nanantena valin'ny fanontaniana aho, toa lasa resaka tsy mamaly ilay fanontaniana no ato nanomboka tamin'ny valiny fahaefatra. Ny ahy ity koa mba anisany !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524